Firy taona enao?
62. jennifer2
(
22/01/2006 17:35)
8O! nefa vao maika ireny no tian'ny bandy! de zakany foana rehefa farany e1 na firy taona na firy taona.
63. Herimiafina
(
22/01/2006 18:03)
an3, tsy reveko be raha zakako fa aleo klou mampifila ihany, zah mantsy mikaoty fotsiny no tiako, lol hehehehehe=))=))
64. Veloo
(
22/01/2006 20:17)
:roll::roll::roll: hatram'ny ovina ko za no mamanao?:twisted::twisted::twisted:
65. pissoa
(
23/01/2006 04:55)
Jenny> i Herimiafina zao ataoko exception, ataoko tsy mazaka anah io na firy taona na firy taona =))
Herimiafina> Kah zah koa tsy zakanao eo mihitsy e :-D Sady zah tsy mampifila zany kou fa tonga de tsy mety fotsiny =))
Veloo> Fa inon'i Herimiafina indray kou ndry kle =))
Herimiafina> Kah zah koa tsy zakanao eo mihitsy e :-D Sady zah tsy mampifila zany kou fa tonga de tsy mety fotsiny =))
Veloo> Fa inon'i Herimiafina indray kou ndry kle =))
66. Herimiafina
(
23/01/2006 16:56)
Ranga be ny sofin'i Veloo klé, azafady aza e! Aleo averiko indray ary ny fangatahako anao ho mamako, hehehehe:-D:-D
Pissoa: aza manaiky mihintsy de aza mety fa vao maika mahafatifaty be anah, hehehehe:-D:-D
Pissoa: aza manaiky mihintsy de aza mety fa vao maika mahafatifaty be anah, hehehehe:-D:-D
69. Herimiafina
(
23/01/2006 17:23)
Ary toa gina daholo njay nareo ry ireto vao omeko ny proposition tsy indecente kely, hehehehe:-D=))=))=))
71. Veloo
(
23/01/2006 17:36)
o ry hery a za oe mamanao ve dia proposition tsy indecente? :roll::roll::roll:
maninn anjy za ry pissoa kely a8O
maninn anjy za ry pissoa kely a8O
72. pissoa
(
23/01/2006 17:37)
veloo> Zah akia tsy kely izany an, zah aza efa misy mikaoty knou =))=))
74. Herimiafina
(
23/01/2006 18:01)
Fa iza njay moa no mikaoty an'io sipa be io tato e? hehehehehe=))=))
76. Herimiafina
(
23/01/2006 18:13)
Mba bandy kely nanaja koa izany klé, mba marina mafy e......sipa be avy koa kaotiana! hehehehee=))=))=))
78. Herimiafina
(
23/01/2006 18:21)
Tsy hain'i nedala angamba fa andro tsy fikotiana sipa ny alatsinainy klé, hehehehe=))=))
