miodina

21. dadabe ( 10/01/2006 07:04)
22. Vahinala ( 10/01/2006 08:29)
diamondra27 > Ry zareo aza ve aky efa mananjanaka d mvola ho menamenatra aminy ihany i lery ! Asa aloha e, mety misy problème mihitsy ilay rangahy fa i xxx no tokony mihezaka mba miresaka aminy manontany.
23. ravatorano ( 10/01/2006 10:28)
tena kozy vré v kalou ty sa fampiresahana fotsiny ?
ilay joba zany miodina d rakoto miesona ao ambovo ntss mba kofa dombo koa zany
zay no ataoko hoe tena kozy v ty sa ampikaraseana fts ny namana d mamoaka ny heviny eto
:roll::-P:-P:-P
24. lapino ( 10/01/2006 10:37)
ravatorano:
tena kozy vré v kalou ty sa fampiresahana fotsiny ?
ilay joba zany miodina d rakoto miesona ao ambovo ntss mba kofa dombo koa zany
zay no ataoko hoe tena kozy v ty sa ampikaraseana fts ny namana d mamoaka ny heviny eto
:roll::-P:-P:-P


=))=))
25. Vahinala ( 10/01/2006 10:51)
ravatorana > :-D:-D:-D:-D
26. diamondra27 ( 10/01/2006 11:30)
fasaly, vahinala: tsy d'accord aminareo za fa raha mananjanaka tsy midika zany hoe tsy menatra fa misy resaka mahamenatra ny mangataka azy @ vady @ olona sasany. Mba hahazava ny resako de 'ty: ohatra : maninona ny olona sasany mitady olona hafa ivelan'ny vady kanefa tiany le vady sy ny zanany ary tsy atakalony na iza na iza fa matahotra izy hoe: sao de tsy d'accord le vadiny @ zavatra tadiaviny de aleony makaty ivelany manao azy. Azonareo ve ny tiko lazaina?
27. mamzelkely ( 10/01/2006 11:31)
zoky aa tsy hainay alo na vrai na faux fa de mamaly ihany sô de vrai ihany :-D:-D
28. Vahinala ( 10/01/2006 11:41)
diamondra27 > D zay no mahatonga ana hiteny hoe tena tokony hiresaka amin'ilay vadiny izy, mba izy no manontany taloha sao tokoa misy problème le ranga fa tsy sahy milaza. "Communication" hoa tena ilaina io e, sa tsy marina zany ?
29. fasaly ( 10/01/2006 12:49)
Vahinala:

diamondra27 > Ry zareo aza ve aky efa mananjanaka d mvola ho menamenatra aminy ihany i lery ! Asa aloha e, mety misy problème mihitsy ilay rangahy fa i xxx no tokony mihezaka mba miresaka aminy manontany.



amiko tsisy blem izy fa nahoana no taloha no nande de zao no tsy handeha fa il faut voir kou hoe sao de avy amin'ny roa tonta e! efa tranainy lay fitiavana de mila tairitarina zavatra kely ka raha tsy hanobmoka izy de indry no manomboka kou! asio ny strip tease kely e! ahitàna zay mba fihetsiny:wink:
30. fasaly ( 10/01/2006 12:54)
diamondra27:

fasaly, vahinala: tsy d'accord aminareo za fa raha mananjanaka tsy midika zany hoe tsy menatra fa misy resaka mahamenatra ny mangataka azy @ vady @ olona sasany. Mba hahazava ny resako de 'ty: ohatra : maninona ny olona sasany mitady olona hafa ivelan'ny vady kanefa tiany le vady sy ny zanany ary tsy atakalony na iza na iza fa matahotra izy hoe: sao de tsy d'accord le vadiny @ zavatra tadiaviny de aleony makaty ivelany manao azy. Azonareo ve ny tiko lazaina?


matoa nivady aky zareo diamondra sy niteraka de samy nakafy ny andaniny sy ny ankilany amilay resaka sex a! fa ny blem anie mety hitrànga foana aty aoriana e! mety efa mankaleo azy de mila zavatra vaovao ndray izy ohatra, na lay sipa kou no mi se laisser aller de tsy manintona andralehilahy tsony!
azoko tsara mintsy ny tiandry lazaina fa maro ny manao fiainana toy izay, fa lay fitiavana mintsy ny tsy fikolokoloina de maty ho azy e!

31. fasaly ( 10/01/2006 12:57)
mamzelkely:

zoky aa tsy hainay alo na vrai na faux fa de mamaly ihany sô de vrai ihany :-D:-D

:-D:-D:-D:-D zany anie wa ry mamzlkely e! apochapochaka mahintsy ny hevitra kou!.....sao mba mahasoa ny sasany tenana manana ilay cas knou!

32. diamondra27 ( 10/01/2006 13:04)
fasaly: ka zay kolokolo zay mitsy le izy, de raha hafa ary ny fandraisan'ny le iray azy de ahoana? (positions , jeux etc)
33. Vahinala ( 10/01/2006 13:41)
diamondra27:

fasaly: ka zay kolokolo zay mitsy le izy, de raha hafa ary ny fandraisan'ny le iray azy de ahoana? (positions , jeux etc)



Tsy azoko
34. fasaly ( 10/01/2006 14:13)
diamondra27:

fasaly: ka zay kolokolo zay mitsy le izy, de raha hafa ary ny fandraisan'ny le iray azy de ahoana? (positions , jeux etc)


iny ndray alou sam manana ny azy sy ny fombafomba ny mpivady fa tsy voatery tsy maintsy hanao anzao sy izao zareo vao hande io aky! sady mandeha ho azy ange ky ioi raha entre mpivady e! fa tsy misy tabou zany ny resaka otranzay! rehefa misy ny feelinge de mandeha ho azy io amzay hahazoan'aina sy tsirony ...
fa raha zavatra ho forcé-na de tsy mety.
35. fasaly ( 10/01/2006 14:19)
diamondra azoko tsara lay jeu de l'amour tiandriko ho lazaina fa zareo ve mpivady sy efa niteraka tsy efa mba nanao zay mba feeling njareo kou e!
fa tsy any angamba lay blem fa lay fitiavana sy ny fifandsraisana no mila hatsaraina kely indray fa mitady ho faty e!
36. diamondra27 ( 10/01/2006 14:19)
ka zay le olana ranamana ah, tsy mitovy ny olon fa misy mpivady mande oazy io misy tsy afaka miresaka an'io de zay le tabou. mba henoy nge ny radio manokana momba ny sexualité indraindray raha manampotoana nareo e! Aza atao anaty panier doly ny olona fa tsy mitovy
37. diamondra27 ( 10/01/2006 14:23)
zao fotsiny e! aza mihodina zany oa fa fantaro tsara ny vadinao , (la vérité n'est pas bonne à dire fa indraindray mandratra sy manimba ) de @ zay le izy vao manapakevitra enao na hilaza aminy na tsia ay hetahetanao @ ze fitiavana tianao ho azo aminy
38. fasaly ( 10/01/2006 14:24)
ka zay njinja tsy mitovy ny olona rehetra fa tsy hoe misy ny couple tsy maintsy manao ny tous positions de hanao kou ny hafa, na ampiasa an'izao ny hafa de ny aroa koa hanao, matoa wa! izy nivady sy niteraka roa de tsisy tabou zay sady inona kou zany mpivady tsy sahy hiresaka momba an'io zany aky a!
sady aleo hidaboka hatreo fa lay tompn'ny pblem tsy mamaly tsony...
39. mandrindra ( 10/01/2006 14:45)
mbola lasa nihodina izy ry fasaly a
40. Vahinala ( 10/01/2006 15:08)
fasaly > Marina mihitsy aky nendry koa, tsy azoko hoe olona efa mpivady tsy vao akory fa efa amantaonany ve satria efa mananjanaka dia hoe mbola hisy tabou ihany ! Sady amiko raha ny mpivady no tsy afaka miresaka momba izany dia hafahafa ihany, au moins refa tsy sahy ny iray dia mihezaka ny manontany ny iray !
Enfin, aleo marina aloha hilam fa le olona nilaza ny olany aza ity tsy hita tsony ko !

mandrindra > Eny tokoa angamba ! :*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3218