11 Septembre 2001

1. Vahinala ( 25/01/2006 15:36)
Hitako maro isika no liana amin'ny resaka fivavahana ka mba tiako ho fantatra ny hevitrareo mikasika ity : tamin'ny fitrangan'ny attentat ny World Trade Center tamin'ny 2001 dia hita tamin'ny sary en direct zay nasehon'ny télé fa nanome endrika sarin'olona hafahafa be toa demony izany ilay setroka mainty be niakatra iny ary hita mintsy hoe toa misy maso ary misy vava ilay izy. Maro no nilaza hoe efa asan'ny satana mintsy izy iny ka dia niseho ny endriny naneho hafaliana. Inona no hevitrareo ? Nitady ilay sary tam net moa za fa toa tsy nahita mintsy koa.
novalian'i marozevo ny 21/02/2006 01:34
2. pissoa ( 25/01/2006 16:00)
Vahinala> http://www.foflodge.com/images/devilface2.jpg
:evil::-D:-D:-D:-D
3. booboo ( 25/01/2006 16:12)
amiko tsy ny setroka no asan'ny satana fa ilay hevitra handripahana ain'olona.
4. Veloo ( 25/01/2006 16:24)
pissoa inn ty manjo anjy?
vahinala ka hita fa marina knou... aiza ko no hisy oe Holy war?
5. pissoa ( 25/01/2006 17:10)
Maninona an'i veloo zah :roll::roll:
6. lapino ( 25/01/2006 18:13)
Raha hoe ny bikan'ilay aloka fotsiny, dia mety hoe ohatra an'ilay mpitendry valiha eny amin'ny volana ihany izay "impression"-n'ny olona fotsiny.

Fa na izany, betsaka ny resaka momba an'io 11 sept io no efa hitako, misy ifandraisany amin'ny resaka occulte. Miaraka amin'izany koa ny resaka vola.

Indraindray mampitady hinohino foana anefa :?:-w
7. Vahinala ( 25/01/2006 20:24)
pisssoa > :{:{:{:{
8. Veloo ( 25/01/2006 20:37)
:{:{:{:{:{
9. jennifer2 ( 25/01/2006 22:21)
tsy nandinika an'iny indray aho an!
10. Lejim ( 25/01/2006 23:38)
Fa ary toa sarin'i Bin Laden izany indray no hitako fa tsy satana. Zah mantsy mbola tsy nahita an' i satana e. Sa zavatra roa mitovy ihany izany bin laden sy satana izany. lol, :-D
11. marozevo ( 26/01/2006 00:59)
Fa hono ho'aho eh.. ianareo ve tena siora fa dian-tanan'i Ben Laden iny ?
fa na izany aza tandremo ny milaza hoe satana i Ben Laden... tena olon-dratsy i lery raha nahavita iny... tena olon-dratsy, fa tsy azo kilasiana ho satana kosa eh...
marina fa tsy nisy niteny hoe Satana izy, nefa misy an-kolaka kely ihany ao... raha diso anefa ny fijeriko dia mamelà ahy.
12. Veloo ( 26/01/2006 01:58)
marovezo a Ben laden tsy satana ka fa nampirisihan;i satana izy hanao an;iny.. ary tadidio tsara fa raha mahay mangataka fahamelan-keloka @ andriamanitra izy dia mbola ho voavonjy an... tsy misy ota izay tsy voavela ataon;ny olombelona, KANEFA KOSA misy ny unpardonable sin; ao @ Matio 12:31,32 "Ary noho izany dia lazaiko aminareo hoy i Jesosy: hoe hahazo famelam-keloka ny olona amin;ny ota sy fitenenan-dratsy samy hafa rehetra da tsy hahaso famelan-keloka ny olona amin'ny fitenenan-dratsy ny FANAHY MASINA. Ary na iza na iza no manao teny hanohitra ny Zanak'olona dia hahazo famelan-keloka ihany fa na iza na iza no miteny HANOHITRA ny FANAHY MASINA dia tsy mba hahazo famelan-keloka na amin;izao fiainana izao na amin;ny ho avy.
13. Lejim ( 26/01/2006 02:20)
Zah aloha tena tsy mieritreritra hoe satana i bin laden e, tsy conservative Americain tsy akory zah no hiteny izany. Fa je condamne tout act de violence. Na izay ataon' ny Americains amin'Iraq koa ary tsy dia azoko loatra fa ady entre an-dreo io ka tsy misy idiran'ny Gasy izany.
14. Veloo ( 26/01/2006 02:25)
lejim a tsy ny amerlot ihany lesy a ....betsaka mihitsy ny manao otran'ny amerlote kle:wink:
15. Herimiafina ( 26/01/2006 03:08)
tssssss:twisted::twisted::twisted::twisted:
16. jentilisa ( 26/01/2006 06:46)
Manontany aho hoe hita sary tamin'ny tele ve io sary io? izany hoe tiako ho fantatra raha nisy ny nanao ralenti na arrêt sur image-io tranga io.
17. hery ( 26/01/2006 07:03)
Izaho koa manahy hoe sao dia efa sary namboarina taty aoriana io mba hidiran'ny mora aolaka
18. jentilisa ( 26/01/2006 07:29)
izay indrindra manko! mety ho ny fanjakana amerikana mihitsy no nampanao ny sary mba ahafahana mandresy lahatra tsara ny olona hoe tokony hanafika ary na eroa isika!
19. mandrindra ( 26/01/2006 07:36)
ny hevitr'io sary io koa anie mety ho hafa e, mety may ny tanann'i satana (ny amerikana), dia iny izy fa nitranga !!!!
20. Vahinala ( 26/01/2006 08:20)
jentilisa > Tsy fantatro aloha nareo e fa tamin'iny andro nitrangany iny mintsy no nalefa en direct tam télé ilay izy dia tena naseho teo mintsy, tam voalohany samy tsy nisy nahatsikaritra fa avy teo natao ralenti le images d tena gaga be na le mpanao commentaires aza hoe inona koa ty ? Nahita document momba an'io 11 sept io aho mantsy d tadidiko tampoka mintsy le izy e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3589