Firy taona enao?
1. kala
(
12/01/2006 06:50)
Nanontany an'i Bebe ity zafikeliny iray :
- Bebe â! Firy taona kay i Bebe ê?
- Tena tsy fantatro intsony fa efa souara bebenao ka verivery memouara 8O.
- Bebe kou masosotra. Za kou ange tsy mahalala fa jereo any @ kilôtin'i Bebe fa ny anaà misy soratra we 4 ans - eftra taona zany zà mazava hoazy:D.

répondu par kala le 15/02/2006 06:25
4. rongatry
(
12/01/2006 08:47)
:^):-D:-D:-D:-D:/
mampihomehy be, tsy nampoiziko hoe hisy ahita blague mifanaraka aminy, za manko maniaque be mijery vignette fôna refa mividy akanjo !
BRAVO ! :lol::/:-D:-D:-D:-D:-D
mampihomehy be, tsy nampoiziko hoe hisy ahita blague mifanaraka aminy, za manko maniaque be mijery vignette fôna refa mividy akanjo !
BRAVO ! :lol::/:-D:-D:-D:-D:-D
8. kala
(
12/01/2006 10:35)
Rongatry, aza veksé @ le mijery taona.Fa na zà aza ange mitadidy taona foana eny @ Magasin rehetra eny.
Nefa indraindray toa mihena ny taonako klé.:wink:
Pissoa â!Dadabe angamba mbola hitady trace hijereny ny taonany sa :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Nefa indraindray toa mihena ny taonako klé.:wink:
Pissoa â!Dadabe angamba mbola hitady trace hijereny ny taonany sa :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
9. ari.malala
(
12/01/2006 11:10)
zay ny anareo fa tezitra idadabe!! teniteneninareo ibebe!!! haingana nareo mifona @ dadabe daolo:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
10. kala
(
12/01/2006 11:23)
Dadabe tsy tezitra zany fa mandinika fotsiny we mba firy taona oa izy zao....:lol::lol::lol::lol::lol::lol:
11. Nickovy
(
12/01/2006 17:08)
de za zany 14 ans satria kely vatana de mividy patalohan'ny ankizy 14 ans aty. Bravo aloha ry kala ah:/:/:/=))=))=))=))=))
14. Herimiafina
(
13/01/2006 02:17)
Nenah zao xxl no hitako amin'ilay sligany ato donky raha chiffre romain de firy taona zany zah klé, hehehehehe=))=))
16. ari.malala
(
13/01/2006 05:43)
Herimiafina, =))=)) XXL??? =))=))=))=)) loza ko zany!! ko loz ko mo ra hinankanina ko aiza no ts ho XXL ny taillen'ny siligany!! ny pataloa zany zao ts ngeza noho io?=))=))=))
17. Herimiafina
(
13/01/2006 05:48)
NGah tavy no maha xxl azy, zavatra hafa mahintsiny, hehehe=))=)) sligany misy ceinture,
18. fasaly
(
13/01/2006 06:12)
ny ahy kou zàny taille na'ankizy 164 de izay kou ny taoanako eny e! mety possible ihany......:wink:
19. mamzelkely
(
13/01/2006 06:21)
mhhhhhh o ru herimiafina:-D:-D:-D
fasaly< za njay eo am taille 36 eo donc za zany 36 ans mhhhh enjana zany aa:roll::-D:-D
fasaly< za njay eo am taille 36 eo donc za zany 36 ans mhhhh enjana zany aa:roll::-D:-D
20. Herimiafina
(
13/01/2006 06:25)
36ans misy dantela sa 36ans tsisy dantela ry mamzel? hehehehehe=))=))=))=))