mety misy olona tsy tia firaisana ara-nofo ve

61. Vahinala ( 23/01/2006 11:13)
:roll::roll::roll::roll::roll:
62. jennifer2 ( 23/01/2006 22:49)
hoy HM:
Tsy maditra zah kah, maditsa be mahintsiny fa tsy maditsa fotsiny izany, njy an! hehehehe

:evil:
63. Herimiafina ( 24/01/2006 00:38)
xxx:

mba fanontaniana kidaladala ity?

Mampididoza io firaisana ara-nofo io kah. Tena mila mampiasa côcô be mihintsy vao mitsabatsabaka fa tena raha tsy misy limite de tena loza be.:twisted:

64. jennifer2 ( 24/01/2006 02:10)
mila mi calcule ve? de inona avy no kajiana?
65. pissoa ( 24/01/2006 05:40)
mamzel, tsy haiko njy na gida-maimbo na tsia, fa ao aorinako fotsiny alou e! Hihihi
66. ari.malala ( 24/01/2006 05:59)
mandrindra, za anie no nanafatra volou e hein...
67. Vahinala ( 24/01/2006 08:46)
Za leretsy tia, dia mbola tia ary mbola ho tia foana a ! :-D:-D:-D:-D:-D:-D
68. jeancharles ( 24/01/2006 11:41)
Tsy misy olona tsy tia firaisana ara-nofo izany, fa ny pretra sy masera aza efa tsy fidiny(l)
69. mandrindra ( 24/01/2006 14:45)
ari.malala, shhht aza mikôzikôzy fa andao amin'izay
pissoa, rahampitso ianao voalohany an, foa tsisy mahita afa tsy ianao ihany io ô
mamzelkely, aza manahy fa tsara miafara foana anie e
70. Herimiafina ( 24/01/2006 17:10)
Zah njay ry reto na misy firaisana na tsy misy firaisana toa mitovy ihany amiko klé, de gaga be zah hoe misy migadra mihintsy amin,io resaka sexe io klé. Fa nahoana ary? hehehehehe:-D:-D
71. pissoa ( 24/01/2006 17:14)
mandrindra> Hiandry anao eo mantsy pissoa :-w
Herimiafina> :roll::roll:
72. Herimiafina ( 24/01/2006 17:19)
Sady raha ny fahalalako azy toa efa lasa mora be hono izy ireny eny antsena eny hoy ny bandy akama mpankafy an'io taranja io. hehehehehe=))=))
73. pissoa ( 24/01/2006 17:20)
=))=))
74. Herimiafina ( 24/01/2006 17:22)
Sady efa feno vita sinoa hono any Dago any, mora simba, hehehehehe=))=))
75. pissoa ( 24/01/2006 17:32)
76. Herimiafina ( 24/01/2006 17:36)
Otsan'ny nahita hambompo-mbehivavy nisavoana izaho teo klé. hehehehehe=))=))
77. pissoa ( 24/01/2006 17:37)
:-w:-w
78. Herimiafina ( 24/01/2006 17:39)
Tsy nisy fanavahana ara-tseksualy mintsy teo raha namaky tsara njy an, hehehehe=))=))
79. pissoa ( 24/01/2006 17:41)
Ianao ihany no mahita hambompo-mbehivavy nisavoana teo kou, zah angaha niteny hoe misy fanavahana ara-tseksualy teo =)) Toa mahana be enao zany =))=)
80. Vahinala ( 24/01/2006 18:35)
Herimiafina ty wa d mahita lazaina mints a ! :-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3504