11 Septembre 2001
104. atmos
(
14/02/2006 20:52)
Za wa nahita reportage izay, mahavariana be mihitsy ny fanadalàna loham-bahoaka @ ity resaka Ben Laden ity. Misy bandy izay tsy tadidiko ny anarany fa ex-membre tao @ admin n'ny CIA lery, dia nilaza izy fa efa in-4 i Ben Laden no efa azony teo antanany fa tsy nahazo alàlana avy @ Bush dia navotsotra foana. Jereo tokoa ange e, raha azo tokoa ary i Ben Laden talohan'ireny Guerre an'Irak ireny, tsy afaka ni-attaque an'i Irak intsony ny USA saria tsy mitombona intsony ny hevitra hoe ny terroriste no hi-attaquer ny an'Irak.
105. marozevo
(
15/02/2006 00:48)
Tena gravy izany r'atmos ah ! Efa tratra hoe lery fa navotsotra ? satria tsy nahazo alalana ? Tena fanaovana zinona ny vahoaka kosa raha izany no izy eh... Nefa izaho koa mino fa tsy tokony ho sarotra amin'ny zamerika mihitsy io.
fa ilay logique-nao eo amin'ny fehezan-teny farany tena tsy azoko r'ise ah..
Sao dia lasa hors sujet isika anefa, fa ny tena loha hevitra tamin'ity dia ny endrik'ilay setroka tamin'ny 11 septembre 2001.

106. Veloo
(
15/02/2006 02:29)
:-D:-D:-D
tena possible mihitsy zany lazain'i atmos zany efa tsy fantatra intsony izay ratsy sy tsara fa efa henoko ko oe i bush anie ka tena devoly be ko hono e... tsy mbola confirmer aloha fa probable be ilay izy e...politika no tena betsaka e

107. atmos
(
15/02/2006 15:46)
marovezo : ka raha tsy azo dia mba enjeho e, hazakazaka ange ny fiainana e, hihihihihi
108. cutie
(
15/02/2006 15:52)
: marozevo [ Valio ] 15-02-2006 04:48:14
Lohateny : Re : 11 Septembre 2001
Tena gravy izany r'atmos ah ! Efa tratra hoe lery fa navotsotra ? satria tsy nahazo alalana ? Tena fanaovana zinona ny vahoaka kosa raha izany no izy eh... Nefa izaho koa mino fa tsy tokony ho sarotra amin'ny zamerika mihitsy io.
fa ilay logique-nao eo amin'ny fehezan-teny farany tena tsy azoko r'ise ah..
Sao dia lasa hors sujet isika anefa, fa ny tena loha hevitra tamin'ity dia ny endrik'ilay setroka tamin'ny 11 septembre 2001.
hazavaiko ve ??:roll::roll::roll:
115. marozevo
(
16/02/2006 23:17)
Aza mba mananihany moa Ra-atmos ah. Mba azavao ho ahy eh... Ilay frazy farany voalazanao etsy ambony fotsiny anie no tsy azoko eh... Ilay hoe Raha azo i Ben Laden, anagaha izy izay, dia tsy logique ny ady any Irak !..
Fa hono'aho : Hitan'lisany ve le reportage momba ny traitement ataon'ny Amerikana amin'ny miaramila Irakiana azo sambo-belona. Matsiravina le'ty ah... Misy marina ihany le lazain'i veloo hoe ... maninona moa i bush??... Fa ny voaporofo aloha izao dia olona lian-dra izay tsy izy ity Bush ity.

117. marozevo
(
21/02/2006 01:34)
Veloo:
:°)
Io indray --- Mba jereon'i veloo ange io statistika eo amin'ny zorony ambany havia io eh... Amin'izao ora anoratako izao (03:33 aty Italia), dia i veloo no voalohany ao, ary ny isa azony dia 3444.
Koa raha ohatran'io foana ve no hatao eto tsy mba ho azonay ny voalohany.
Tsy manenjika statistika hono izy izany...