mety misy olona tsy tia firaisana ara-nofo ve
22. raandry
(
19/01/2006 06:49)
za aloa tia e ! fa mety hisy koa tsy tia .zay fa aleo tsy resahina betsaka fa adihevitra b zany .Zay.........
29. mamzelkely
(
19/01/2006 11:28)
pissoa< zay mits le an mandrindra koo zany le we corvé hihihi:-D:-D
31. mandrindra
(
20/01/2006 08:01)
pissoa, ari.malala, mamzelkely, hanao asa anterivozona ho anareo aho :D
35. mandrindra
(
20/01/2006 15:03)
hanaovako asa mitovy daholo na voalohany na faharo na farany fa aza misy mialona an
39. Herimiafina
(
21/01/2006 04:32)
Aza tia manao be loatra izany ry zareo fa maha-mince kely ireny an" Eo amin'ny in-efatra isan'andro eo angamaba ataoko fa antonony tsara, mihoatra an'izay indray very ny vola azo avy amin'ny asa entina hividianana hanina sy fanafody hikoilokoloina vatana, hehehehehehe=))=))=))=))