mety misy olona tsy tia firaisana ara-nofo ve

101. ari.malala ( 30/01/2006 13:12)
hehehe, ts raharahak otsony na iza no ataonao voalohany fa efa za alo no nisantatra d efa zay e:^)
102. pissoa ( 31/01/2006 06:22)
mandrindra> :twisted::twisted:
ari> Dia inona ity mahafanina :-D:-D:-D
Vahinala> Hihihi - mandrindra anie io e :-D:-D:-D
103. mandrindra ( 03/02/2006 07:59)
aza tezitra hoa i pissoa fa efa prems izao.
vahinala, sao dia tianao andeha daholo kosa aza ny sipa rehetra amin'izay azonao ny toerana, :D, tsy ratsy ilay fika an :D
104. Vahinala ( 03/02/2006 18:39)
pissoa >:-D:-D:-D:-D

mandrindra > Toerana inona moa zany ?:-D:-D:-D
105. pissoa ( 05/02/2006 08:01)
mandrindra> :-*:-*
Vahinala> Tratran'i mandrindra indray ny tetika dia mody fanina eo an :-D:-D:-D
106. mandrindra ( 06/02/2006 09:14)
vahinala mody fanina, fa andao pissoa aleo ianao ihany ka !!
107. pissoa ( 06/02/2006 15:37)
Hehehe 8)
108. jennifer2 ( 07/02/2006 01:36)
mandrindra, za tsy mitoka-monina zany! be de be ato ny lhl koa azo hisafidiana tsara! tsy aleoko lhl hafa toy izay hiady lohany sy vodiny ato aminao ato?:lol::lol:
109. ari.malala ( 07/02/2006 13:08)
Jenni, zany an ;)

pissoa, aiza ah ze fanina eo? hihihi, mahita ko njy!:-D:-D:-D

mandrindra, efa lasako alo ny volou t@ rehetra d ts raharahako tsony ze ataonao any e, mahavità asa soa e :-D:-D:-D:-D:-D:-D
110. mandrindra ( 07/02/2006 14:58)
jennifer2, ao tsy sady tsy miady lohany ianao no tsy miady vodiny fa omena ny eo antenatenany e.
111. Herimiafina ( 07/02/2006 20:32)
Tena tia firaisana ara-nofo be mahintsiny nareo izany an, miady ho voalohany mihintsy, hehehe=))=))
112. jennifer2 ( 08/02/2006 05:33)
mandrindra a! sady tsy lohany tsy vodiny no tsy eo anelanelany ka!

HM!:roll: miseho ho tsy tia eo injay nefa,:-w:-w:-w
113. pissoa ( 08/02/2006 05:40)
Herimiafina> F'iza no niteny an'lah fa firaisana ara-nofo no resahina eto e :-w
ari.malala> :^):^)
114. jennifer2 ( 09/02/2006 01:17)
tsy maintsy mankany 2 firaisana rehefa hanao copie sy karapanondro!
115. mandrindra ( 09/02/2006 10:14)
tsy ireo ihany no ahatongavana any amin'ny firaisana ka.
pissoa, hay tokoa moa tsy firaisana ara-nofo no resahina ato ô, aleo ary aho mab hisotro kafé any aminao any e.
116. mbositra ( 13/02/2006 19:38)
raha maharary azy kosa ve?8-)
117. dox ( 28/02/2006 18:11)
ra zah aloha de tsa possible beh
118. baomijijy ( 27/04/2006 07:30)
ar ten bedebe le hevitr ref firaisana aranofo no atao an, :^):^):-D:-D:-D:-D=D=D=D=D=))=))
119. pissoa ( 30/04/2006 10:27)
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/statistika&fiz=top_msg ny hafatra be mpamaly indrindra dia ho hitanao fa vitsy ny hevitra teto :)
120. mazoto ( 17/05/2006 09:42)
Izaho aloa efa nahita olona tsy tia firaisana satria efa ela izy hono tsy nanao, nefa izy mbola tanora be sady mbola kely izy nomaty hono ny vadiny , koa mety amin'izay agamba asa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3904