Ny sipa sy ny tele, radio, ny finday sns...
21. Herimiafina
(
14/01/2006 06:26)
Misy bokotra roa fanovana onde sy volume ihany koa ny vevavy knou, hehehehehe=))=))
22. jentilisa
(
14/01/2006 07:32)
ZAny an! fa ny tele misy bokotra maromaro ihany! ny vehivavy ve manana telecommande?
23. lapino
(
14/01/2006 08:04)
Ny bisikileta paompiana vao taingenana fa ny sipa taingenana vao paompiana
24. jentilisa
(
14/01/2006 09:39)
Hay ve e! ka ilay bisikileta ao anatiny koa saingy tsy resaka taingenana sy paompiana no eto e! saino ihany sao manakaiky ny valiny!
25. lapino
(
14/01/2006 10:49)
Zao indray àry e: ny fitaovana rehefa ôkazion dia miha-tsy lavorary ny fiasany! Fa efa henonareo ilay hiran'i Tempo Gaigy hoe "Sipa ôkazion"?
26. Vahinala
(
14/01/2006 11:25)
Veloo > Ka ts marina aza ve ozy ndry io lazainy fasaly io ? Samy mila karakaraina e !
30. hertix
(
14/01/2006 13:22)
Samy mila anatsatohana prise e! Saingy ny prise no samy manana ny endriny. Ny radio sns mila loha-na prise males kely roa. Fa ny sipa prise male lehibe iray.:-D:-D:-D:-D
De ao ny prise sinoa, eropeana, amerikana ... :-P
De ao ny prise sinoa, eropeana, amerikana ... :-P
31. jentilisa
(
14/01/2006 13:38)
Hevitra hafa koa iny an! fa ilay mahasamihifa ho'aho fa tsy ilay itovizany! Misy ny prise motorola, nokia, motobecane, peugeot, dia inona izany ny prise-na fiarakodia satria azo raisina koa ny fiarakodia?
36. jennifer2
(
15/01/2006 15:08)
Fa nahoana reto no de ampitahainareo @ fitaovana nmy vehivavy?
Fitaobvana mantsy tsy misy saina koa raha ataonareo lehilahy toy ny fitaovana ny vehivavy de ianareo zany no efa fitavana talohany, donc tsy misy saina ihany koa!:evil::evil:
Fitaobvana mantsy tsy misy saina koa raha ataonareo lehilahy toy ny fitaovana ny vehivavy de ianareo zany no efa fitavana talohany, donc tsy misy saina ihany koa!:evil::evil:
37. lapino
(
15/01/2006 15:54)
Vahinala, jenni: Misaina tsara aloha, fa aza malaky tezitra ôtran'io e! Raha tsy mitovy amin'ny fitaovana ny vehivavy, dia lazao àry izay tsy itovizany e! Izay ange ny fanontaniana e!
Jentilisa: ny fitaovana rehefa simba vao amboarina, fa ny vehivavy rehefa voamboatra vao simba!
Jentilisa: ny fitaovana rehefa simba vao amboarina, fa ny vehivavy rehefa voamboatra vao simba!
38. pissoa
(
15/01/2006 16:20)
lapino:
Jentilisa: ny fitaovana rehefa simba vao amboarina, fa ny vehivavy rehefa voamboatra vao simba!
Tsy mahay n'inn n'inn mahitsiny wa nareo lehilahy tony :-w:-D:-D
39. Vahinala
(
15/01/2006 19:11)
lapino > Iza aminay reo ary no azonao vidiana toy ny fanaka ohatra ? Azonao atao ve ny manary anay ? Sa mety ianao voahary aloha ? Raha maty zahay azonao entina any am teknisiana ve amboarina toy ny télé sy radio d velona ndray ? Azonao ampiasaina araka izay hilavanao azy ve ? Sao d ts zay aza no tokony hisaina ? Raha manaiky ataonao an'izany ny sipa miaraka aminao d izy no tokony hisaina voalohany. :-D:-D:-D:-D
40. lapino
(
15/01/2006 21:13)
Vahinala: Io fa manomboka misy valiny ilay fanontanian'i jentilisa, fa tohizo ihany raha mbola misy hoe! :wink::lol::lol: