fanaovana "tompoko".....
21. lapino
(
31/01/2006 07:53)
Fiffi >>> Fa ahoana kay no mahatonga anao hametraka izao fanontaniana izao ?
Satria te hahazo valiny amin'ireo fanontaniana ireo aho. 3 izy ireo, mba omeo valiny. :wink:
Satria te hahazo valiny amin'ireo fanontaniana ireo aho. 3 izy ireo, mba omeo valiny. :wink:
22. maelys
(
31/01/2006 07:55)
Inona kosa ndray ary ny mari-panajana hafa ankoatran'io ?
Zà hatr@ zao manao tompoko foana fa mbola tsy tsentsina zany !
Misy lafy ratsy sy lafy tsara daholy ny zvt rehetra fa ny fanajana (respect) kosa angamba tsy ratsy e!
Zà hatr@ zao manao tompoko foana fa mbola tsy tsentsina zany !
Misy lafy ratsy sy lafy tsara daholy ny zvt rehetra fa ny fanajana (respect) kosa angamba tsy ratsy e!
24. pika
(
31/01/2006 08:08)
tsy hoe rehefa tsy manisy tompoko akory dia tsy manaja e ny fihetsika, ny fiteny, .... dia azo anehoana fanajana daholo
ny mbola fanaovana izany dia mampisy elanelana diso tafahoatra eo @ fiarahamonina, ary mety hisy vokany ratsy eo @ toetsain'ilay mpanao tompoko lava
zay tompoko
vita tompoko
eny tompoko
misaotra tompoko
:lol::lol:

25. Vahinala
(
31/01/2006 08:09)
lapino > Manahoana se salama tsara ve androany, inona no vao² ?
Tsy mahalala fomba ve za ry lapino raha izany no fomba firesako aminao ?
Tsy mahalala fomba ve za ry lapino raha izany no fomba firesako aminao ?
26. Fiffi
(
31/01/2006 08:21)
Vahinala: :-*:-* , :-D:-D ka izao ary e! raha i lapino zao ankizy mbola kely dia mty io fiharabandry azy io fa raha i lapino efa olondehibe 50 taona dia ataondriko hoe" manao ahoana Tompoko " mety ve io ?
27. Vahinala
(
31/01/2006 08:27)
Fiffi > Raha havako izy dia ataoko hoe manaona dadatoa na dadafara na tsy haiko, raha olona tsotra fantatro izy dia manahoana ianao ramose dia zay sady mandray tanàna azy aho, amiko zany tsy misy tsy fahalalampomba mintsy aloha. Za aloha tsy niteny hoe tokony foanana e, fa io samy manana ny mahazatra azy d zay fotsiny angamba.
28. Vahinala
(
31/01/2006 08:28)
pika:
tsy hoe rehefa tsy manisy tompoko akory dia tsy manaja e ny fihetsika, ny fiteny, .... dia azo anehoana fanajana daholo
ny mbola fanaovana izany dia mampisy elanelana diso tafahoatra eo @ fiarahamonina, ary mety hisy vokany ratsy eo @ toetsain'ilay mpanao tompoko lava
zay tompoko
vita tompoko
eny tompoko
misaotra tompoko
:lol::lol:
=D=D=D=D=D
29. lapino
(
31/01/2006 08:30)
Za aloha miombon-kevitra amin'i pika 100%.
Vahinala: tonga dia à l'aise be miresaka amin-dry ohatra an'izany! :wink:
Fiffi: za aloha mbola tsy 50 taona e! :wink:8)
Fa na miresaka amin'ny olona 50 taona na 70 taona aza, na miresaka amin'ny olo-manan-kaja ambony koa aza, sns ...

31. hery
(
31/01/2006 09:13)
Mandalo kely fotsiny fa mbola hitady hevitra lalindalina...
Vahinala> Monsieur = Mon+Sieur mitovy @ hoe "My+Sir" = "My+Lord" = Tompoko
http://en.wikipedia.org/wiki/Sir
Araka ny nolazain'ny sasany eo ambony dia Titre fotsiny io fa tsy misy ifandraisany amin'ny hoe Tompo...
Rehefa ifanarahana hoe ampiasaina ho fanajana dia ampiasaina fa rehefa tonga indray moa ny fifanarahana hoe aza asiana tompoko intsony ny taratasy ofisialy sns... dia tsy maninona
Araka ny fahazarana koa ilay izy.
Mifanena tampoka amin'olona tsy fantatrao anarana, tsy fianakaviana, sns ianao kanefa ilànao zavatra tampoka dia tompoko no mandeha ho azy.
ohatra: Tonga ao amin'ny vavahady ianao, hitady olona iray, dia olona hafa no mitranga eo amin'ny varavarankely (tsy hita tsara hoe lahy sa vavy)... dia inona no hotenenina?
1. Eeee :-)
2. Azafady hoeee
3. Azafady kely hoe tompoko?
4. Fioooiii (sioka :-D)

32. Vahinala
(
31/01/2006 09:22)
Samy manana ny fahazarany io hoa, tsy niteny aho hoe fohano ny fitenenana tompoko fa afaka manao izany ze te hanao, fa za no tsy mampiasa azy ary tsy ampiasa azy mihitsy koa d zay tsy hitako hoe inona no olana. Mbola averiko ihany hoe tsy mi existe anaty diksionerako zany. Ary za d tsy mahatsapa ny tenako mihitsy hoe tsy mahalala fomba fa resaka personnel zany, tsy manao tompoko ny patron ako mihitsy aho ohatra na d izy aza no manakarama ahy, efa antaonany maro zay no niara niasa tsy mbola nisy olana hatramzao fa mifandray tsara mihitsy, ka inn no blème ??????
33. pissoa
(
31/01/2006 09:37)
pika:Marina - Dia toy ny fomba fanajana hafa rehetra, tsy hitako izay olana raha misy mampiasa ny hoe Tompoko.
tsy hoe rehefa tsy manisy tompoko akory dia tsy manaja e ny fihetsika, ny fiteny, .... dia azo anehoana fanajana daholo
pika:
ny mbola fanaovana izany dia mampisy elanelana diso tafahoatra eo @ fiarahamonina
Rehefa raisina amin'ny dikany hoe "Tompo+KO" ny hoe Tompoko, dia mitombina ny tenenin'i Pika. Fa raha ohatra izao ireny mamangy fahoriana ireny. Mifanao tompoko ny mpamangy sy ny vangiana ... dia misy elanelana ve izany?
Vahinala> :-*:-*
34. Fiffi
(
31/01/2006 10:22)
Hoy hery: ohatra: Tonga ao amin'ny vavahady ianao, hitady olona iray, dia olona hafa no mitranga eo amin'ny varavarankely (tsy hita tsara hoe lahy sa vavy)... dia inona no hotenenina?
1. Eeee
2. Azafady hoeee
3. Azafady kely hoe tompoko?
4. Fioooiii (sioka )
:-D:-D:-D:-D ,ny ahy aloha dia ity no hataoko e! 3. Azafady kely hoe tompoko?
Hoy pissoa: Dia toy ny fomba fanajana hafa rehetra, tsy hitako izay olana raha misy mampiasa ny hoe Tompoko.
marina ny andry :-*:-*

35. Vahinala
(
31/01/2006 11:46)
Pissoa > Ka za tsy miteny hoe aza mampiasa ange e, fa za fotsiny no tsy tia miteny an'izany d zay ko ! Hihihihi:-*:-*:-*njy
36. lapino
(
31/01/2006 16:19)
ilay rohy wp:
(Sir)It derives from the Middle English sire, from the French sieur, meaning lord, from the Latin adjective senior (elder),
Ilay \"sieur\" izany avy amin\'ny teny latina hoe \"senior\" midika hoe \"razoky\", ary ilay \"sieur\" midika hoe \"lord\" na \"tompo\".
Raha izany dia tao anatin\'ny fisainan\'ny olona hatramin\'izay ve izany ny hoe: ny zoky tompon\'ny zandry:?::!:
Ary na inona hevitry ny teny mety/tokony/asaina andraisana azy, ny hoe \"tompoko\" dia \"tompoko\" no re amin\'izany voalohany, ary mora mihitsy ny hampibolisatra ny fandraisana azy amin\'izay heviny izay. Indrindra moa fa raha tenenina foana ilay izy.
Pissoa: Za anefa mahita olana raha mampiasa \"tompoko\" daholo ny fiaraha-monina iray manontolo. Raha amin\'ny karazam-pamangiana fotsiny, na amin\'ny taratasy ofisialy fotsiny, tsy dia maninona loatra (Na azo atao tsara aza ny mamangy fahoriana tsy misy hoe \"tompoko\"). Sady im-piry anatin\'ny taona moa izany? Fa raha amin\'ny fiainana andavanandro dia \"tompoko\" etsy \"tompoko\" eroa, dia sady mankaleo, no maka fanahy hieritreritra fa mihatsara ivelan-tsihy daholo ireny manao tompoko tompoko ireny!
Raha hoe lasa fahazarana ilay izy, dia fahazaran-dratsy izany, ka asa hatao ahoana?! :wink:
37. Fiffi
(
31/01/2006 16:42)
hoy lapino: mankaleo, no maka fanahy hieritreritra fa mihatsara ivelan-tsihy daholo ireny manao tompoko tompoko ireny!
:roll::roll::roll::roll::roll: aminao angamba izany ry lapino fa raha ny ahy aloha dia tazomiko hatrany ary mandrakizay io fanajana olona io hoe Tompoko , io koa no maha-gasy ahy , mbola tena mahay mifanaja ny Malagasy rehetra.

38. vale
(
31/01/2006 16:49)
Veloo:=D:-*
vale a tena ilaina mihitsy ny fitazomana ny maha tena gasy antsika... ny fahaizana manaja ny olona rehetra.. indrindra fa ny antitra.. toro hevitra nomen'ny mamanay ahy io ary ho ataoko fona na aiza na aiza aho sy ny generation - ko rehetra manaraka:wink:
39. fasaly
(
31/01/2006 16:50)
izà efa niantso antariby matetika tamina birao tany dago, dia rehefa mitady ilay olona zà de hoy aho hoe saika mba hitady an'i "anona " tompoko o!
sady mi geste be zà miteny azy no miangola, henoko ery lay olona mamaly ampanajàna ahy hoe eny ary fa aza miala tompoko o! miangola kou izy no mamaly no maha- teo ho tia izany, an-telefaonina de tena na ny communication aza mahafinaritsa be!
ka tiko be lay manao tompoko raha am foko madio no hanononako azy! raha mifanena amin'olona koa za! ohatra olondehibe noho izaho na manana ny maha izy azy, de ohatra miditra birao aho de ataoko hoe manahoana tompoko o! na tsy manao tompoko aza lay olona hataoko tompoko henoko ery fa nety ny zavatsa nataoko.....:wink:
zà kalou zàtra manao tompoko e! ny fandraisako azy fanajàna olona, fa ny ankoatra ny hevitrio tompoko hafa io de tsy fantako sauf hoe "tompo o!" ohatra.

40. vale
(
31/01/2006 17:09)
Toa mampahatsiahy ahy ilay fandaharana iray t@ télé izay :
Ny olona tsy tia mi-"vouvoyer" olona ' izany hoe marika fanajana = "tompoko" @ malagasy ihany koa.
Nisy tanora iray nanao vavolombelona fa tsy tia manao "vous"olona izany izy fa "tu" daholo na iza na iza fa toa ny mampisy elalenala hoy izy ilay fanaovana "vous" ilay olona iresahana.... teny an-tsefantsefan'ny adi-hevitra anefa ary dia nanontany azy ilay mpanolotra ilay fandaharana hoe ianao izany manao "tu" an'ahy koa? tsy hitan'ilay nanao vavolombelona indray izay hatao fa sadaikatra izy :-D