miodina

81. ravakamalala ( 11/01/2006 20:03)
lapino > fa lehilahy angaha = sexe?
82. xxx ( 11/01/2006 20:17)
ny ahy aloa d tena mafy e! aiza v 1/isambolana raha misy koa aza! , za aloa tsy niova fa izy no lasa niova , satria olona mahay b anio zvt io izy fa tsy we tsy mahay ,fa zao angamba lasa tsy nahay ka tsy aiko intsony , fa na d za aza lasa vahiny ny momba azy!
83. Vahinala ( 11/01/2006 20:23)
xxx > Aiza kosa moa no hoe lasa tsy nahay izy fa zao ndray sao d izy kosa aza no miodina koa dia efa nahazo tany ho any izy d tsy mahavita intsony rehefa tonga ao antrano ! Mba mahagaga ihany mantsy ra ny lehilahy no hoe tsy manann raha tsy inray isambolana izany, asa aloha e !
84. ravakamalala ( 11/01/2006 21:34)
xxx > miodina ny andry fa tsisy fika e! aiza ve koa nahay be an io izy, zany hoe tiany izany ny manao an io dia hiova tampotampoka eo.

misy mantsy lhl sasany tena mifehy tena mihitsy, dia tsy manao an io izy ary tsy ilainy loatra koa io, fa ny andry zany efa teo ve no niala, tsy possible.
miodina akia izy a!

sokafy ny maso fa misy raha la terre!
85. Vahinala ( 12/01/2006 07:46)
ravakamalala > F'hita hoa aky ko, la terre est boribory ry xxx an !=((
86. xxx ( 12/01/2006 15:06)
nefa v raha miodina v d tsy ho fantako , izy mody aradalana ao an-trano , vola miditra antrano , bon pére , raha izay indray d manaiky za we tsy marary izy fa maditra,!, za koa aloa tsy miraharaha intsony fa mafy ny niaretako fa za tsy hisaraka ninoninona ataony , satria mbola keli ny ankizy, zay ataony ataony fa za ndray tsy misaraka sady izy tia zanaka b, dmandefitra za , fa mampalahelo ny ankizy
87. vivi ( 12/01/2006 17:04)
raha izy miodina aloa toa tena tsy mampino satria izy mody ara-dalana , vola complet, bon pére, fa na miodina aza efa au moins fantara ny mahazo azy fa tsy aretina, fa na d zany aza efa manamboatra saina aloha za e! , fa za kosa aloa tsy hisaraka na misy inona na misy inona , ny zanako mbola keli , milaray sy reny ka na manao izy d modiko tsy hita , ary raha izany aleo samy manao @ sisiny, za koa anie raha manao tsy eto antoerana fa lavitra b , any @ province , ohatra !
88. xxx ( 12/01/2006 17:04)
zany an!
89. chipie1 ( 12/01/2006 17:20)
aiza koa dia oe in 1 isambolana raha hisy ry xxx ? tsy possible zany nareo ve miaraka matory ao isan'andro dia ... ? tairotairo izy e!
90. xxx ( 12/01/2006 19:31)
efa we zany koa , sady izy wa tsy miditra hampandriana raha tsy any 12h30 any na @ 1 maraina , mody miheno hira , mijery telé,mamaky boky, sns nefa tsy mi-tel na texto , izy tsy manao anizany , ka zay anie mahagaga ahy we tsy miodina zany izy fa tena mety we lasa PD v? aiza kosa e! tsy possible, marary ny saiko mandinika anizany !!!!
91. Vahinala ( 12/01/2006 20:49)
xxx > an zao kosa aloha e, mitandrema ihany ianao amle miodina sao diso tafahoatra ka fanina marina ny farany an ! Manantona sexologue mintsy nareo no mety angamba ka, mety tena manana problème mihitsy izy fa tsy sahy miteny aminao fa mety matahotra ny réaction nao ohatra.
92. lilbon ( 13/01/2006 08:09)
io kou de izao e!
le miodina de fomban'ny tany ! :P:)
refa mpivady zany na le jeu de l'amour aza miverina in-jato angamba :?:
leo foana enao @ankapobeny zany !
ny nature kou samùy manana ny azy
ao ny mpiodina ao ny tokam-po fa izay voa manodidina e:evil:
ny aza tratrany ihany
aleo anie tiavina toy izay tia e !:-D:-D
izay tia ihany no adala (l):^)fa izay tsy tia izany inn?hendry?^^^^
93. ravakamalala ( 13/01/2006 17:14)
indry kosa aza sao dia mba miandry vonona fotsiny any am pandriana e!:roll:

rehefa tsy matory izy dia alaivo any amin izay misy azy ihany, taingeno, dia vonoy ny télé na radio na atsipazo any ny bokiny, limite, forcer-o , rehefa tena mbola tsy mety dia miresaka amin izay, efa oainina be mantsy ndry amin izay fotona izay raha mbola manda izy, eo dia "tu n'as plus rien a perdre", apetrao mazava tsara ny fanontaniana, fa efa vonona indry ny hihaino izay tohiny.

mahereza ihany na izany aza.:°)
94. lapino ( 13/01/2006 17:18)
ravakamalala:
lapino > fa lehilahy angaha = sexe?

Tsy hoe izany ka!
Fa vehivavy = fakam-panahy. Sady lehilahy sy vehivavy miaraka izany (izay ilay mihodina) sarotra ihany ny hieritreritra ny tsy hisian'izany!
95. fasaly ( 13/01/2006 17:30)
lilbon: zany an!:wink:
96. Herimiafina ( 14/01/2006 06:57)
Zah zao tsy miditr ampandriana raha tsy le maraindraina iny mihintsy amin'izay mba ho reraka tsara de matory tsara fa na dia izany aza tsy mba mitaraina izany ilay vadiko mbola ho tedavina knou, hehehehehe:-D:-D:-D:-D

Amin'ny atoandro koa anie no tokony hanaovana an'izany fa tsy amin'ny alina fahatorizana sy hangalana aina e.
97. ravakamalala ( 14/01/2006 14:54)
lapino:
Fa vehivavy = fakam-panahy. Sady lehilahy sy vehivavy miaraka izany (izay ilay mihodina) sarotra ihany ny hieritreritra ny tsy hisian'izany!
taiza no mbola nisy fakam panahy tsy azo resena izany? ny lhl koa anie fakam panahy e! fa maninn no betsaka ny vhv no mahavita miady am ny fakam panahy? aminao izany rehefa tafaraka eo ny lahy sy ny vavy dia tsy maintsy misy an izany? avy aty ampisehoko anao an izany!
98. ravakamalala ( 14/01/2006 14:56)
herimiafina > ianao izany ilay miandry alaina eo ambody ordi na télé eo koa an!! :twisted:hafa ihany ny alina e, io koa anie indraindray azo atao solona somnifere e!
99. fasaly ( 15/01/2006 14:59)
ravaka: alina miotndra fisainana an! avy mi crac crac de misaina kely de dodo amzay :lol:
100. ravakamalala ( 15/01/2006 17:32)
ka izany mihitsy anie e! mi crac crac kely , fa ny an i herimiafina lazaina fa amin ny antoandro no fanaovana izany fa tsy amin ny alina, nefa aleoko ny alina, fa iny izy mampatory tsara.:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4131