Ny sipa sy ny tele, radio, ny finday sns...

1. jentilisa ( 13/01/2006 09:55)
Asa ry zareo na efa nisy nilaza tato izy ity na tsia fa soratako ihany aloha.

Inona ny mahasamy hafa ny sipa amin'ny finday na tele na radio na walkman na fiara na lecteur VCD na DVD na rehefa fitaovana fampiasa e! iza no mety mahalala?
novalian'i Veloo ny 21/02/2006 17:51
2. Vahinala ( 13/01/2006 10:31)
Azo ampitahaina anga ny sipa sy ny fitaovana fampiasa ry jentilisa ? :roll::roll:
3. mbltina ( 13/01/2006 10:35)
Ireo rehetra ireo velomina vao maneno ny vehivavy maneno hoazy
4. kala ( 13/01/2006 10:45)
Tsy haiko aloha fa toa lasa mieritreri-dratsy zà we :
ny fitaovana rehefa lany lamaody ariana. Marque io an!
Ohatra zao Tele misy fotoana malaza ny Philips /Samsung / JVC. Ohatr'izany kou ny tel : Erickson ê! Sagem ê! Alcatel ê! Nokia ê! Motorolla sns. Ny deriné kri mijanona eo.
Fa ny sipa tsy miova:idea:
Valio ry jentilisa fa mamo sahady a!
5. jentilisa ( 13/01/2006 11:30)
Aza maika moa fa tadiavo tsara ao e! ilay izy aloha ry Vahinala dia kilalao ka atao e!
Ô ry kala a! f'angaha ny sipa koa atao lamaody? Tsy izany ka!

Fa hafa koa ny valitenin'i mbltina saingy tsy ilay notadiaviko aloha. Azo eritreretina tsara ka!
6. dadabe ( 13/01/2006 11:57)
samy maneno aloha e, fa ny anakiray maneno lava reny (radio 0 ny iray maneno mitsitapitapy (sipa )
7. xxx ( 13/01/2006 12:00)
=))=))=))=)) manapatsinay nareo ka
8. lapino ( 13/01/2006 12:06)
Ny sipa tsy misy bokotra ON/OFF, dia tsy misy volume.
9. booboo ( 13/01/2006 12:36)
:-D
10. kala ( 13/01/2006 13:31)
Ny tiako lazaina ry jentilisa de ity â! Ny sipa tsy lany lamaody rehefa tiana.

Fa toa mety marina ny an'i Lapino knou!:-D:-D:-D:-D:-D

Ny sipa tsy mila courant de minaonaon fa ny appareil mila courant na batterie na pile

Mamo zalahy â!8-)
11. mandrindra ( 13/01/2006 13:53)
samy kitihana amin'ny fanondro daholo rehefa mamelona na mandefa azy
12. pissoa ( 13/01/2006 14:55)
Ny sipa made in Madagascar milay beeee doly :roll: fa ny lecteur VCD na DVD sy ny ... made in Madagascar misy tsy tsara :°)
13. Vahinala ( 13/01/2006 16:08)
lapino > za vao saika hiteny ! :-D:-D:-D:-D
14. Veloo ( 13/01/2006 17:04)
inn dnray zany resaka zany ... tsy atao oe ROBOT ndray ve zany e?
15. lapino ( 13/01/2006 17:13)
:-D:-D:-D
Raha bisikileta fotsiny dia fantatro! (ny mahasamihafa ny sipa sy ny bisikileta)
16. fasaly ( 13/01/2006 17:25)
ireo fitaovana bdb reo sy ny vehivavy rehefa tiana hateza de kolokoloina tsara, zany hoe kolokolo ny hitovizany sa tsy izany:wink:
17. Vahinala ( 13/01/2006 17:29)
fasaly > Hummmm possible koa an sa ahoana ty jentilisa ?
18. Veloo ( 13/01/2006 20:12)
vahinala a tssssss aiza kosa e:roll:
19. jentilisa ( 14/01/2006 06:15)
tena mahafinaritra daholo ny valinteny ka! lalao ary ity ataontsika ity sa hatsikana fa toa nitokelaka be mihitsy aho namaky azy. Fa ilay kitihina amin'ny fanondro aloha no tena nahatsikaiky e!
Fa raha bisikileta ilay izy ry Lapino dia ahoana sao dia avy amin'izay koa no hahitana ny marina?
Tsy ilay itovizany anie no resahina fa ny mahasamihafa azy e! fa milaza aloha aho hoe mety ho avy amin'io itovizany io no lalana hahitanareo ny valiny mahasamihafa azy an!
20. Herimiafina ( 14/01/2006 06:25)
Teneno klou ny valiny izay zah vao hananihany, hehehehehe=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2482