fanaovana "tompoko".....
62. maelys
(
01/02/2006 10:49)
io arakaraka ny "circonstance" koa aloha e ! zà aloha raha olona tsy fantatro de manao tompoko foana aho e ! fa hafa kosa aloha raha miaraka amin'olona efa mahazatra ahy.
Ho an'izay tsy zatra manao "tompoko" satria zay no hitany mety aminy, tsitako ze olana.
Fa ny "tompoko" koa de tsy ze rehetra hita no atao an'izany fa izay mi-mériter an'izay ihany kosa aloha e !
vita tompoko !!! :-D:-D:-D:-D:-D

64. pissoa
(
01/02/2006 12:55)
lapino:
Pissoa: Za anefa mahita olana raha mampiasa "tompoko" daholo ny fiaraha-monina iray manontolo.
Oops
pissoa:
Marina - Dia toy ny fomba fanajana hafa rehetra, tsy hitako izay olana raha misy mampiasa ny hoe Tompoko.
maelys> Marina mihitsy ny anao. Fa na olona efa zatra koa aza, misy fotoana mila miova kely (tsy voatery hoe manao Tompoko izany, fa ny titre-n'ny olona indraindray mila tenenina)
Hihihi - ohatran'ny mitovy hevitra daholo anie izany isika e, ankoatra an'i Vahinala.
Vahinala:
fa za no tsy mampiasa azy ary tsy ampiasa azy mihitsy koa d zay tsy hitako hoe inona no olana. Mbola averiko ihany hoe tsy mi existe anaty diksionerako zany.
66. Vahinala
(
01/02/2006 14:10)
pissoa:
Hihihi - ohatran'ny mitovy hevitra daholo anie izany isika e, ankoatra an'i Vahinala.
Tsy olana mintsy ka, za tsy manan'eritreritra ny hiova fa zay ihany ny ahy dia ianareo koa manao ze mahazatra anareo d zay e. Za tsy tia manao an'izany d zay no comment e !
72. ravakamalala
(
01/02/2006 19:38)
lapino > satria za no tiano ho hita angamba!8)
"tu joues sur les mots "ozy ny vazaha izay, tsy hitako izay mahasamihafa an ireo fa mba azavao ahy, omeo ohatra raha azo atao.
Amiko ny fitiavana tsy ny aseho no ilaina aminy fa ny atao
"tu joues sur les mots "ozy ny vazaha izay, tsy hitako izay mahasamihafa an ireo fa mba azavao ahy, omeo ohatra raha azo atao.
73. Vahinala
(
01/02/2006 20:59)
ravakamalala:
misy manasarotra fiainana akia booboo a!
Sao d i Vahinala no lazaindriko fa manasarotra fianana ?:-w:-w:-w:-w
74. lapino
(
01/02/2006 21:13)
ravakamalala: izay eo ihany, fa ilay viodebà koa no tena tsy aritro. :wink:
>>> "tu joues sur les mots "
Tsia, fa tena ilay hevitra mihitsy.
- Tsy ny aseho no ilaina aminy: ny fisehoany dia efa conséquence an'ny fisiany. Ka tsy ny hampiseho azy no tena tokony himasoana fa ny hampisy azy ngezabe.
- fa ny atao no ilaina aminy: no comment :wink:
Dia ianao ihany no mampitovy ny fanajana amin'ny fitiavana avy eo! :)
Vahinala: :-$:-$ Kalammm aloha fa aza tonga dia malaky mahina ... :-@:-@

75. Vahinala
(
01/02/2006 21:17)
lapino > Za tsy mahana ka fa gaga fotsiny za koa, aleo manontanitany foana e ! Sa ahoana ry se !:wink:
77. mandrindra
(
03/02/2006 08:26)
hoy i lapino :
eny ilaina ny manisy marika amin'ny zavatra hatao rehetra, eto izany dia ny fanajana. tsy voatery atao miverimberina anefa izany fa apetraka anamarihana azy eny amboalohany ary ampatsiahivana tsindraindray fa misy izany.
Marihina fa tsy ny "tompoko" ihany no mariky ny fanajana.
hoy i lapino:
rehefa tsy misy mari panajana dia tsy hoe manivaiva akory. saingy rehefa tsy ao ny MARIKA ahitana izany dia toy ny maneho indifférence.
hoy i lapino :
eny rehefa tsy misy marika dia tsy afaka mifanaja, maro dia maro ireo marika maneho ny fanajana : tsy fanpahana teny, ny fandraisantanana rehefa miarahaba, ny tsiky atolotra, ny teny avoaky ny vava izay fidina.
Ny "tompoko" dia mariky ny fanajana, saingy tsy io irery ihany no ahafahana maneho izany. Ny fampiasana ny "tompoko" sy ny marika isankarazany dia tokony hanaraka ilay fahendrena malagasy : ny fahalalana onona.
Ilaina ve ny manisy marika ny fanajana?
eny ilaina ny manisy marika amin'ny zavatra hatao rehetra, eto izany dia ny fanajana. tsy voatery atao miverimberina anefa izany fa apetraka anamarihana azy eny amboalohany ary ampatsiahivana tsindraindray fa misy izany.
Marihina fa tsy ny "tompoko" ihany no mariky ny fanajana.
hoy i lapino:
Dia rehefa tsy misy mari-panajana ve dia tsy manaja no dikany na sanatria manivaiva?
rehefa tsy misy mari panajana dia tsy hoe manivaiva akory. saingy rehefa tsy ao ny MARIKA ahitana izany dia toy ny maneho indifférence.
hoy i lapino :
Tsy afaka hifanaja mihitsy ve isika raha tsy asiana marika ohatra an'izany?
eny rehefa tsy misy marika dia tsy afaka mifanaja, maro dia maro ireo marika maneho ny fanajana : tsy fanpahana teny, ny fandraisantanana rehefa miarahaba, ny tsiky atolotra, ny teny avoaky ny vava izay fidina.
Ny "tompoko" dia mariky ny fanajana, saingy tsy io irery ihany no ahafahana maneho izany. Ny fampiasana ny "tompoko" sy ny marika isankarazany dia tokony hanaraka ilay fahendrena malagasy : ny fahalalana onona.
78. ravakamalala
(
03/02/2006 08:55)
mandrindra > merci amin ilay fanazavana tsara petrapetraka ery, misimisy ny olona manana ny fahaizanao mamelabelatra hevitra.:wink:
vahinala > misy fitenenana izay hoe : "izay mahatsapa-tena ho be lelo, aoka hanisin-delo."
lapino > tamin ny fanehoan kevitro dia nohariko tamin ny fitiavana ny fanjana satria hitako fa ny fitiavana no reference tsara satria zava dehibe amin ny fiainan ny olombelona.
ahoana moa lapino no ahafantarana ho emisy ny zavatr iray raha tsy ampiseho? omena ny mariky ny fisiany?

79. vale
(
03/02/2006 13:44)
Teny manan-danja @ ny malagasy ny teny hoe "Tompoko" ka ataoko fa tsy misy teny hafa "mahasolo" an'io izany!, fa anjaran'ny tsi11 fotsiny no misafidy na hampiasa na tsia, samy manana ny fomba nahazatra azy daholo:D
80. dadabe
(
03/02/2006 14:15)
Mpandefa : vale [ Valio ] 30-01-2006 17:55:40
Lohateny : fanaovana "tompoko".....
Mba nandinika ihany hoà zaho fa toa tsy dia miasa firy intsony io teny iray io amin'izao vanin'andro ianinantsika izao é! tsy fantatro ny antony mazava???
Miverina ery ambony
marina izany , dia rehefa mandalo ny dadabe dia tokony manao hoe manao ahoana Tompoko ny mpiserasera rehetra :°)