Ny sipa sy ny tele, radio, ny finday sns...
107. bilakarenjy
(
21/02/2006 07:06)
tena hafa indray ity fanontaniana mipetraka ity satria tena hita hoe :fanaka izany ny sipa matoa ampifaninananana amin'ireto zavatry ny darty sy fnac ary ny bonne occa ,dia efa tena tsy izy kosa anaka raha izany ko a!.na dia izany aza dia anome valiny ihany aho hoe :tena samy hafa mihitsy ny sipa sy ireo zavatra ireo satria ny iray olombelo ary iretsy kosa zavatra .Voila.