11 Septembre 2001
22. dadabe
(
26/01/2006 10:51)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 26-01-2006 04:59:08
Lohateny : Re : 11 Septembre 2001
Fa hono ho'aho eh.. ianareo ve tena siora fa dian-tanan'i Ben Laden iny ?
fa na izany aza tandremo ny milaza hoe satana i Ben Laden... tena olon-dratsy i lery raha
miombokevitra isika mirahalahy amin'iny
23. jentilisa
(
26/01/2006 12:24)
Vahinala> izany an! ka tamin'ilay voa voalohany io sa tamin'ilay voa faharoa?
26. cutie
(
26/01/2006 12:52)
vahinala, le attaque 1 sa le attaque faharoa ngamba no tiany lazaina @ io
27. dadabe
(
26/01/2006 13:09)
efa attaque aloha le izy e:^) fa tsy i ben laden aloha no nanao azy e, fa ny any amerikana anie efa tsy fitiavana an'i ben laden sy i sadam housein e:evil:
29. Vahinala
(
26/01/2006 15:24)
cutie > ts tadidiko intsony kosa aloha e, marina moa !
dadabe > Nen'ireo anefa efa hifanaovana koa ny tena marina e !
dadabe > Nen'ireo anefa efa hifanaovana koa ny tena marina e !
31. Herimiafina
(
26/01/2006 19:58)
Ka ny setroka otsan'ireny tsy maintsy manome sarina olona foana klé, andramo anie e! grrrrr:twisted:
Inona koa no hidiran'i satana amin'izay trano be mianjera any klé?:twisted::twisted:
Inona koa no hidiran'i satana amin'izay trano be mianjera any klé?:twisted::twisted:
32. atmos
(
26/01/2006 19:59)
Ka iza ary no tena satana e, i Georges Bush sa i Ben Laden?
Georges Bush : mamono olona légal (raha azo tenenina izany)
Ben Laden : mamono olona tsy légal (araka ny hevitry ny amerikana)
Amiko an, izay mpamono olona rehetra dia avy any @ Satana daholo, sa ahoana?
Teny atsipy eeeeeeeeeeee
Georges Bush : mamono olona légal (raha azo tenenina izany)
Ben Laden : mamono olona tsy légal (araka ny hevitry ny amerikana)
Amiko an, izay mpamono olona rehetra dia avy any @ Satana daholo, sa ahoana?
Teny atsipy eeeeeeeeeeee
34. marozevo
(
27/01/2006 00:44)
Soa fa eto ihany isika dia afaka miteny hoe ry Zamerika ihany io, na ry Ben Laden koa sns... fa tsaroanareo ve fa andro vitsivitsy taorian'iny dia nanao kaonferansy de presy ny filohantsika, ary dia nilaza fa ny zamerika ihany no namely an'i zamerika. Grave be ny vokatr'ilay konferansy, ary anisan'ny nahalavo an-dRangahy iry tamin'ny fifidianana izany... Lasa Politika ve ?
35. Vahinala
(
27/01/2006 07:47)
marozevo > Ka tsy maintsy lasa resaka politika foana anie io tsinn e !
36. jentilisa
(
27/01/2006 08:17)
tena tsy sary namboarina ve io e? izaho anie tsy mba nahita izany nefa mba mahadini-javatra ihany rehefa ny sahala amin'ireny e!
37. Vahinala
(
27/01/2006 08:28)
jentilisa > Tsy fantatro aloha e, fa ilay izy en direct iny no hitako mintsy d nanaovandry zareo commentaire be avy teo !
39. mandrindra
(
27/01/2006 09:08)
samy mpanao asa ratsy daholo na ny mpaniraka na ny firenena niharan'iny tranga iny.
