Ny sipa sy ny tele, radio, ny finday sns...
62. kala
(
17/01/2006 06:03)
Tsy azoko wa. Edé moua (aidez-moi)
tsy manakana ahy tsy:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
De ahoana refa voavoatra taoko tsara zany iiiiiiiiiiii:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
tsy manakana ahy tsy:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
De ahoana refa voavoatra taoko tsara zany iiiiiiiiiiii:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
63. jentilisa
(
17/01/2006 08:24)
Fa tsy azoko hoe inona no mahatezitra an'i Vahinala amin'io resaka io?
64. mandrindra
(
17/01/2006 12:48)
raha toa ka tezitra ny sipa amin'ilay hoe simba dia avia fa amboariko e, vitaiko milay be. dia manainga ny firaisankinanan'ny lahy ihany koa aho ô.
67. lapino
(
17/01/2006 17:49)
Danzz be mandrindra zany miray hina izany manamboatra sipa kle! Part'ooooz?! :-D:-D
68. diamondra27
(
17/01/2006 18:27)
afaka miditra nge lapino raha ho avy e!
za aloha tsy anisan'le sipa simba zany e!za tena en forme tsara koa
za aloha tsy anisan'le sipa simba zany e!za tena en forme tsara koa
71. jentilisa
(
18/01/2006 07:19)
Kay! ahoana koa izany simba tsy simba izany! nefa efa tsara voatra ve? Manana ilay bika tsara?
72. bozimanga
(
18/01/2006 08:43)
ny vehivavy simba tsy "reparable" fa ny fitaovana simba reparable.
73. mandrindra
(
18/01/2006 08:49)
diamondra27, na tsy simba aza anie tsy maninona fa afaka hatao ihany ny entretien e, raha tsy voakolokolo mantsy ..... mety ho simba ihany, dia tsy maintsy ho amboarina be indray e,
74. Vahinala
(
18/01/2006 08:51)
Fa ohatry ny ahoana moa zato atao hoe vehivavy simba e, d ahoana no fanamboarana azy ? :-D:-D:-D:-D:-D
75. diamondra27
(
18/01/2006 13:06)
lapino: en forme e! tsy mila entretien fa matanjaka tsara :-D:-D:-D:-D
76. jentilisa
(
18/01/2006 14:10)
ka misy ny mahasimba azy na dia tena tsara be aza ny fijery azy sy ny fandehany mbola manaitra hatrany e!
sa ny kely dia tratrany ihany moa no atao hoe simba fa raha lehibe no tratrany dia tsy simba?
sa ny kely dia tratrany ihany moa no atao hoe simba fa raha lehibe no tratrany dia tsy simba?
78. jentilisa
(
19/01/2006 05:49)
Fa ilay fahasimbana tahaka ny manome autoroute ny fiara izany fa tsy sens unique na mety ho lalan'ny mpandeha an-tongotra intsony an!
80. jentilisa
(
19/01/2006 07:09)
Vahinala> ilay hoe amboarina dia atao tsara bika e! ilay atao manintona ireny.
lapino> tsy vao manao lalana vaovao intsony e! efa vita fitokanana!
lapino> tsy vao manao lalana vaovao intsony e! efa vita fitokanana!