fanaovana "tompoko".....
1. vale
(
30/01/2006 13:55)
Mba nandinika ihany hoà zaho fa toa tsy dia miasa firy intsony io teny iray io amin'izao vanin'andro ianinantsika izao é! tsy fantatro ny antony mazava???
novalian'i Joklinrabe ny 31/08/2006 10:36
4. lapino
(
30/01/2006 14:33)
Mahafinaritra ahy anefa ny fiaraha-monina tsy misy an'izany tompoko tompoko izany!!! Amiko dia fomba ratsy ilay izy, ka raha ny fahalalam-pomba ratsy no manjavona dia vao mainka tsara! :)
5. Vahinala
(
30/01/2006 14:39)
Za koa mitovy amin'i lapino, za hatramzay dia tsy mba manao izany tompoko zany mihitsy na olona ambony manana hajany na koa hoe Ray amandReny aza no miresaka amiko fa ohatra hoe "Manahoana ianao Mr...." na hoe "Manahoana ianareo, fahasalamanareo ?".
Tsy resaka tsy fahalalampomba le izy amiko fa io terme io mintsy no ohatry ny tsy dia azoazoko. Raha fakafakaina mantsy dia avy amin'ny hoe "Tompo" izy io ka noho izay olona miresaka amiko dia tsy tompoko mihitsy akory.

6. ravakamalala
(
30/01/2006 14:49)
inona kosa no maharatsy ny fanaovana tompoko? endrika fanajana olona fotsiny anie izy io fa tsy dia mila idirana lalina e!
mba avahna ny fomba firesahana amin ny olon dehibe sy ny ankizy mitovy taona amin ny tena!

7. Vahinala
(
30/01/2006 14:53)
Zay fotsiny ny ahy ka, d zay foana fa tsy voatery hanaraka ny ataoko akory nareo, nena zay no fombako d ana personnel zay.
8. mandrindra
(
30/01/2006 15:48)
vahinala, ilay hoe foana foana dia toy ilay intsony aza dia miteny an'izany fa tsy maintsy mbola hanao ny mifanohitra amin'izany foana. ohatra izao raha mnadeha mamangy manamanjo ianao ka mitondra ny teny dia tokony ho tafiditra ao antin'ny teniano ilay tompoko.
Marina fa raha adika ny teny hoe tompoko dia misy filazana fananana. Ao amin'ny malagasy tenenina (parlé) dia hafa mihitsy ny fipetraky ny tompoko, tsy milaza fananana fa mametraka ny olona mifanakalo hevitra aminao amin'ny toeramboninahitra izany hoe midika fanajana. Raha hiresaka dia ny fifanajana no tokony apetraka voalohany mba ahafahana mandroso, dia izay no antony.

9. pissoa
(
30/01/2006 16:07)
Miombon-kevitra amin'i Mandrindra. Sady tsy vitsy anie ny teny hoe misy heviny roa toa izao e. Dia raisina amin'ilay heviny manaja izy, fa tsy hoe "tompo+ko"
Il ne faut jamais dire "jamais" :roll::-D:-D
mandrindra:
vahinala, ilay hoe foana foana dia toy ilay intsony aza dia miteny an'izany fa tsy maintsy mbola hanao ny mifanohitra amin'izany foana.
Il ne faut jamais dire "jamais" :roll::-D:-D
10. lapino
(
30/01/2006 16:29)
Tam'zay T5 (soa ihany fa T5 ihany za no tao amin'io sekoly io, fa ny ankizy rehetra tao dia niharan'izany daholo), dia voasazy mandohalika na voakapoka amin'ny règle raha miresaka amin'ny mpampianatra tsy manao "tompoko".
- Firy ny velaran'ny mahitsizoro?
- Lavany * Sakany tompoko!
- Mipetraha!
- Misaotra tompoko!
Kelikely eo ...
- amin'ny firy izao?
- amin'ny 9 sy fahefany tompoko!
Etsetra ... Dia miady rima amin'ny "tompoko" ny zavatra tenenina rehetra.
Dia inona no fahitako an'izany: ohatra ny hoe apetraka hoe filela-paladia ny mpampianatra, ary fanalika ny ankizy. Na dia endrika anehoana fanajana fotsiny aza ilay izy, amin'izany rythme izany, mety misy zavatra mitranga!!!
Amiko tsy voatery misy hoe "tompoko" vao misy fanajana. Ary ny karazana mariky ny fifanajana lasa fihatsaram-belatsihy fotsiny avy eo. Na amin'ny fifandraisana RAD - Zanaka io, na Mpianatra - Mpampianatra, na Mpiasa - Patron, na 4Mis - filoham-pirenena.

11. vale
(
30/01/2006 18:01)
pissoa::roll::roll::roll::-D:-D
Vale sao any amin'ny tany tsy miteny Malagasy no mipetraka :idea:
12. vale
(
30/01/2006 18:07)
Nisy namana iray niteny tetsy ambony oe: rehefa miarahaba zaho na miresaka de manao oe: Mr ... fa ny dikan'ny fanaovana Mr sy mme ve tsy "équivalent" ny "tompoko" ihany é?
13. vale
(
30/01/2006 18:09)
lapino::-D:-D:-D lapino kosa kay voan'ny "lalan-kitan-kisoa knouuuu!:wink:
Mahafinaritra ahy anefa ny fiaraha-monina tsy misy an'izany tompoko tompoko izany!!! Amiko dia fomba ratsy ilay izy, ka raha ny fahalalam-pomba ratsy no manjavona dia vao mainka tsara! :)
14. Veloo
(
30/01/2006 18:27)
vale a tena ilaina mihitsy ny fitazomana ny maha tena gasy antsika... ny fahaizana manaja ny olona rehetra.. indrindra fa ny antitra.. toro hevitra nomen'ny mamanay ahy io ary ho ataoko fona na aiza na aiza aho sy ny generation - ko rehetra manaraka:wink:
15. Vahinala
(
30/01/2006 18:38)
vale > Ny Mr et madame raha adika am teny malagasy dia Andriamatoa sy Ramatoa fa tsy tompoko mintsy akory.
mandrindra > Hatramzao aloha d zay foana za e, sady tsy mbola nitondra teny tam famangiana fahoriana koa aho fa na hisy aza zany ndray andro any, tsy hiteny tompoko mihitsy aho akory. Matoa aho zay tafiteny anzany tampoka dia lasalasa hoazy fotsiny ny vavako na ny saiko fa tsy vokatry ny foko mihitsy.
Samy manana ny fisainany io, tsy mi existe anaty diksionerako zany teny zany raha samy olombelona fa rehefa mivavaka aho no miteny an'izany. Tsy midika tsy fahalalampomba akory izany fa samy manana ny firesany io dia zay fotsiny.
pissoa > Hatramzao aloha d mbola mitombona ny jamais ka.

16. ari.malala
(
31/01/2006 05:48)
Teny kely ts mamizana mints anefa ny hoe tompoko... ts hitako mints zay antony tokony anafoanana azy io, ary mampalaelo tokoa ny ts fahaizan'ny ankizy malagasy ankehitriny manaja olona. Inona tokoa re no fomba entina amerenana @ laoniny ny fahaizana manaja e...
17. Fiffi
(
31/01/2006 05:52)
lapino: dia leo ve ianao satria voatery hiteny "eny Tompoko, misaotra Tompoko" ? dia lasa noraisinao fa fomba ratsy ireo ? :roll::roll::roll:
18. maelys
(
31/01/2006 06:39)
Manahoana daholo ianareo Tompoko !
Fanajana ny dikan'ny hoe tompoko. Tsy azo adika fahatany hoe tsy manindrahindra na ampifandraisina foana @ hoe Tompo. Betsaka ny dikan'ny teny iray am teny gasy :
masina = masira,
masina = hevitra araka ny finoana
mino = mamo (fiteny tatsimo)
mino = hevitra araka ny finoana
miangona = mivorivory, mitambatra
miangona = mankany ampiangonana
sns...
Ka noho izany tsy tokony afangaro.
Raha aty madagasikara zao ka hanao fangatahana (demande sur papier libre ) tsy maintsy manomboka @ hoe : "tompoko", efa formule io ka tsy azo ovaina.
Ery ambany eo @ "veuillez agréer , Monsieur" am teny vazà de tsy maintsy misy hoe : "raiso tompoko ...".
Ka tsy haiko hoe inona no maharatsy ny hoe tompoko !!!

19. lapino
(
31/01/2006 07:20)
1- Ilaina ve ny manisy marika ny fanajana? Dia rehefa tsy misy mari-panajana ve dia tsy manaja no dikany na sanatria manivaiva? Tsy afaka hifanaja mihitsy ve isika raha tsy asiana marika ohatra an'izany?
2- Ny hoe "tompoko" dia misy effet pyskôlôjika indrindra amin'ny ankizy, toa manentsina ny personnalité-ny tsy hivoaka!
Ka lalan-kitan-kisoa na tsia, ratsy amiko ny fampiasana "tompoko", izay tsy ilaina rahateo. Tsy mandà ny lafy tsarany aho, raha ampiasaina amin'ny situation sasany, fa ny ratsy no hitako betsaka amin'io teny io.
Ny rafitra miaramila ihany no avahako amin'izay, any aza tsy "tompoko" no ampiasaina fa "mon général"!

20. Fiffi
(
31/01/2006 07:38)
Miarahaba anareo rehetra indray Tompoko !
maelys: Tsara fa misaotra Tompoko ! mahafinaritra ilay fanajana e ? :):):)
lapino: hoy ianao : 1- Ilaina ve ny manisy marika ny fanajana? Dia rehefa tsy misy mari-panajana ve dia tsy manaja no dikany na sanatria manivaiva? Tsy afaka hifanaja mihitsy ve isika raha tsy asiana marika ohatra an'izany?
Fa ahoana kay no mahatonga anao hametraka izao fanontaniana izao ? Dia rehefa tsy misy intsony ny fifanajana dia lasa baranahana be ilay fiainana . Dieny mbola kely ny ankizy dia hampenarina ny fahalalam-pomba , ny ray aman-dreny aloha , dia any am-pianarana koa . Inona re no mba hiafara'izao tontolo izao raha tsy misy ny fifanajana e? ary io dia manomboka @ fampiharabaina , manao ahoana Tompoko , ary miafara @ misaotra Tompoko.
Tsy tadidinao ve ity ? " Raha misy manomé , zavatra ho anao , k'ingà miteny hoe MISAOTRA TOMPOKO O !"