11 Septembre 2001

61. Vahinala ( 29/01/2006 14:58)
D varina za kle:-w:-w:-w
62. Veloo ( 30/01/2006 00:25)
:-w:-w:-w:-w:-w
63. marozevo ( 30/01/2006 00:53)
Veloo:

:-w:-w:-w:-w:-w


Olona mitendry ordinatera ve io sa mitendry harmonia?
64. jentilisa ( 30/01/2006 05:36)
miara-mihira amin'izay ary a!
65. Vahinala ( 30/01/2006 08:05)
:-D:-D:-D:-D
66. jentilisa ( 30/01/2006 14:22)
Tsy mihomehy anie fa mihira e!:wink:
fa tiako be ilay mihomehy na dia izany aza!
67. Vahinala ( 30/01/2006 14:50)
Ohatry ny ahoana aza le mihira e,:P zao ve sa :o ! hihihihhhihi
68. lapino ( 30/01/2006 15:03)
Ary raha rangitina ilay fitia te-hampifandray?! :wink:
ity ny rohy nahitako an'ireo aloha: http://www.bibleetnombres.online.fr/wtcatten.htm raha misy mazoto hamaky. (za aloha mijery sary fotsiny no haiko e! :) ). Miresaka an'izany atao hoe Nouvel Ordre Mondial izany!

Extrait:
"C'est un 11 Septembre 90 que Bush senior a employé le terme "Nouvel Ordre Mondial" lors du 666e amendement de l'ONU, quelques mois avant la guerre du Golfe contre l'Irak."

Jaquette-na album nivoaka ny 11 Sep 2001:
http://www.bibleetnombres.online.fr/images4/vince011.jpg , http://www.bibleetnombres.online.fr/images4/vince031.jpg

Ity iray ity indray hono efa 2 volana nialoha ny 11 septambra, fa album prévu hivoaka 6 nov 2001. http://www.bibleetnombres.online.fr/image2/coupcd.jpg

Fa dia mahalasa saina ihany kle! Sa ny sain-dry zalahy no lasa lavitra loatra ve?! :?
69. Vahinala ( 30/01/2006 15:09)
Ohay ry lapino toa mampitaotsa izy zany kle, ary ahoana le jaquettes na filma ? Sa efa mahay maminany ve ry zala kle ! Toa tena mahalasa saina izy zany an.:{:{:{:{:{
70. Veloo ( 30/01/2006 17:00)
marovezo a:-D:-D:-D izy roa ka:-D
71. marozevo ( 30/01/2006 23:16)
lapino:

Ary raha rangitina ilay fitia te-hampifandray?! :wink:
ity ny rohy nahitako an'ireo aloha: http://www.bibleetnombres.online.fr/wtcatten.htm raha misy mazoto hamaky. (za aloha mijery sary fotsiny no haiko e! :) ). Miresaka an'izany atao hoe Nouvel Ordre Mondial izany!

Extrait:
"C'est un 11 Septembre 90 que Bush senior a employé le terme "Nouvel Ordre Mondial" lors du 666e amendement de l'ONU, quelques mois avant la guerre du Golfe contre l'Irak."

Jaquette-na album nivoaka ny 11 Sep 2001:
http://www.bibleetnombres.online.fr/images4/vince011.jpg , http://www.bibleetnombres.online.fr/images4/vince031.jpg

Ity iray ity indray hono efa 2 volana nialoha ny 11 septambra, fa album prévu hivoaka 6 nov 2001. http://www.bibleetnombres.online.fr/image2/coupcd.jpg

Fa dia mahalasa saina ihany kle! Sa ny sain-dry zalahy no lasa lavitra loatra ve?! :?



Novangiako nandritra ny miniotra maromaro ilay jereo eto io. Tsorina fa tsy voavakiko amin'ny detail, fa sommaire ihany, nefa nahitako zavatra maro tokoa. Hita tokoa fa rehefa tiana hampifandraisina ny zavatra dia afaka mifandray na dia tokony tsy hifandray aza. Tsy mahasakana antsika tsy handinika izao androntsika izao anefa ny hevitro. fantaro izao andro iainantsika izao. Io ilay signe des temps.
72. Veloo ( 30/01/2006 23:31)
fantaro izao andro iainantsika izao. Io ilay signe des temps.
oy i marovezo oe;
marina mihitsy zany letsy a
73. marozevo ( 30/01/2006 23:41)
Dia io indray ianao ry veloo fa manao letsy ahy, nefa milaza fa tsy azo atao ialahy. Ndao aloha hifanaraka isika amin'ilay appelation eh.
74. Vahinala ( 31/01/2006 08:15)
marozevo > Ny zavatra mety hitranga zany efa misy signe mivoaka mialoha aby ?
75. lapino ( 31/01/2006 08:24)
Ny fanontaniana apetrako anefa dia hoe: Kisendrasendra ve ireo? Sa no-programmer-na mialoha ve ireny? ary ben laden ihany ve no ni-programmer an'azy, fa tsy misy amerikana koa? Dia tsy mampino anefa hoà!

Fa hono hoà, hazavao hoe ilay " signe des temps" e!
76. Vahinala ( 31/01/2006 08:34)
Ny ahy ny mahalasa eritreritra ahy d hoe sao d fanahiniana natao aza izy iny, misy hevitra ambadika nifanarahany amerikana sy ben laden ihany ? Tsy hay intsony anie ty resaka politika ndry zareo ity e, nefa raha izany dia inona no antony.
77. marozevo ( 31/01/2006 21:28)
Vahinala:

marozevo > Ny zavatra mety hitranga zany efa misy signe mivoaka mialoha aby ?



Fa izany ve no tiako ho lazaina teo ? Non, tsy izany ka! Io signe des temps io tsy teniko fa ao anaty Baiboly, i Kristy ilay miteny hoe fantatrareo ny andro ho avy orana na ho maina sns... ka no tsy fantatrareo izao andro ankehitriny izao. Za koa mbola tsy dia mahazo loatra azy io, fa mba hitako fotsiny. sady eo am-pandinihina an'izany koa aho...
78. Veloo ( 31/01/2006 21:33)
lapino a signe des temps doly reny eeee
o ry marovezo androany injy de rampitso ela.. :wink:
79. marozevo ( 31/01/2006 21:56)
Veloo:

lapino a signe des temps doly reny eeee
o ry marovezo androany injy de rampitso ela.. :wink:



Fa ahoana... androany ve ialahy vehivavy, dia rahampitso indray injy lehilahy ? Izany hoe miovaova isan'andro ho ialahy i injy !... Sa ampifamadihana indray... ialahy indray manao injy ahy anio dia rahampitso ataon- njy ialahy indray aho.
80. Vahinala ( 31/01/2006 22:04)
marozevo > Kay ve e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.101