miodina

41. fasaly ( 10/01/2006 16:18)
mandrindra:
lasa nihodina sahady ve????ary tena en mank marina raha izany efa poritra be mahintsy:roll:

vahinala: f'ita wa ky!
42. xxx ( 10/01/2006 17:25)
aiza koa we , lasa niodina sahady ry diamondra sy fasaly fa mbola nisy course natao e! marina daholo ny teneninareo , fa zao anie e, t@ voloany efa miteny azy foana za d hoy izy we ankany @ dokotera za e, ho any @ sexologue sns sns , d andrasana ka eee, faty miandry fotsiny ianao , izy ary tsy miditra hampandriana raha tsy @ 12 alina , ka tsy aiko intsony , misy fotoana ianao efa mba miandriandry ao hampandriana we ataoko mirehatra iny androany , efa manao sexy , miaraka @ nuisette sy ny tariny fa eee; wen fotsiny ianao , sady mangatsiaka farany misolo pijama , ndraindray ary lasa mampime , fa omezany namako za raha vao mba mitatara @ ilay meilleur amie-ko zay, tsy hitako intsony ny solution, za koa efa lasa zadratsy @ situation-nay d lasa mijery fotsiny , satria raha vao teneninao matetika izy d lasa tezitra b @ io resaka io,ao anatiny 6taona kosa v d io foana v ny olana ka tsy mba ho leo ihany v nareo? tsy we sainany b za toa tsy zany kosa ny couple normale !, izy efa sady tsy miraika amintena no tsy sarompiaro zany , nefa aloha izy , tia zanaka , manome vola , tsy mamono , tsy miodina fa zay no mba olana kely , .Na ilai olona hiodinanakoa aza anie tsy we sipako fa mba fanalana azy fotsiny , miezaka za hivoaka @ ilai izy fa tsy hitako intsony ny hvt amilay vadiko ! misaotra anareo e!
43. Herimiafina ( 10/01/2006 17:32)
Tena mino ve enao ry xxx fa i nedala koa tsy miodina, mba marina e! Jereo ihany fa tena tsy mahasarika azy mihintsy ny hanao firaisana aminao. Kestion de goût io, mety misy tsironkanina metimety aminy any ambadika any dia mahatofoka azy.:roll:
44. fasaly ( 10/01/2006 17:59)
zay kalou de marina e! efa vokivoky any izy de tsa mahatelikanina tsony refa ao antrano ao!
ka maninona kosa raha miaraka aminy, nareo roa mahintsy no mande any am sexeologue e! ary aza any ampandriana no miandry azy fa izy mi traine any an'efitra hafa alohan'ny minuit iny no tolomy e!
ataovy masaka mintsy de tairo ao kou!!!!
45. Vahinala ( 10/01/2006 18:40)
xxx > Mba fanontaniana kely ny ahy ity, efa nisy ve fotoana tsy niandrasanao azy hi acte fa hoe tonga d norohanao izy na nosafosafionao avy hatrany ohatra, dia raha efa nisy izany nanilika anao ve izy sa ahoana no réaction ny ? Mba andramo ihany mantsy raha toa ka tsy mbola nanao izany ianao fa sao d ho tonga amin'ny tenin'i Herimiafina tokoa ko !
46. xxx ( 10/01/2006 18:42)
ka ny mahasosotra anahako anie toujour za foana v kosa ny anao effort fa izy tsy miraika mihitsy ,leo ihany kosa ny sipa e marina e!, ny tena efa manao zay mety sady en plus izy somary olona tsy d facile fa somary misy toetra zay ihany , tsy aleoko ihany manao plan b v!, marina we tiako izy fa efa nisy fihenana ihany satria leo manaraka hambokony zay reveny za !, betsaka ny zavatra nampandeferiko noho izy oh: namana,sns , za aloa diso we hiodina fa aleoko angamba anao experience kely , fa na ho any na tsy ho any sa anoana hoy nareo?
47. Vahinala ( 10/01/2006 18:46)
xxx > Marina ny anao fa na izany aza hijereo solution miadana ihany fa manjary lasa rava ho azy koa anie le fifankatiavanareo ny farany e dia sanatria hiafara amin'ny fisarahana ohatra dia ny ankizy no hijaly e, rehefa tsy mety ho any amin'ny sexologue izy dia teneno azy mivantana hoe mampijaly anao ilay ataony fa ianao mba mila firaisana sns sady tsy haingitraingitra koa io fa ilain'ny toe-batana koa, sady ianareo sy izy mihitsy no tokony miaraka makany fa tsy izy irery akory.
48. ravakamalala ( 10/01/2006 19:20)
xxx > efa ohatran izany fona ve izy hatram zay sa niova tsikelikely?


ravatorano:
tena kozy vré v kalou ty sa fampiresahana fotsiny ?
ilay joba zany miodina d rakoto miesona ao ambovo ntss mba kofa dombo koa zany
zay no ataoko hoe tena kozy v ty sa ampikaraseana fts ny namana d mamoaka ny heviny eto


satria manko refa ny lhl no miesona dia mampiresaka zay. ny vhv foana tsinona no tokony hiesona e!


tsy hifaninana akory izy ity fa ampirimo ilay machisme fa efa ilaozan ny toetr'andro!
49. Herimiafina ( 10/01/2006 19:24)
Tokony foanana any mihintsy hoa ny fiarahana sy ny fanambadiana sy ny fanaovana sy ny fiterahana fa mandreraka be mahabe probleme be e.
tsy misy mamaokatra firy tsiony any ampiasana fa malemin'ny tokantrano daholo ny daholobe klé.
50. ravakamalala ( 10/01/2006 19:39)
ntsss! ko raha tsy inn koa ho foananao ny zavatra tsara indrindra eto antany, isika olombelona fotsinyno tsy mahay mampiasa azy, zay no olana.

tsy azo foanana izany io fa tsisy tsirony intsony ny fiainana.
51. Herimiafina ( 10/01/2006 19:41)
An3, ny fitiavana no tsara iondrindra eto antany fa tsy ny fiarahana kah, samy hafa be mihintsy ireo.
52. ravakamalala ( 10/01/2006 19:45)
mety hoe samihafa fa mifandray , mifampitohy, satria ny fitiavana dia lasa zava poana raha tsy aseho, ka endrika fitiavan indrindra ny fiarahana amin olona iray.

rehefa tia olona ianao dia miezaka foana ny hanao izay mba mahafinaritra iny olona iny, ohatra hoe miaraka.:wink:
53. fasaly ( 10/01/2006 19:49)
xxx:

ka ny mahasosotra anahako anie toujour za foana v kosa ny anao effort fa izy tsy miraika mihitsy ,leo ihany kosa ny sipa e marina e!, ny tena efa manao zay mety sady en plus izy somary olona tsy d facile fa somary misy toetra zay ihany , tsy aleoko ihany manao plan b v!, marina we tiako izy fa efa nisy fihenana ihany satria leo manaraka hambokony zay reveny za !, betsaka ny zavatra nampandeferiko noho izy oh: namana,sns , za aloa diso we hiodina fa aleoko angamba anao experience kely , fa na ho any na tsy ho any sa anoana hoy nareo?


de zay fantantrao fa mety de ataovy zany fa mahaiza fotsiny mi assume ny rehetra e! zay mahadiavolana anao atao e! kou! sao mantsy mi déprime eo kou zay vao maika loza!!!!!!fa aza miodikodina be lotsa sao fanina an!:wink::-D
54. Herimiafina ( 10/01/2006 19:59)
ravakamalala:

mety hoe samihafa fa mifandray , mifampitohy, satria ny fitiavana dia lasa zava poana raha tsy aseho, ka endrika fitiavan indrindra ny fiarahana amin olona iray.

rehefa tia olona ianao dia miezaka foana ny hanao izay mba mahafinaritra iny olona iny, ohatra hoe miaraka.:wink:

Otran'ny fiara sy ny saofera ihany kah, azo sarahana tsara ary fidina ilay olona afaka mitondra ilay fiara fa tsy izao karazan'olona tsy manana permis rehetra izao no omena volant.

55. Vahinala ( 10/01/2006 20:25)
Hermiafina > d atao inn ndray le permis raha tsy manana fiara ampiasana azy enao ? D ohatr'izay koa hoe atao inona ilay fitiavana raha tsy zarainao aman'olona, tazonina ho anao irery ve !

fasaly > so d diso fann loatra ka miakarapoka ve ! :-D:-D:-D:-D
56. Herimiafina ( 10/01/2006 21:19)
Ka tsy ny fitiavana anie no ratsy fa ny olona no samihafa dia samy manana fomba fanaovany azy e,sady ny fitiavana tsisy norme fa samy miezaka mi-imposer ze saimpatany eo, hany ka mivadika zavatra hafa fa tsy fitiavana intsony. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
57. vivi ( 10/01/2006 21:25)
io koa anie mora ny miteny we iodina fa rehefa eo @ action mangovitra e!,raha mbola azo atao akia d aza miodina , fa amboary fotsiny ny saina raha mbola mahatanty , raha sendra miodina d ataovy lavitra ny tanana fa danz raha vao misy mahatratra !, za , aloa nitovy2 pbl t@ ndry fa tsy nahatanty za fa aleoko nanao tany @ sisiny , fa rehefa apres 6 mois d nijanina za t@ ilay fomba ratsy ,d @zao za misosa ny fiainanay satria ,efa nahazo izay nilaiko za d ampy !, fa ny ahy aloa hatraminizao mbola tsy niova e! fa au , moins za nanandrana ny tsy fanao , olombelona mandeha nofo koa anie ndry fa tsy anjely , fa ny fahazarandratsy no tsy mety ,sy tia anilay any ambadika , fa ataovy izay tsy ahahtara anilay bandy vvao!
58. lapino ( 11/01/2006 00:20)
ravakamalala:
tsy hifaninana akory izy ity

f'hita eo e! :wink:
59. ravakamalala ( 11/01/2006 09:20)
lapino > tsy ifaninana amin'ny lhl amin izany aho, raha mifaninana aho fantako fa maharesy, alaharo fa tsofiko indray mandeha, ny tsy hanaovako azy dia atria za mbola manaja tena sy izay olona mety hiaraka amiko.
ary ianao ity macho ihany koa an!8O
60. Fantara ( 11/01/2006 09:41)
Eh! Aza miodina izany e! Rehefa manambady anie dia efa hafa indray ny tanjona e! sady amin'ny maha vehivavy anao dia hajao ny tenanao. Miezaha mifanakalo hevitra aminy, fa ny olana mantsy tsy kisy tsy voavaha raha miresaka. Sady raha miodina tsy maintsy ho tratra indray andro dia ahoana, ahazaka izany ve ilay vadinao e? Ny olona hendry ireny anie rehefa mihetsika tsy tana intsony e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1788