11 Septembre 2001
81. jentilisa
(
01/02/2006 11:46)
Fa iza no tsy mahafantatra fa agent CIA taloha ange i Ussama Bin Laden?
82. lapino
(
01/02/2006 13:57)
Dia izay zavatra tsy mazava rehetra ao amin'io CIA io izany no manazava ny zavatra tsy mazava rehetra (sy ireo mifanandrify) momba an'i Ben Laden sy ny 11 septembre! :?
83. Vahinala
(
01/02/2006 14:17)
Ary sao d nisy zavatra tsy mazava tokoa nataon'ny CIA d natahorana hamoaka secret i Ben Laden, noho izany mody nasiana ny attentat mba hanedrikendrehana azy, anjekaiko enga anie mba tsy ho zany fa toa lasa resaka maloto be izy zany kle, handeha hiova asa ndray aho d hanao enquêteur!:-w:-w:-w:-w
85. lapino
(
01/02/2006 19:29)
Raha ohatra ka tsy fifanandrifian-javatra ireny àry, sûr ve nareo fa any amin'ny CIA ihany no tokony hojerena?
87. Vahinala
(
01/02/2006 21:19)
D tsy fantatro ry lapino fa tena lasa mampieritreritra lalina mintsy a !
88. marozevo
(
02/02/2006 01:14)
Izany ve ? Tena mba vaovao amiko indray ilay hoe agent CIA i Ben Laden taloha... zahay moa tsy dia mahay analyse loatra...
Fa raha izany dia mety ho marina ihany ilay analysen'ingahirainintsika tamin'ny 27 septembre 2001 tamin'ny kaonferansy de presy.
Mitondra zavatra be dia be ny fahalalana fa CIA i BL taloha... Ary mety ho film fotsiny koa ilay hoe tsy azo na tsy tratra na tsy hita izy, fa mody iniana tsy azo fotsiny... Asa aloha...

89. Vahinala
(
02/02/2006 08:06)
D tsy hay intsony ry marozevo an, ny amerikana koa moa efa tena enjana raha resaka politika koa, iza no mahalala raha mise en scène daholo ireny fa ny hevitra ambadika no tsy fantatra ary asa raha ho fantatra aza any aoriana any !
91. marozevo
(
04/02/2006 00:13)
Koa dia samia izany mitandrina tsara amin'ny onzy septambra manaraka sao dia mbola velona any i LENBADENN
93. marozevo
(
08/02/2006 00:15)
Tena mba namaky artikla be dia be momba an'i Ben Laden aho androany fa tsy nahita na iray aza milaza, na ankolaka na mivantana, fa CIA izy taloha. Sao dia mba misy manana izay loharanon-kevitra momba izay ianareo.
95. marozevo
(
10/02/2006 23:59)
Nahita indray aho androany eh... fa tsy CIA kay lery fa agent secret tsotra, izany hoe espion karamaina. Izay no nahazoako azy, ary ao amin'ny "encarta" no nahitako an'io. misy site momba io fa tsy tsaroako ilay referansy, fa soraty ny hoe encarta, avy eo recherche Ben Laden, dia ao le izy.
96. Veloo
(
12/02/2006 01:30)
fa angaha tena sarotra mihitsy ny ahitana an;ila BenLaden e? avec tous les high tech hananana ankehitriny?? tsssssss za tsy mba mino oe sarotra fa tsy te-hitady ry zareo:°)
97. marozevo
(
12/02/2006 18:05)
Veloo:
fa angaha tena sarotra mihitsy ny ahitana an;ila BenLaden e? avec tous les high tech hananana ankehitriny?? tsssssss za tsy mba mino oe sarotra fa tsy te-hitady ry zareo:°)
Angamba io lazainao io no tena marina