mety misy olona tsy tia firaisana ara-nofo ve

1. xxx ( 18/01/2006 16:28)
mba fanontaniana kidaladala ity?
novalian'i mazoto ny 17/05/2006 09:42
2. stylother ( 18/01/2006 16:53)
Non tsy possible zany fa en faite ny fijeriko azy ny fomba fisehony sy ny degré ny araka ny tsirairay no miovaova e
Misy miteny hoe frigide e zao e , za ndry milaza fa tsy mbola fantany tsara ny tena point p any aminy vatany na aminy feeling tena maha tonga azy en extase fa ny hoe tsy tia zany je ne crois pas
3. stylother ( 18/01/2006 16:59)
Amiko aloha tsy mino aho hoe misy olona tsy tia firaisana izany e fa ny fomba itiavany azy sy ny degré fandraisan'ny vatany azy no mety samihafa e
Ra misy olona miteny hoe frigide e zao e , amiko le izy tsy mbola nahavita exploration 'ny point "G" any fotsiny izy fa le temps que mafatatra izy hoe izao ny mora mahasarika ahy de lasa hoazy io refaveo

Dommage be hoan'ny tsy mahita tsirony fa HUMMMMMM
4. pissoa ( 18/01/2006 17:41)
Possible - Eritrereto ohatra ireny ankizivavy kely nisy manolana ireny ... mety ho lasa tahotra sisa no ao anatiny - na ilay cauchemar iny foana no miverina ao tadidiny :(
5. Vahinala ( 18/01/2006 18:42)
Raha hoe olona sendra olana ohatran'io lazainy pissoa io aloha dia possible fa sinon raha olona normal d mandainga raha milaza hoe tsy tia an'io, asa aloha e fa tsy mbola nahita za !
6. Mariano ( 18/01/2006 19:40)
Mety ho possible, raha tratran'ilay lazain'ny fitenenana hoe : rafotsy be leom-boan'anana tsy te ahita zava-BORIBORY
7. Vahinala ( 18/01/2006 19:46)
Anga le izy boribory ra hoany rafotsy be fa ts lavalava ! :-D:-D:-D:-D
8. lemenakely ( 18/01/2006 19:58)
tout abus est mauvais pour la santé:-P:-P:-P
9. xxx ( 18/01/2006 20:11)
Zah alou tsy tia e, mamparikoriko izany aza ny mieritreritra azy. lol (vandiko izany);-)
10. xxx ( 18/01/2006 20:12)
samy tia daolo kalongany e!fa hafa indray ny leo, efa nanao izy dé leo fa zany hoe tia tamin ny voalohany
11. Vahinala ( 18/01/2006 20:48)
Zay mintsy
12. jennifer2 ( 18/01/2006 22:58)
Za aloha tsy haiko na tia na tsy tia satria mbola tsy nanandrana e!
13. Herimiafina ( 19/01/2006 00:10)
Misy antony maro mety tsy hitiavana na hitiavana be loatra ny firaisana ara-nofo:
-Ny ara-medikaly dia mety resaka hormone tsy ampy, sns, noho ny opération natao taminy (fanalana organe).
-Ny ara-psykolojika dia matetiika ny eksperiansa niainan'ilay olona, fomba fandraisany ny antsouina hoe sexe (perception du sexe), sns.
-Antony hafa: le contexte iainany, ny tahotra, sns, akanjo matevina, sns, na toetsain'ilay olona mangataka ny hanao firaisana aminy, sns.

Mety hoe tsy "tsy tia" koa izy fa mety mbola misy zavatra hafa misakana azy ary manjaka ao antsainy.
Izaho ohatra tsy tia manao sexe izany mihintsy rehefa misy ady mafy hatrehako satria mampalemy ireny ary mahakely attention, ka mora reraka ny tena eo anatrehan'ny fanadinana isankarazany sy ady haetrehina.
14. yonikafopl ( 19/01/2006 04:26)
za kou mitovy hevitra am herimiafina amty
15. ari.malala ( 19/01/2006 04:40)
16. fijo ( 19/01/2006 04:40)
misy tsy tia ka.rangahy no efa hitako tsy tia an'io.
nefa za aza efa tsy te ho virja intsony
17. ari.malala ( 19/01/2006 04:41)
zafady fa diso frapy :) za iray hevitra tanteraka @ Herimiafina ihany koa
18. fijo ( 19/01/2006 04:48)
za moa dia aleoko mangina izany e
19. pissoa ( 19/01/2006 05:33)
fijo :lol::lol:
20. mamzelkely ( 19/01/2006 05:38)
fijo< hihihi marina mits zany aleo mangina ee za ko mb^ts te ho virja tsony ôtranao :°):-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2464