Ny sipa sy ny tele, radio, ny finday sns...

41. Veloo ( 15/01/2006 22:15)
:twisted:
42. jennifer2 ( 16/01/2006 03:45)
lapino!:twisted:
43. kala ( 16/01/2006 04:25)
:evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil:
44. jentilisa ( 16/01/2006 09:53)
Ouf! soa ihany fa tsy izaho intsony no niteny ny valiny fa efa nisy nahita rehefa nieritreritra ela!
45. Vahinala ( 16/01/2006 10:19)
jentilisa > Inn le valiny !

lapino > :evil::evil::evil::evil:
46. pissoa ( 16/01/2006 10:26)
lapino :evil::evil::evil:

Ny vehivavy miray hina milay be :lol:
Jereo zao i lapino mampalahelo mihitsy tratran'ny solidarite feminine =))

47. dadabe ( 16/01/2006 10:29)
oadray ireto sarindemony kle !!:{:{

MIVOAKA @ANARAN' J.....NY DEVOLY!!!:evil:
48. kala ( 16/01/2006 10:31)
Tena tsy azoko intsony. :evil::evil::evil::evil:
De ahoana le
49. lapino ( 16/01/2006 10:38)
Inn daôly ireto masika be ireto kle?! Oadray! Laniko eo daholo nareo sy ny solidarité féminine-nareo ireo an!!! :-D:-D
50. jentilisa ( 16/01/2006 12:07)
Efa nambaran'i lapino ihany ilay valiny fa ny mahasamy hafa azy no resahina fa tsy ny mampitovy an!
51. lapino ( 16/01/2006 12:15)
Kay le! za ve no nahita ny marina le?! :oops::oops:
Ary tsy zakan'ireto sipa ireto mihitsy ny fahamarinana raha izany kle, sady izay izy rehetra hono solidaire! Dray!!... :wink::wink:
52. jentilisa ( 16/01/2006 13:06)
Dia hatsikana izany ilay izy sa lalao?
53. kala ( 16/01/2006 13:47)
:?::?::?::?:Tsy azoko hoatran'ny an'i Turbo
:evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil:
Edé moua!
54. jentilisa ( 16/01/2006 14:47)
mifamadibadika ao fotsiny ny teny hoe simba sy amboarina e! zany koa ve dia sarotra be?
55. Vahinala ( 16/01/2006 15:08)
:evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil:
56. lapino ( 16/01/2006 17:18)
jentilisa:
Dia hatsikana izany ilay izy sa lalao?

Lalao aloha ilay izy, fa sady hatsikana koa. Saingy nivadika ny ambiansy dia tsy nisy ihomehezana! tssss :(
57. pissoa ( 16/01/2006 17:34)
:lol:
58. akamatiana ( 16/01/2006 21:01)
:lol::lol:
59. Veloo ( 16/01/2006 21:02)
:-D:-D:-D
60. akamatiana ( 16/01/2006 21:16)
:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0088