Firy taona enao?
21. fasaly
(
13/01/2006 06:32)
mamzel: hay njiko taille 36, ary mitovy ihany zany tsika roa raha izany!!!!!!raha pataloha io fa raha zipo 34 an!
22. rongatry
(
13/01/2006 07:13)
:-D:-D:-D
aza omena tsiny i bebe fa tsy hitany ndray izny, lay zafikely kou tô surdouée be !
aza omena tsiny i bebe fa tsy hitany ndray izny, lay zafikely kou tô surdouée be !
23. kala
(
13/01/2006 11:29)
Harimiafina koa ange mitady hifindran'ny aretin'ile zafikely ê!Ny aza hitako XXL ny kata vidiana nefa izy telo mitsamy manao S na M tsy ouanina be. :lol::lol::lol::lol:
De in kou zao le 36 tsisy dantela?
Nefa aza:evil: fa zà koa ange XXL raha pataloha sy silipo :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
De in kou zao le 36 tsisy dantela?
Nefa aza:evil: fa zà koa ange XXL raha pataloha sy silipo :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
25. Mifenty
(
14/01/2006 14:26)
olty ry bedada ah, elah né lty ny sizé ato fa aiza lah e. De alefaso oa le izy fa miandry anlé fika né aho e.
ny an'i bedada ndray le paosy kely eo am lé slip kangourou iny no fijerevana ny taonany.
ny an'i bedada ndray le paosy kely eo am lé slip kangourou iny no fijerevana ny taonany.
28. jennifer2
(
15/01/2006 15:11)
hoy herimiafina!
36ans misy dantela sa 36ans tsisy dantela ry mamzel? hehehehehe
Ny anao kay 36 misy dentele sa le tsy misy?
36ans misy dantela sa 36ans tsisy dantela ry mamzel? hehehehehe
Ny anao kay 36 misy dentele sa le tsy misy?
32. mamzelkely
(
16/01/2006 11:12)
fasaly:
mamzel: hay njiko taille 36, ary mitovy ihany zany tsika roa raha izany!!!!!!raha pataloha io fa raha zipo 34 an!
taille 36 ra pataloha fa ts haiko ny zipo satri za ts de manao zipo fa mampine kély hihihi:-D:-D
33. ari.malala
(
16/01/2006 12:33)
mampime manin ko? ko manin za ts mime? ;)
Mifenty, silpo kangourou in zany?:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
kala, t hampitovy @ Herimiafina njay njy an hummmmmm:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Mifenty, silpo kangourou in zany?:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
kala, t hampitovy @ Herimiafina njay njy an hummmmmm:-D:-D:-D:-D:-D:-D
35. kala
(
16/01/2006 13:50)
Tena milaza ny marina zà fa tsy milapoaly ê!:wink:
Be felomana ndray mou njy ê!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Sady ts blèm mou zany herimiafina ô! Mba afeno ho antsika io.:-*:-*:-*:-*:-*
Be felomana ndray mou njy ê!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Sady ts blèm mou zany herimiafina ô! Mba afeno ho antsika io.:-*:-*:-*:-*:-*
38. Fiffi
(
17/01/2006 05:31)
tena mbola tsy nahita:-D:-D:-D:-D:-D ka ny ahy ireny etikety ireny tonga de alako fa mandreraka ahy :-D
39. kala
(
17/01/2006 05:56)
Fiffi > Mihantitra vetivaty zao enao fa esorina ve ny taonanao de ahoana:?:.
Inn wa no mampihomehy an'i pissoa toa an'io:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Inn wa no mampihomehy an'i pissoa toa an'io:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
