miodina

61. fasaly ( 11/01/2006 15:33)
vahinala: ié sao de miodina ne lotsa de mikarapoka de tratra n'ny tompobady teo ampiodinana teo kou! hihihi
aza misy any zany:-D:-D:-D
62. lapino ( 11/01/2006 15:46)
ravakamalala : aoka marina e! :lol:
63. ravakamalala ( 11/01/2006 15:53)
lapino > manaiky matoa tsy miteny
64. lapino ( 11/01/2006 15:56)
ravakamalala : tsy hoe manaiky aho fa manontany tena hoe maninona àry ianao no tonga dia mi-révolte be ohatra an'izany? Ohatra ny mahafatifaty kely izany! :wink:
65. ravakamalala ( 11/01/2006 16:05)
:miam::miam:
66. lapino ( 11/01/2006 16:09)
:-w
67. ravakamalala ( 11/01/2006 16:22)
lapino sy ravatorano dia lhl macho.

rehefa ny sipa no miodina dia lazaina fa mampiresaka, tsy eken ny saina izany vhv miodina izany. Tsy dia ny fahafambaraka (mety) ho azon' ny vehivavy loatra amin izany fa ny antony dia satria voadona amin ny mahalehilahy azy rizareo dia mankarary ny fony.

Ratsy ny vhv miodina (amin ny ankapobeny), mbola tanako foana ny hevitro fa misy anefa ny hatao hoe equilibre eo amin ny couple.

satria izy tsy te hisaraka, noho ny antony maro samihafa (zaza, fiaraha monina, mariazy = masina, fananana iraisana, ...) nefa tsy dia mety loatra ny fiarahan izy roa dia lasa ny iray mitady zavatra hafa ivelan ny tokantrano hanapmpiana ny banga. Inona anefa izany ?
68. ravakamalala ( 11/01/2006 16:23)
lapino > :@
69. Herimiafina ( 11/01/2006 16:25)
Otran'ny te-hiodina koa zah zany fa misy blem ato amin'ny tokantranoko klé. Inn le blem? Tsisy chauffage, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
70. ravakamalala ( 11/01/2006 16:27)
ka io ary ambadika ary efa misy manolo tena hanafana anao fa ianao miavonavona!:wink:
71. Vahinala ( 11/01/2006 16:34)
fasaly > :-D:-D:-D:-D aza misy tokoa ane izany !

O ry reto a, io ange tsy hifaninana marina e, tokony samy manaja ny tenany fotsiny, fa ny tiako anontaniana hoe raha le vadinao ve ry xxx no fantatrao hoe miodina koa dia ho zakanao ???
72. lapino ( 11/01/2006 16:40)
ravakamalala: ntsônalééé! mahafatifaty hoà ndry rehefa manao an'le ôtran'io :-*

Fa zao aloha e, macho na tsy macho, tsy mitovy ny lhl sy ny vhv, dia tsy afaka teren-kitovy. Ohatra ny "comportement sexuel", ny "sens des valeurs". Ka tsy mety mihitsy raha ny vehivavy no mihodina. Fa izany hoe asakasak'izay hanao an'izany aloha!
73. Vahinala ( 11/01/2006 16:47)
lapino > Za kosa aloha tam sipako talou efa niodina an, ça veut pas dire hoe maditra za amin'ny maha vehivavy ahy fa voalohany indrindra mbola tsy vadiko izy ary efa tsy nilamina intsony koa ny fiarahanay.Hafa indray mantsy ny fipetrany raha toa ka hoe efa mpivady ara-dalàna.
Porofo : Ilay bandy niodinako io no lasa vadibeako amin'izao ! :-D:-D:-D
74. Herimiafina ( 11/01/2006 17:28)
Rehefa mbola tsy mpivady kay dia mahazo mihodina? Ary ndeha mba hanandrana zah klé, hevitra mety! hehehehe:-D:-D
75. xxx ( 11/01/2006 17:34)
manaikay za fa we ratsy ny miodina ary io bandy vadiko anie tena tiako b tsy hotrizany taloa , fa noho io resaka io d leo ihany ny tena , ary na resahana anio izy tezitra fa angambany heveriny manambany aza angamba , ary matoa aza misy ny 1/mbolana d no izahako ihany , olombelona kosa za , za koa tsy havita we , mba omeo e!, za aloa tsy milaza we hisaraka @ vadiko fa raha mbola mitohy foana kosa ao anatiny 5 taona io toetra io d aleoko manao plan B indray , tsy aleo v mifampitsotra we anao mpiavana na anbavy mihitsy v sa ahoana ? betsaka no mety anome tsiny fa tao anatiny 6 taona pbl-nay io anie betsaka ny question mimpetraka ao andohako , mbola tsy niodina za d efa sur za we tsy maintsy hiafara aminizany ilay tantara ,matoa anie manambady d efa anisany devoir io zvt io fa tsy vola na zaza koa e!, tsy aiko we na za sainany sa ahoana ? ; ary fanontaniana tiako hapetraka we himpiry isankerinandro ny olona no tokony anao firaisana ?
76. Vahinala ( 11/01/2006 18:38)
xxx > Ka dia miankina aminao ihany io zany, ianao no ao anatiny ao dia izay hitanao fa maha mety azy eritreretina fa ra za aloha no anontanianao d mbola averiko foana hoe mifampiresaha aminy, izay ihany no hitako fa mety. Ny resaka firaisana izany ndray tsy misy impiry isan'andro fa miankina amin'ny couple tsirairay ihany io, nenay aza efa 2 taona zay no tsy nanao firaisana satria zay misara toerana ny téléphone no atao maivoka mihitsy, atoato zao vao ho dafety beu amzay ! Mahereza na izany aza e !

Herimiafina > Tsy hoe refa ts mbola vady d mahazo mihodina fa nenay wa efa tsy nilamina tsara intsony ny fiarahanay dia zay rava hoazy tsy nisy ady izy avy teo e ! Sady tsy aleo ve mbola célibat d efa manandrana miaina izany toy izay refa manambady vao mibililaka makary sy makatsy e ! :-D:-D:-D:-D
77. fasaly ( 11/01/2006 19:27)
xxx:

ary fanontaniana tiako hapetraka we himpiry isankerinandro ny olona no tokony anao firaisana ?



io tsy misy fetrany sy lalànany ny fanaovana an'io aky fa otra'ny misakafo ihany a! rehefa noana de afaka mihinana nareo, na atoandro na hariva na maraina na ao anaty douche na aiza eo ampijerena film na sns.....rehefa raikitra sy masaka ny roa tonta de afaka mi passer an'ilay izy .....fa ny androky alou tena kalvera be e! fa de indry ihany no mahita azy ao e!
78. ravakamalala ( 11/01/2006 19:38)
Fa zao aloha e, macho na tsy macho, tsy mitovy ny lhl sy ny vhv, dia tsy afaka teren-kitovy.


marina io ary soa ihany!!


Ohatra ny "comportement sexuel", ny "sens des valeurs". Ka tsy mety mihitsy raha ny vehivavy no mihodina. Fa izany hoe asakasak'izay hanao an'izany aloha!


tsy voatery ho sexe no tadiavin ny vhv refa mandeha mijery lhl hafa izy.
izay ilay tsy mampitovy ny vhv sy ny lhl, soa ihany hoa!
79. ravakamalala ( 11/01/2006 19:41)
xxx > tianao ihany izy zany taloha, dia naninn tampoka teo?

diniho tsara fa sao nisy toetra avy aminao nahatonga azy niova, mety tsy mahazo izay ilainy avy any aminao koa izy dia tsy manome. Diniho tsara aloha.

trop be aloha izany indray mandeha isam bolana izany vao manann e!8-)
80. lapino ( 11/01/2006 19:55)
ravakamalala:
tsy voatery ho sexe no tadiavin ny vhv refa mandeha mijery lhl hafa izy.

Eny, fa lehilahy hafa no jereny!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1394