miodina

101. vivi ( 15/01/2006 17:57)
aiza koa hisy anao atoandro lava zao , tsy mahita filling kosa , @ alina ny zazakely matory, ny film azo alefa , ny revy mandeha , miaraka @ pi kely, tsy zay v ny revy complet ! apres dormir b! tsy misy hotrizany !
102. Herimiafina ( 15/01/2006 18:00)
Hay kay enao zany hatory ihany avy eo knou, ny tena manja le jisk'à laoby iny saingy vitsy ny sipa mahatanty an'izany, mi-abandonne antenatenan'ny alina daholo, i Herimiafina matory no alambolombava, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
103. Vahinala ( 15/01/2006 18:59)
Azo hi crac crac kévana daoly na alina na atoandro e, miankina am feeling ihany io fa rehefa mba otrizay tampoka ve na amifiry na amifiry tsy ho raikitra ihany e !
Ary lasa aiza i xxx toa tsy namaly tsony sa lasa niodina njay ! Ataovy mora hoa sao fann ao an ! :wink:
104. Herimiafina ( 15/01/2006 19:29)
Zah zany te hiodina fa mikorontana be ny tokantranoko ato klé, tsy mandeha intsony ny rice cooker, manondrana ny frigidera, nianjera ny armoara, hehehehehe=))=))
105. vivi ( 15/01/2006 20:54)
ny jusla loby kosa aloa ho any mpisipa vao aingana e!, fa tsy ho ani olona efa ela niaraka , taloa za navita jukaloby fa zao tsy vita fa mora mihesona b ,nefa reny marina no toa milay fa ny maraina ,kosa aloa tena vizana sady tsy ampy toromaso , ka mahatonga anireny anie menatra sao d misy maheno we mihesona na koa tsy zatra matory @ilai olona d tsy mahita tory!, io indray ianao ry herimiafina fa tjrs , mahita resaka tsy hampoizina , hitako ilay xxx atsy ambadika no tara b!
106. xxx ( 18/01/2006 13:26)
Gaigy lay probl, fa rah zah de ny jifampiresak nareo no solution. Ity miodin ity mantsy misy sandany foana ny farany: aretina, fo sy fitiavana voatery tsy maintsy ho ravana, tokatrano mikorontana, adin-tsaina etc... Asa aloh fa rah ten manao calin aminy foana indry de mety ho taitra ihbany iozy de manao foana, az andrasana premier pas izy f'indry manao premier pas e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7951