Resaka Sabata ?

121. dadabe ( 30/01/2006 14:24)
:°):°):°)
122. diamondra27 ( 01/02/2006 06:56)
. final 'zany sa mbola hitohy?
123. dadabe ( 01/02/2006 12:40)
i jentilisa mihitsy izao no tokony hiditra eto dia mba ho heno izay lazainy
124. dadabe ( 02/02/2006 12:58)
vita izany ity e, mazava le resaka sabata :D
125. dadabe ( 04/02/2006 06:01)
./.
126. Achia ( 22/02/2006 19:53)
Ary ra vo sabata no resahana de mivoka le toko sy an dininy Rom 14 / 5 sy ny sisa fa ra hoe lahady a tsis y reny
127. marozevo ( 22/02/2006 23:53)
Tamin'ny andro voalohany amin'ny herinandro, dia lasa nankany amin'ny fasana i Maria madalena.... ao io ka!
128. Achia ( 23/02/2006 13:02)
De manafoana ny sabata ve io ? zay nge no mety matonga ny dadabe manotany hoe inona nahafatesan'i Jesosy e Mitady ze entina hanamarinana ny alahady fo tsiny ny olona nefa ny didy manao hoe manaja ny andro sabata
129. dadabe ( 23/02/2006 14:04)
=D=D
130. Veloo ( 23/02/2006 17:08)
hummmmmmmm
131. marozevo ( 24/02/2006 00:30)
Ny zanak'olona leiroa no Tompon'ny sabata ah... Tsy ny olona no natao ho an'ny sabata fa ny sabata no natao ho an'ny olona.
Tsy hisy hamerina ady hevitra efa nandaniana iray volana kosa aloha eto eh-.
Ny anay dia i Kristy no banjininay... Izy ilay nitsangana ho velona tamin'ny andro voalohany amin'ny herinandro.
132. Veloo ( 24/02/2006 02:20)
marovezo a raha tianao banjinina i kristy dia harao izay lazainy... oy Jesosy oe izay tia ahy dia tandremo ny didiko...
133. Achia ( 24/02/2006 05:36)
marozevo:

Ny zanak'olona leiroa no Tompon'ny sabata ah... Tsy ny olona no natao ho an'ny sabata fa ny sabata no natao ho an'ny olona.
Tsy hisy hamerina ady hevitra efa nandaniana iray volana kosa aloha eto eh-.
Ny anay dia i Kristy no banjininay... Izy ilay nitsangana ho velona tamin'ny andro voalohany amin'ny herinandro.

:roll::roll: to mbola tsy nahitanzany aho ramaro a

134. Beinjy ( 24/02/2006 07:38)
mlay be le adihevitra fa tsy mbola nahita aho nilaza hoe marina zany
135. dadabe ( 24/02/2006 11:40)
ny MARINA ve ?? araka io lazain'i namana marozevo io
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 24-02-2006 04:30:03
Lohateny : Re : Resaka Sabata ?
Ny zanak'olona leiroa no Tompon'ny sabata ah... Tsy ny olona no natao ho an'ny sabata fa ny sabata no natao ho an'ny olona

tena marina io , donk tsy terena ianao fa anjaranao no manapakevitra satria izy no mi-inviter anao

ny alahady ihany koa dia anjaranao no manapakevitra satria ny eglizy no mi-inviter anao :°)
136. Beinjy ( 24/02/2006 16:28)
Ny zanak'olona moa zany eto de Kristy nefa izy nilaza hoe tompon'ny sabata , ny sabata nefa hoe natao ho an'nyolona i Kristy zany nanome ilay sabata ho an'ny ol iKristy nefa lohan'ny fiangonana donc to kony le sabata ne zany no izy e ny eglizy nefa hoe alahady de aona ko zany ny an'ny eglizy ve no marina sa ny an'iKristy
137. marozevo ( 25/02/2006 00:33)
Veloo:

marovezo a raha tianao banjinina i kristy dia harao izay lazainy... oy Jesosy oe izay tia ahy dia tandremo ny didiko...



Io no tena izy eh...
Ilay teniny lazainao no ahitsiko kely fotsiny... kely fotsiny... Izay tia ahy dia HITANDRINA ny didiko, hoy izy. Indicatif fa tsy imperatif ilay verba.
138. marozevo ( 25/02/2006 00:36)
Beinjy:

Ny zanak'olona moa zany eto de Kristy nefa izy nilaza hoe tompon'ny sabata , ny sabata nefa hoe natao ho an'nyolona i Kristy zany nanome ilay sabata ho an'ny ol iKristy nefa lohan'ny fiangonana donc to kony le sabata ne zany no izy e ny eglizy nefa hoe alahady de aona ko zany ny an'ny eglizy ve no marina sa ny an'iKristy



Ady hevitra efa lava tao ambony tao ho'aho io, ka tsy hiverenana eto intsony. Ny zava-dehibe dia ny tsy manohitra ny FEON'NY FIERITRERETANAO. raha hanaiky an'i dadabe aho izao, ohatra, ka tsy hanaja ny Alahady fa hanaja ny Sabata, dia mety tsy handry ny feon'ny fieritreretako. Raha hiangona any aminay i dadabe ny Alahady fa tsy hanaja ny sabata, dia ho sadaikatra. Tano tsara ny finoanao.
139. Beinjy ( 25/02/2006 04:55)
zany oe ra manaiky ny sabata zany de manaiky an'idadabe fa ra ny alahady de ny eglizy nefa ra ny hevitro aleo le baiboly no ekena fa lasa hoe ataoko ny sitrapoko ety antany tsy haika aloha ny any @ avo raha mbola afaka na tsy
140. dadabe ( 25/02/2006 07:23)
:-D:-D aiza indray aza i zokinay izany le!! raha manaja ny sabata ianao de mazava be fa manaiky an'i KRISTY ,ary mtandrina ny didiny :didy faha-4

de zah raha mitandrina ny alahady (satria zah rahateo mpianatra tao (saonte chantale soanierana fahiny ) dia mitandrina izany aho mba tsy handikako ny lalanan'ny eglizy izay voasoratra ao anaty katesizy kely didy faha telo

zavatra 2 samy hafa ny iray didy faha 3 ny iray didy faha4

ny iray Jesosy tsy mapihinana Kisoa ny iray Jesosy (madio avokoa ny zavatra rehetra )

anjaranao ny missafidy )
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2515