mety misy olona tsy tia firaisana ara-nofo ve

41. pissoa ( 21/01/2006 14:26)
fijo> :-D:-D:-D :-*
lapino> fa manana vozona firy enao?
42. mirana5 ( 21/01/2006 18:46)
:roll:tsy misy na iray aza angamba hoa!
xxx:

mba fanontaniana kidaladala ity?



43. Vahinala ( 21/01/2006 21:16)
Herimiafina > Lany amin'ny fividianana yaourt sy vitamines ny vola avy eo ve !:-D:-D:-D:-D:-D
44. Veloo ( 21/01/2006 23:43)
pissoa a kitako njy nga tsy mahafantatra an;izany ?:-D:-D:-D:-D
45. lapino ( 22/01/2006 01:36)
Pissoa: avia isao fa atoroko anao daholo! :wink:
46. jennifer2 ( 22/01/2006 02:58)
;-)
47. Veloo ( 22/01/2006 03:02)
:°)
48. jennifer2 ( 22/01/2006 03:10)
:°):°)
49. Herimiafina ( 22/01/2006 03:15)
Miaraha amiko de leo ianao de tsy tia firaisana tsony, hehehehehe:-D:-D=))=))
50. jennifer2 ( 22/01/2006 03:17)
herin=miafina!:twisted:
51. Herimiafina ( 22/01/2006 03:19)
Inn foana hoa ty mahavinitra androky ty ry Jenny an! Zah klou aza alaza na de izany aza an! hehehe:-D:-D
52. jennifer2 ( 22/01/2006 03:47)
hihihihi!:D ve? ka enao anie maditra e!
53. Herimiafina ( 22/01/2006 03:48)
Maditsa aiza konkou zao zah teo klé. hehehehe=))=))
54. jennifer2 ( 22/01/2006 03:56)
hita koa?
55. Herimiafina ( 22/01/2006 05:12)
Tsy maditra zah kah, maditsa be mahintsiny fa tsy maditsa fotsiny izany, njy an! hehehehe=))=))
56. pissoa ( 22/01/2006 07:53)
lapino, isao fotsiny kah :wink:
veloo, ahoana moa no ahafantarako an'zany retsy ah :-D
57. lapino ( 22/01/2006 08:03)
Hihihi, pissoa ngah matahotra le? :-D:-D
58. pissoa ( 22/01/2006 08:12)
Tsy matahotra zah fa matoky ny fomba fanisanao kah :-D:-D
59. mandrindra ( 23/01/2006 09:10)
pissoa, avy ary fa voalohany ianao androany
60. mamzelkely ( 23/01/2006 10:43)
kiiiiiiii de za zany aôna ry mandrindra:-w gida-maimbo ve tsssssss de sahinao ve ny hanao anzany ana:(:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1768