Firy taona enao?

81. Herimiafina ( 23/01/2006 18:26)
Ka amin'iny alahady iny mahintsiny no efa midina ny volana de hifanojo ny tendro-molotr'i Jupiter sy Neptune de mahazo aina be ny sipa de mahay mandà be, lasa be saina be, de sarotra zaka be. hehehehe=))=))
82. pissoa ( 23/01/2006 18:32)
Hihihi - ary enao toa manandro =))=))
Nefa le Orion sy Sirius nefa no tena nahavariana anah fa tsy izany =))=))
83. Veloo ( 24/01/2006 01:25)
8O:roll::roll:
84. Herimiafina ( 24/01/2006 04:24)
Io ary neny fa tonga, bedin'i neny izao isika sy njy ry pissoa fa maditsa ratsy, hehehehehe=))=))
85. kala ( 24/01/2006 05:07)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Izy daholo ve zany?
jennifer2 > vanan'in akia ny an'i herimmiafina (le pouvoir cahé ve?):-D:-D:-D:-D
86. pissoa ( 24/01/2006 06:10)
Aleo hibedy eo ry Herimiafina fa zah ngah hirarah :-D:-D
87. Herimiafina ( 24/01/2006 06:21)
Ka njy konkou tsy raharahinay fa zah no tena zanany fa tsy njy, njy sipakeliko fotsiny, hehehehe=))=))
88. pissoa ( 24/01/2006 06:31)
Hihihi - enao irery anie no bedy eo no mahatonga anah tsy miraharaha e :-D:-D
Dia enao kou zarako aza tsy miraharaha anah mihitsy, satria zah kou tsy miraharaha anao =))=))
89. Herimiafina ( 24/01/2006 06:40)
Fomba fanaon'ny sipakely daholo izany kah, tsy misy olana, mbola ho avy ny fotoana, hehehehehe=))=))
90. pissoa ( 24/01/2006 06:44)
Efa hoe na firy taona wa na firy taona, tsy hitanao angaha io efa noteneniko an'i jenny io =))=))
91. Herimiafina ( 24/01/2006 06:50)
Mampifila izany raha sipakely marina mafy klé. Izay mahintsiny no hitiavako azy, aza manaiky mahintsiny fa raha vao maniky eo de tsy tiko tsony, hehehe=))=))
92. pissoa ( 24/01/2006 06:55)
Dain, otran'ny te hanaiky tsy fidiny zah fa le tsy tinao mihitsy no tadiaviko mantsy =))=))
93. Herimiafina ( 24/01/2006 06:57)
Dain, otran'ny te tsy ho tia tsy fidiny zah fa le enao manaiky mihitsy no tadiaviko mantsy. hehe=))=))
94. pissoa ( 24/01/2006 07:00)
Tssss - sady izay kay bandy manarak'efa otran'ny boloky fotsiny - tssssss =))=))
95. Herimiafina ( 24/01/2006 07:03)
Kay, tena otsan'ny reveko be izany fandokafanao anah izany fa tohizo hankafizako anao hatrany, hehehe=))=))
96. pissoa ( 24/01/2006 07:05)
Sady izay indray manana revy hafahafa izany :-w =))=))
97. Herimiafina ( 24/01/2006 07:21)
Misaotra betsaka akia an, dieny eto isika klou de ampatsiahivo ahy fa manana rendez-vous amin'ny maisna izaho radem, mba hangataka ody tsy fitia kely hanasivako anao fa otsan'ny mitady hanaiky enao izany, hehehehehe=))=))
98. pissoa ( 24/01/2006 07:28)
Poa - Poa masina, ataovy tsy tia mainty anah i Herimiafina androany dia androany ihany =))=))
99. Herimiafina ( 24/01/2006 07:31)
Poa - Poa masina, henoy tsara ilay notenenniny teo fa tsy nisy hoe rahampitso sy rafak'ampitso fa androany ihany hono, hehehehehe=))=))
100. pissoa ( 24/01/2006 07:38)
Iny fa tonga dia nandaitra, tehaka ho an'ny masina-ko =D=D=D =))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0584