Ny sipa sy ny tele, radio, ny finday sns...
81. namanao
(
19/01/2006 12:52)
samy natao hampifalifalian-tena(handrotsirotsy).
samy arona(tendance) @ fahafinaretana kanefa azo ikatsahana ny soa.
Tsisy azy mangina.
mampivoatra kanefa maha-borné ihany koa.
samy tsy atoriana alina.
samy arona(tendance) @ fahafinaretana kanefa azo ikatsahana ny soa.
Tsisy azy mangina.
mampivoatra kanefa maha-borné ihany koa.
samy tsy atoriana alina.
85. jentilisa
(
20/01/2006 06:31)
Aza mba mangarika moa ry Veloo a! ataovy hoe tsy marina indray ary izany teneniko izany! sa tsy azo tenenina?
88. mandrindra
(
20/01/2006 15:39)
mahay i jentilisa an, iray ho an'ny sipa, iray ho an'ny télé, iray ho an'ny radio, ary ny farany ho an'ny finday
90. Veloo
(
20/01/2006 19:53)
jentilisa a diso be njy za tsy mangarika manodina ny masoko fotsiny za :roll::roll:
:-D:-D:-D
:-D:-D:-D
91. jentilisa
(
21/01/2006 07:14)
zany ve! fa maninona ary no manao izany e?
ary inona koa ity resaka lelaka ity? Angaha moa misy an'izany?
ary inona koa ity resaka lelaka ity? Angaha moa misy an'izany?
96. lapino
(
22/01/2006 09:05)
pissoa:
lapino :evil::evil::evil:
Ny vehivavy miray hina milay be :lol:
Jereo zao i lapino mampalahelo mihitsy tratran'ny solidarite feminine =))
:-w:-w:-w:-w
Avy taiza indray izany solidarité féminine-n'i pissoa izany? Namaky tononkalo pissoa an!!! :wink:
99. pissoa
(
22/01/2006 09:44)
Hihihi - zany kah, ataon'ny sipa mamay mihitsy :-D:-D:-D
NB: Tapahako eo io lela atrangatranga io fa ataovy eo fona :-D
NB: Tapahako eo io lela atrangatranga io fa ataovy eo fona :-D
100. dadabe
(
22/01/2006 09:46)
pissoa raha tapahandry io de tahany koa ny lelandry ( sady toi manana lela ambony ambany :-$:-$ )
=))=))=))
pounk kely jiaby aloha e
=))=))=))
pounk kely jiaby aloha e

