mety misy olona tsy tia firaisana ara-nofo ve

81. Veloo ( 24/01/2006 18:35)
inn ndray ty?8O
82. jennifer2 ( 24/01/2006 23:26)
:lol:
83. ari.malala ( 25/01/2006 05:39)
mandrindra, ndao ary e! za efa ts teniteny mafy fa njary hitan'y ol hafa efa :-$:-$

Herimiafina, =))=)) enao ty mahita tenenina fôna mintsy an
84. pissoa ( 25/01/2006 09:28)
Herimiafina> io indray elah fa tratran'i maman cherie an, hihihi =))=))
85. mandrindra ( 25/01/2006 10:10)
pissoa, ndao amin'izay fa prems ianao e, ary aza tezitezitra fa tsy mety izany
86. pissoa ( 25/01/2006 14:30)
OK ary e! :wink: Fa raha mbola ataonao miandry otran'zao zah amin'ny manaraka dia tsy manaiky intsony mihitsy an!
87. Vahinala ( 25/01/2006 15:07)
:roll::roll::roll:
88. jennifer2 ( 26/01/2006 04:00)
pissoa ,mandrindra, ary ho aiza nareo zany? miverena aty aloha hiresaka!
89. mandrindra ( 26/01/2006 08:50)
jennifer2, andao hanaraka anay dia any miresaka e
90. pissoa ( 26/01/2006 09:35)
mandrindra> :-w:-w:-w
91. mandrindra ( 26/01/2006 10:16)
aoka ihany jennifer2 a, aleo amin'ny manaraka.
faly amin'izay i pissoa
92. mamzelkely ( 26/01/2006 10:55)
mandrindra de efa ataovy veloum mamzelkely fa ts tia an zany gida-maimbo zany kle:evil::-D:-D
93. pissoa ( 26/01/2006 11:34)
mandrindra> saotsa e :wink::wink:
mamzel> zaran-dry ary mba gida-maimbo fa tsy arinan'ny gida-maimbo kou :roll: :-D:-D:-D
94. mandrindra ( 26/01/2006 13:06)
pissoa, ary aza mamaky ny tohiny eto aloha raha tsy amin'ny herinandro indray
efa voalohany i ari.malala, omaly sy androany efa i pissoa no voalohany
mamzelkely vloum vetivety androany fa rahampitso voalohany an, zany moa ô, dia mahazo asa milay beeee
95. Veloo ( 26/01/2006 16:37)
96. jennifer2 ( 29/01/2006 20:13)
mandrindra a1 za tsy hanaraka anareo zany!
97. Vahinala ( 29/01/2006 21:02)
Hehehehe hilaozan'ireto miady gidany sy voalohany ndray moa koa, maninona raha mitady hafa fa i mandrindra ihany anga no lhl e !:roll::roll::roll:
98. mandrindra ( 30/01/2006 08:46)
jennifer2, fa maninona no tsy hanaraka, aza dia mitokamonina loatra an
99. xxx ( 30/01/2006 08:59)
mandrindra:
pissoa, ary aza mamaky ny tohiny eto aloha raha tsy amin'ny herinandro indray

Efa mahazo mamaky amin'izay ve zah e :roll:
100. mandrindra ( 30/01/2006 12:10)
ie, sady efa prems i xxx androany e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.657