Firy taona enao?
41. Veloo
(
17/01/2006 20:22)
oooooooo njy nga tsy manao zipo mihitsy ry mamzel?8O8O8O8O ko tsy lehilahy zany :-D:-D:-D
42. jennifer2
(
18/01/2006 23:59)
hoy ari.malala:
kala, t hampitovy @ Herimiafina njay njy an hummmmmm
kay ve nisy an'zao tato e?8O
hoy kala:
Sady ts blèm mou zany herimiafina ô! Mba afeno ho antsika io.
tonga soa ao antin'ny valan-draherimiafina akia a!;-)

45. Herimiafina
(
20/01/2006 04:05)
Jennifer anie bavikeliko e, tsy mahazo miteniteny foan rehefa eo izy, :-$hehehe=))
46. pissoa
(
20/01/2006 05:42)
Veloo>
Herimiafina> Ka saro-piaro amin'ny anadahikely malalany anie no teneniko e, izany ve dia miteniteny foana?
jennifer> :-*:-*
jennifer2:
kay ve nisy an'zao tato e? 8O
Herimiafina> Ka saro-piaro amin'ny anadahikely malalany anie no teneniko e, izany ve dia miteniteny foana?
jennifer> :-*:-*
47. Veloo
(
20/01/2006 19:56)
pissoa tsy misy anadahy sy anabavy zany retsy reo a :-D:-D:-D:-D
Jenny, hery :-D:-D:-D
Jenny, hery :-D:-D:-D
48. pissoa
(
21/01/2006 13:20)
Veloo> Hihihi, zany ve? Zah tsy nahalala fa izany ary no tenenin'i Herimiafina eo kou :( :-D:-D
Herimiafina> Mpandainga gaigy lahy :-w :-w :-@
Herimiafina> Mpandainga gaigy lahy :-w :-w :-@
52. Herimiafina
(
22/01/2006 03:24)
Inona ty manjo anao ry neny malala? mba misangisangy ato izahay dahy knou, hehehehehe=))=))
54. Herimiafina
(
22/01/2006 04:28)
I Veloo anie mamako e, sa tsy izany moa ry Veloo? hehehehehe:-D:-D
55. dadabe
(
22/01/2006 09:50)
hummmisy mifanamboatra ato kle :°)de misy koa saropiaro (pissoa)kiii sambatra lesy elah ry herymiafina fa hifandrombahan'ny sipa le :^):^)
57. Herimiafina
(
22/01/2006 16:58)
pissoa izaoi sipakeliko raha mety izy, de i dadabe akamako fa izany hoe vadindreniko koa. hehehehe:-D=))
59. Herimiafina
(
22/01/2006 17:28)
de lasa sipakely akamako mbola kotiako foana, hehehehehehe=))=))