Resaka Sabata ?

101. marozevo ( 20/01/2006 00:49)
dadabe > Mba ataovy kely hoe ny kaonty ry dadabe, miainga eo amin'i Zakaria nisehoan'ny Anjely tao an-tempoly, ka mandram-pahaterak'i Jesoa... Jereo tsara ireny filazana hoe telo volana na inona koa... Dia ho hitanao fa misy andro 490 ao, izay raha zaraina 7 dia fitopolo (Izany hoe herinandro fitopolo). Misy an'izay fa tsy tsaroako tsara hoe aiza no manomboka ary aiza no mifarana ilay 490 jours... En bref izany dia izao eh... faminanian'i daniela, tanteraka amin'ny Testamenta Vaovao..
102. dadabe ( 20/01/2006 15:01)
marozevo > zay mihitsy tanteraka ara bakiteny io faminaniana io ,

le daty dia zah mahalala fa izany hoee alao aloha mba hiandry ny famnazavan'ny namana aho , hanampiko kely anao fotsiny dia jereop anie any @ bokin'i estera (esdrasa) fa any no ahitana ny fahavitan'io manda sy ny fanamboarana an'ny jerosalema io e.
dia marina mihitsy le hoe 490 jours fa ny 1 andro ara-paminaniana =1 taona ara-piainanjanak'olombelona
de......mbola hotohizako
103. diamondra27 ( 21/01/2006 07:22)
ny anareo koa sabata ny baiboly foana no lazaina fa ny anay zoma ny andro sabatanay silamo ary isankariva zahay mivavaka any @ synagoga, de manala kiraro....
aNDAO MBA HIARAKA AMINAY
104. dadabe ( 21/01/2006 12:25)
diamondra hihihih :wink:
de amin''ny hariva manao SOUUALHA ve ?
105. marozevo ( 22/01/2006 01:52)
diamondra27:

ny anareo koa sabata ny baiboly foana no lazaina fa ny anay zoma ny andro sabatanay silamo ary isankariva zahay mivavaka any @ synagoga, de manala kiraro....
aNDAO MBA HIARAKA AMINAY



Ka tsy mety le hoe hiaraka aminareo, satria ny tohin'io teny io aminay dia hoe "Ndao mba hiaraka aminay, hiaraka hitady an'i Jesoa...". Nefa ao aminareo Islam toa tsy dia tafiditra loatra ilay Jesoa...
fa angaha koa ry tony Sinagoga no anaran'ny toeram-pivavahanareo ah... Angaha tsy Mosea... Oay Moskea manko eh.
106. dadabe ( 22/01/2006 03:35)
:°):°):°)
ary nivadika ho shoualah le resaka sabata :^)

ao aza fa hotohizana paska indray e
107. Herimiafina ( 22/01/2006 05:15)
Refa hivadika resaka Paska njay nareo de andeha hihaino "black Sabbath" raim zah klou, hehehehe:-D
108. dadabe ( 22/01/2006 09:07)
:°):°):°)
109. diamondra27 ( 22/01/2006 11:22)
Ie mosquée ny fiangonanay e!= bâtiment fivavahan'ny silamo, de manala kiraro ny miditra ao
110. dadabe ( 22/01/2006 23:46)
de mitsongoloka :{
111. Veloo ( 23/01/2006 16:52)
:-D:-D:-D
112. marozevo ( 24/01/2006 00:32)
Tena hita fa mendrika hitokisana ny Silamo any M/kara, satria tsy misy mpangalatra kiraro rehefa mivavaka izy, nefa ny kiraron'ny karana tena milay be. Mba mametraha ange ianareo kiraro eo am-baravaran'ny Fiangonana katolika na Protestant eh... Tsy hitanareo eo iny rehefa vita ny fivavahana, na dia kiraro efa lany voditongotra aza. Fa saingy izao, tsy ireo olona ao anaty Fiangonana akory no naka azy fa ireo any ivelany.
113. Veloo ( 24/01/2006 01:15)
marovezo zany ve?8O:-D:-D:-D:-D
114. diamondra27 ( 24/01/2006 01:34)
=D=D=D:-D:-D:-D
de tandremo sao voadaka zahay refa mitsongoloka iny e!
115. jazumi ( 24/01/2006 06:21)
salut daholo, sabata? voalohany aloha dia tiako no milaza aminareo fa ny soratra Hebraika dia efa nisy 6000 annees zay ny sabata = sabotsy jereo ny andro nitsaganan'i Jesosy tamin'ny maty andro sabata kosa Izy nitsahatra ihany, fa t@ andro voalohany no nitsagana Izy. Inona 'zay tsy ny Paska Alahady e, vakio isaia 56 ok ra Jehovah no Andriamanitr'Ise fa tsy Belzaboba, sunday jour du soleil, aotanio kely ny filohan'ny fiangoananao raha tena nandoa ekolage t@ theologia marina izy fa ny empereur Romain Constain no nanova ny Sabata ho alahady, de izao e "aza nanao ny didin'olombelona ho fampianarana" e de zao koa "araho ny lalana efa masaka hatrin'ny ela" e ao anaty Baiboly zany fa tsy izao no mamorona, Kristiana ve toi nefa manaraka ny lalan'i constantin fa tsy hoe manaradia an'i Jesosy mevera tena. Jereo anie maro ny very @ andro fiavian'i Jesosy dia hoe mino fotsiny ve ? tsy ho voavonjy daholo o, ny mitandina ny lalàna aza hisy ho very kooo maika fa ??? Appoklipsy 22 izay manampy ny Baiboly de hiampy ny loza hanjo azy e, ary izay manala dia alana ny anjara hazon'ainy, ra alahady fatsy Sabata de hongoty ao anaty Baiboly daholo izay misy soratra sabata de ba ahoana re e ? izay mino r'se de manao ny sitrapony a, "tsy fantako akory ianao hatrizay2" vakio Isaia 56, "indro ny faharetan'ny olona masina dia izay mitandrina ny didin'Andriamanitra (Jehovah) sy ny filazana an'i Jesosy. tsara ny dinidinika
116. dadabe ( 24/01/2006 14:37)
jazumi> ka ny anao ihany koa za mbola misy tsy mety ko, lazainao fa psaka ve no nitsanganany ?????? omeo hoe ny toko sy andininy milaza fa PASKA =NITSANGANAN'I KRISTY ??:-w:-w
117. dadabe ( 26/01/2006 11:13)
humm dia vitahatreo izany ity fanazavana ny sabata ity a, mazava izany fa sabata= asabotsy =sabatan'i Jehovah
118. marozevo ( 27/01/2006 01:26)
Ie sabata = sabotsy. fa ny Alahady koa = Alahady. SUNday, Domenica (italiana io) = Jour du Seigneur (Domini : genitif - Jour de)
119. dadabe ( 27/01/2006 10:13)
marozevo > tena marina :D satri ny vatika no namorona ny alahady :wink: andron'ny masoandro , io anie le nakalazain'i MYTHRA fahiny e
120. marozevo ( 30/01/2006 00:42)
Efa izay ko inona indray
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1708