miodina

1. xxx ( 09/01/2006 15:15)
tratry ny taona daholo aloa e! vhv za manoratra !probleme aloa za miodina , nefa manajanaka 2, manambady , matoa miodina aloa misy ny probleme , oh:tsy ampy calin, tendresse, sex 1 isambolana 'raha misy, nefa ilay bandy ndray tsy miodina , tia zanaka ,manome vola ..., t@ voloany aloa azo leferina daholo fa taty aoriana tsy tanty intsony fa olombelona ny tena , mba omeo hevitra we , izy aloa raha ny hevitro d tsy hisaraka @ za fa mbola kely ny ankizy , sady mavita mandefitra za noho ireo zanako, fa mba tiako fantatra ny hevitrareo namana ato @ serasera !
répondu par xxx le 18/01/2006 13:26
2. xxx ( 09/01/2006 15:32)
aza miodina fa hajao ny vadinao. Rehefa te hanao sexe dia ilazao mivantana izy fa tsy ampy anao ny indray mandeha isam-bolana, kozio izy fa mila calin ianao, ...ny nenina tsy eo aloha hananatra fa ao aoriana handatsa.
3. mandrindra ( 09/01/2006 15:52)
alefaso matetika ihany aloha ny demandy any amin'i lery dia mba manaova sexy ao antrano sao dia mba mila velombelomana ranamana.
rehefa tena tsisy fika intsony dia tohizo ny tifitra any amin'ny sisiny fa tandremo sao tratra e. aza mikôzikôzy aman'olona mihitsy na namana akaiky izany na fianakams. raha izao no mampandeha ny fiainanao dia tohizo.
4. xxx ( 09/01/2006 16:06)
E na zany fiantsona azy aza efa hoe mihodina ko, na ianao ihany dia efa mahatakatra an io na tokony hatao na tsia, na faniriana diso tafahoatra na tratry ny tsy fidiny . . . ra za ianao dia miala aminy mitady an zay afaka manome fahafaham po anao ara sexe, be d be na eny an dalana eny aza ary mitady izay hilalao aminy. Fa ra hoe mihodina zany, ra tratra, ary tsy maintsy tratra, dia sady hohalan ny vadinao ianao no mety hitondra ratra hoan ny ankizy koa ka ho lasa fahavalony any aoriana satria mamadika ny rainy tsara fanahy. Sao fanina madama a
5. Veloo ( 09/01/2006 16:11)
mila miresaka tsara nareo... lazao azy ny fanirinao ect... tandremo fa ny zaza mbola kely ary mampalahelo raha tsisy ray intsony.. hijaly izy ireo rehefa lehibe.. ka pense a l'avenir des enfants aussi mais non seulement a toi et a tes plaisirs. eny isika olombelona dia teraka tia-tena nefa kosa tokony hitsinjo ny ankizy an
de bonne chance aky a:-*:-*
6. fasaly ( 09/01/2006 16:25)
mialà nenina marina kalou e! tsy misy tsy vitan'ny resaka fa raha tsy ampy fitiavana alou mety hisy fiantraikany aminao kou e! ka alohan'ny hisafidianana hevitra hafa de mialà nenina asio resaka be mintsy momba io de ho hita ny tohiny ka raha tsy misy fiovàna de zay vao manapa-kevitra aza adino anefa ny fa ny lehilahy tonga lafatra tsy misy, samy misy ny kilemany daholo, raha tsara faanahy manome vola mandefitra aminao izy tena efa zava- dehibe anie zay e! fa ny indro kely de tsy ampy fitiavana sy sexe enao ka diniho almbony ambany tsara izay hatao mba tsy hanenenana, ianao ihany no manana ny fanapahan-kevitra amin'izany...!
7. diamondra27 ( 09/01/2006 16:30)
xxx: 1°: aza miodina zany aloha fa resaka tsotra alefa, mangataka na safosao fotsiny ary tsy maninona

2°: lazao izy sao misy pb manokana mahazo zy de tsy ao a@io ny sainy

3°: jereo sao de marary izy (aretina mampihena ny labido)

4°: manana tabou ve izy @ resaka sexe sa ahoana?

5°: tezao tsara ny zaza, de mahereza mivavaka fa ao anaty ny vavaka no ahitanao ny atao hoe: la paix na de misy manky aza,managataha mba asehon'i Tompo aminao io paix io, fa garanti 100% za, tsy misy tsy hain'i Jesosy

6° : raha mbola tia anjy sy ny ankizy ary manome vola ny vadinjy de mbola bonne signe zany . Ny sasany aza manome vola ny bokakany sy manome hofantranony amante-ny.

7°: raha hiditra hoe: hiodina zany njy , de eritrereto tsara, zakanao ve ny hijery ny terenjy @ fitaratra refa maraina? de refa manomboka miodina ny olona de tsy maintsy fantany partenaire foana fa manomboka miova ny fihetsika, de tandremo sao sady tsy antany no tsy amparafara eo

Zay aloha ny androany fa @ manaraka indray ngamba
8. Veloo ( 09/01/2006 20:00)
oay le diamondra mbola mampiasa "bokaka" :-D:-D
9. fasaly ( 09/01/2006 20:12)
diamondra: manana tabou am resaka sex ve ky le lhl de hahavita zaza roa kosa a!:roll::-D
10. hesham ( 09/01/2006 20:15)
Aza manitsabady zany .
Iresaho ny vadinao fa tsy solution mintsy ilay miodina raha tsy sahinao ny milaza aminy resaka matotra dia mody ataovy sangisangy hoe za tsy ampy calin sy sex na hitanao ze fika hampidirana resaka ee.Raha te hi calin dia any @le zaza manao calin be .
Solution farany hihihi raha te hanao ka tsy tantinao intsony dia aza menatra mimaste rery eee , efa bdb ola manao anio , tsy aleo ve miditra @ mimaste toy izay miodina de viravirain`ny olona fotsiny indrindra raha fantatry ny ola ianao manambady amanjanaka , ny tiako tenenina dia lalaovin`ny olona fotsiny ianao .
11. ravakamalala ( 09/01/2006 20:47)
marina io lazain i hesham io! hajao ny vadinao sy ny tokantranonao, ary indrindra indrindra hajao ny tenanao, tadidio fa vehivavy ianao ary , efa manan janaka, efa miova izao ny priorité -nao.

vahaolana azo atolotra dia ny resaka. dia etsy andaniny koa indry mba manao izay mety amin ny fomba fiakanjo, atsarao ny ao antrano, ataovy milay ny sakafo, attirer-o izy e! tsisy lhl maharitra izany akia rehefa tenahitan dry ny point faible ny a! tolona be isan andro aloha io fa tsy anenenan dry ny vokany. mahereza foana e!

aza miodina izany akia fa tsy bien zany a! tsy asian ny olona hajany intsony indry.:?
12. Vahinala ( 09/01/2006 21:06)
Ny zavatra tiako hanotaniana any xxx dia hoe mbola tianao ve io vadinao io ? Raha toa ka tia azy ianao nefa mahatsapa fa tsy ampy calin, sexe sns dia tokony tsy hiafahafa fa manontany azy mivantana, miresaka tsotra fa tsy tokony hahamenatra ny miresaka izany eo amin'ny mpivady; ilaina ny communication fa manjary manimba zavatra betsaka.
13. ravakamalala ( 09/01/2006 21:10)
Vahinala > vady ve akia tsy ho tiana a!! dia efa adalana raha manambady olona tsy tiana!
14. Vahinala ( 09/01/2006 21:24)
ravakamalala > Ka raha tena mbola tiany aky le vadiny d tokony tsy tonga miodina zany izy an, fa mba nihezaka nandamina ny fiarahandry zareo aloha na niresaka taminy mikasika ny olana fa tsy solution izany hoe tonga d lasa mampirafy avy hatrany zany, tsy haiko aloha e, izay no mba fahitako azy.
15. lapino ( 09/01/2006 21:28)
... matoa miodina aloa misy ny probleme ...

... sady mavita mandefitra za noho ireo zanako ...

Mandefera bebe kokoa fa tsy ampy! Mila mandà ny tenanao ianao, mampangina ireo filàna fa mihaino ny vady aman-janakao. Ezaka be izany fa tsy vita moramora, kanefa raha tianao ny vadinao, indrindra ny zanakao, dia "ça en vaut la peine"

Ohatra ny lasa mampahatsiahy an'ilay resaka famoran-jazavavy izy izany kle! :roll:
16. fasaly ( 09/01/2006 21:47)
matoa nareo nivady kosa efa nifankahalala toetra kely kou tsy efa fantatra dieny taloha ve zany toetrany tsy attentionné zany e!
ka naninona no nivady aza raha tsy zàka fa ny fanafodiny de mila mifanaiky ny defaut n'ny andaniny sy ny ankilany io e! aleo mi masta marina raha izany ny blem de ny kalin ndray iny alou tsy haiko loatra zay hahasolo azy:roll:
17. diamondra27 ( 09/01/2006 22:08)
veloo: fa inon ny fampiasa zao , joba ve?
fasaly: tsy zany le resaka tabou akia a! jeu de l'amour e! entre an'izy mitsam, sao de menamenatsa lery
18. fasaly ( 10/01/2006 05:14)
jeu de l'amour am resaka sex ve ndry tsinona niteny hoe tabou am resaka sex de zay no nolazaiko an'io ka!
fa raha menamenatra izy nahavita zaza mahay mampiasa io ihany anie izay zany e!
19. fasaly ( 10/01/2006 05:23)
ravakamalala:



vahaolana azo atolotra dia ny resaka. dia etsy andaniny koa indry mba manao izay mety amin ny fomba fiakanjo, attirer-o izy e! tsisy lhl maharitra izany akia rehefa tenahitan dry ny point faible ny a!


marina io voalazan'i ravakamalala io e! sao kosa ary indry tsy mba manao zay hamapanintona azy, ilaina anie zany indraindray e! raha indrindra fa izy diso tsy mahatandrina tsony andry iny, de somary asio piement kely hoy ny fiteny.....
20. mamzelkely ( 10/01/2006 06:43)
marina mits zany ky ry fasaly aa za ko vô saika hiteny surprend-le mividiana ankanjo vavao fantatrao we mi-attirer anazy de manaova diner en tête à tête sinon manaova we kely miaraka sans les enfants eee:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4241