11 Septembre 2001
45. marozevo
(
27/01/2006 23:33)
sao dia heveriko fa ireo nianjeran'ny tilikambon'i Siloe no meloka (Tours jumelles manko e), fa raha tsy mibebaka aho dia ho toy izany koa. Ary moa heveriko fa ireo maty novonoin'i Heroda ( BL sy SH manko e), no meloka noho ny olona rehetra. tsia hoy aho aminareo fa araha tsy mibebaka isika dia ho toy izany koa.
Mety ho hitan'ny dadabe ve ny referansin'ireo na dia somary nasiana karbonetra kely aza.
Mety ho hitan'ny dadabe ve ny referansin'ireo na dia somary nasiana karbonetra kely aza.
46. dadabe
(
28/01/2006 04:05)
kiiiii :roll:zah aza tsy mahazo le filozofian'i toi ko :-w somary hitaro kely hoe:@
47. Herimiafina
(
28/01/2006 04:45)
De ahoana izany ireo maty? de lasa any amin,ny afobe daholo izany aminareo ireo maty tao? :twisted::twisted:
49. jentilisa
(
28/01/2006 09:19)
misy andalantoratra masina manambara ilay nihotsahan'ny trano re raha tsy diso aho izy izay. Tsy hoe nanota ireo hoy ny Tompo no nahafaty ireo fa...
51. lapino
(
28/01/2006 10:15)
Za tsy manana dollar afaka hanandramana, fa ny billet dollar hono raha avalona atao miendrika rôplanina, dia ahitana sarin'ilay twin tower midonaka (mety ho fifanandrifian-javatra fotsiny io an): http://www.bibleetnombres.free.fr/images4/20bill4.jpg . Amin'ny $5 izy mbola mijoro : http://www.bibleetnombres.free.fr/images5/dollar5.jpg , @ $20 izy midonaka: http://www.bibleetnombres.free.fr/images5/dollar20.jpg , @ $100 izy setroka sisa: http://www.bibleetnombres.free.fr/images5/dolla100.jpg .
Dia mbola mety ho fifanandrifian-javatra koa fa hita eo amin'ny mariky ny dollar ny 11 S (S misy tsipika mijidina roa).
Dia mbola mety ho fifanandrifian-javatra koa fa hita eo amin'ny mariky ny dollar ny 11 S (S misy tsipika mijidina roa).
52. Vahinala
(
28/01/2006 15:49)
lapino > Eny tokoa e !
Nanota loatra ireo dia kapoka nataon'Andriamanitra azy daholo izany nefa dia mbola tsy mety fay fa mbola mitohy ihany ny habibiana sy famonoan'olona, guerre atsy guerre eroa ! Tsssss
Nanota loatra ireo dia kapoka nataon'Andriamanitra azy daholo izany nefa dia mbola tsy mety fay fa mbola mitohy ihany ny habibiana sy famonoan'olona, guerre atsy guerre eroa ! Tsssss
53. lapino
(
28/01/2006 18:02)
Vahinala: Tsy hoe iza nanota na iza nanota, tsy sahy hitsara amin'izany aho. Fa ilay fifanandrifian-javatra no mahavariana ahy: kisendrasendra ve? Tsy mampino anefa.
54. Vahinala
(
28/01/2006 20:00)
lapino > Ka zay mantsy toa tsy azo lazaina hoe kisendrasendra ilay izy fa dia maha lasa saina tokoa.
55. Veloo
(
28/01/2006 23:51)
oy ny maire ny new orleans, efa midina eto amin-tsika ny fahatezeren'Antra..(t@ ireny cyclone be dia be nandalo teto) ary misy marina mihitsy nolazainy... aiza ko esorina ny did folo eny @ tribunaly, ho esorina ny "in god we trust" eny @ vola etc... ho esorina eo @ national pledge "nation under God" ka aiza no tsy ho maha lasa saina?
56. marozevo
(
29/01/2006 00:52)
dadabe:
kiiiii :roll:zah aza tsy mahazo le filozofian'i toi ko :-w somary hitaro kely hoe:@
Tsisy filozofia sarotra izany ry dadabe ah... sady tsy filozofia koa moa io, fa mba fandinihina ilay Tenin'Andriamanitra eh... Ilay Jesoa nilaza mitovitovy amin'io eh.. Tena tsy hitan'ise ve le refeeransy.
57. marozevo
(
29/01/2006 00:53)
Herimiafina:
De ahoana izany ireo maty? de lasa any amin,ny afobe daholo izany aminareo ireo maty tao? :twisted::twisted:
Tsy fantatsika na any amin'ny afobe ireo na any amin'ny afokely na amin'ny lanitra, fa ny tokony hataontsika fotsiny dia voalohany tsy mitsara azy ireo dieny mialoha, ary avy eo mandinika ny tenantsika sao dia mba mila fiovàna sy fitandremana isika tsirairay sy ny tontolo.
59. lapino
(
29/01/2006 09:49)
Aleoko aza mino hoe kisendrasendra ilay eo amin'ny ravim-bola dollar. Raha tsy kisendrasendra manko:
- inona no ataon'io eo amin'ny ravim-bola dollar?
- oviana no efa nomanina io zavatra io?
- iza no nanomana azy: misy amin'ny tompon'andraikitra amerikana ihany koa ve?
- inona no ataon'io eo amin'ny ravim-bola dollar?
- oviana no efa nomanina io zavatra io?
- iza no nanomana azy: misy amin'ny tompon'andraikitra amerikana ihany koa ve?
60. jentilisa
(
29/01/2006 10:35)
Ny saina anie rehefa lasa lavitra mahita ny tsy fahita e! dia nisy faminaniana izany ny vola dollar? ataoko fa mba tsikaritra mahalasa saina fotsiny ireny!
