Firy taona enao?

121. Herimiafina ( 26/01/2006 17:43)
Hay ve i Veloo ka reniko ihany e, nanaraka ny reniko ihany zahn klé, hehehehe:-D:-D
Veloo: maman chérie chérie :-*:-*:*, zah meo nono, hehehehehe=))=))
122. Veloo ( 26/01/2006 18:38)
pissoa njy kapohako an:twisted:
heri :evil::evil::evil::evil::evil:
123. Herimiafina ( 26/01/2006 18:44)
Ao ary re ry Veloo an! Zah tsy hano tsony fa njy masiaka be klé, hehehehehe=))=))
124. Veloo ( 26/01/2006 19:18)
:twisted::twisted::twisted::evil:
125. Herimiafina ( 26/01/2006 19:36)
Jereo ity njy efa tsy azo hanaovana dialogue tsony klé! hehehehe=))=))
126. Veloo ( 26/01/2006 20:10)
8O8O
127. jennifer2 ( 27/01/2006 04:42)
:-D:-D:-D:-D:-D,
fa inona tokoa zany ny tian'i veloo e? mba lasa koa ny saiko nony farany, tsy maman, tsy sipa fa inon'i herimiafina njy? aza de ampijaliana loatra le olona fa tena mampalahelo?:(:(:(
128. pissoa ( 27/01/2006 05:28)
Veloo - ao ary fa tsy renin'io maditsa lahy io ndry e :-*:-*
Jenny - angamba Prof d'Anglais an'i Herimiafina no tiany :roll::-D:-D
129. Herimiafina ( 27/01/2006 05:54)
Zah tsy te hianatsa anglais na forcer-na aza, saingy raha Veloo no profy de mody hianatsa ihany zah, hehehehehe=))=))
130. pissoa ( 27/01/2006 06:00)
Hihihi - mandany ekolazy fotsiny refa tsy te hianatra n'iza n'iza prof =))
131. Herimiafina ( 27/01/2006 07:19)
Ka atao inona aza ny hianarana an'ireny refa misy ny traductateur e? hehehehe=))=))=))=))
132. dadabe ( 27/01/2006 09:20)
kay le!! elah indray ry herimiafina no mitady hanodikodia an'i veloo-ko a:-w:-w

pissoa :-$
133. Veloo ( 27/01/2006 17:02)
zay ary ny an'y heri... io ry ledada a..
pissoa no sady rsy prof d'anglais ko ka :-D:-D:-D
134. pissoa ( 27/01/2006 17:21)
Io mihitsy ry ledada ah ataovy mamay fa manadala an'i bebe ah :-D:-D

Veloo> inona ihany ary no tin-dry e :-w

dadabe> :-$:roll:
135. Veloo ( 27/01/2006 17:31)
pissoa a tsy misy ka :-D:-D:-D
136. Herimiafina ( 28/01/2006 01:01)
Aoka izay izany fa tena tsy mila anah i Veloo klé, diso fanantenana marary fo be zah marina mafy hehehehehehe:(:-D:(:-D=))=))
137. pissoa ( 28/01/2006 06:27)
Sady mivanitika ihany ony :-w =))
138. Herimiafina ( 28/01/2006 06:43)
Firaisankina re izao entina manongana an'i Herimiafina klé, f'angaha de tena mafy be izao herimiafina izao e? hehehehehe=))=))
139. pissoa ( 28/01/2006 06:46)
Hihihi -
140. Veloo ( 29/01/2006 01:02)
:roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2271