Resaka Sabata ?

141. Achia ( 25/02/2006 20:28)
Efa manaja sabata kosa ngamba razoky fa to tsy nanora tra mitsy izy omaly sabata sa mino aho e resy lahatr'iKristy mitsy e =D=D
142. marozevo ( 26/02/2006 00:23)
Ary kay dadabe ve tao amin'ny katolika no niala eh... Nianatra tao amin'ny Ste Chantal dia nanao katesizy kely, dia tsy avy eo niditra sekta inona moa izy teo ?

Mandainga ialahy ry dadabe, fa taorian'ny 1967 dia tsy nampiasain'ny Fiangonana Katolika intsony ny katesizy kely.
143. dadabe ( 26/02/2006 09:58)
fa zah hoaa manaan iny katesiszy kely iny e

de inona no tsy marina @ hoe didy faha 4 ny sabata (lalanan'i Jehovah )

didy faha 3 ny alahady (lalanan'i eglizy ) misy diso ve ??:-w:-w

zah aloha tao @ sainte chantale taloha e, dianiala tao zah fa aleoko nanaraka sekta naorin'i Kristy satria izy sekta voalohany :{:{
144. Veloo ( 26/02/2006 16:34)
oy i marovezo oe:
Io no tena izy eh...
Ilay teniny lazainao no ahitsiko kely fotsiny... kely fotsiny... Izay tia ahy dia HITANDRINA ny didiko, hoy izy. Indicatif fa tsy imperatif ilay verba.

ka raha ahitsinao ary io inn no maha samy hafa azy? l'idee est la, le but est la ny essentiel dia ny fitandremana ny didiny
145. marozevo ( 28/02/2006 00:47)
Tsy ny fahasamihafany no ahitsiko, fa ilay Kristy tsy mandidy eh... Azonao ve ny mahasamihafa ny hoe mandidy sy ny milaza zava-misy?
tsy manala ny essentiel akory, fa mety manova hevitra lehibe, indrindra ho an'izay mbola tsy mahafehy ny Baiboly.
146. dadabe ( 01/03/2006 06:34)
izay aloha e marina izany , fa izany hoe ny sabta ihany koa marina ara baiboly :°):°)
147. marozevo ( 02/03/2006 16:02)
Tsy nisy niteny hatrizay hoe diso ara baiboly ny sabata eh... Ny sabata anie ekena eh.. saingy eo amin'ilay firosoana amin'ny fandavorariana azy no tsy itovizantsika satria ianareo tsy manaiky hiroso.
148. dadabe ( 02/03/2006 16:11)
hiroso ho aiza ??
149. Veloo ( 02/03/2006 21:09)
:-w:-w
150. dadabe ( 03/03/2006 16:00)
:roll::roll::roll:
151. Achia ( 03/03/2006 18:24)
marozevo:

Tsy nisy niteny hatrizay hoe diso ara baiboly ny sabata eh... Ny sabata anie ekena eh.. saingy eo amin'ilay firosoana amin'ny fandavorariana azy no tsy itovizantsika satria ianareo tsy manaiky hiroso.


Ahoana moa izany ny fandavorariana azy arosoy de miara midinika e!
152. dadabe ( 04/03/2006 05:52)
:roll::roll:yeuuhh
153. marozevo ( 05/03/2006 01:13)
Hiroso ho any amin'izay nolazain'i Kristy sy niainany ary nanamarihany ny fiainany koa ho aiza indray àry. Izany hoe miainga amin'ny Jenezy, mandalina ny tantara, manaraka ny toro marika rehetra voalazan'ny TT, mihaino tsara ny FAMPANANTENANA nataon'ny mpaminany. Avy eo tonga i Kristy dia mivonona hanao dingana hiroso ho any amin'ny fanekem-pihavanana vaovao. Io ilay miroso. koa izao fotsiny no ataoko an'ialahy ry dadabe "SAHIA MANAO DINGANA LEHIBE".
154. dadabe ( 05/03/2006 07:18)
humm ary toi kay Mitovy @ le prezida raika iny :°)
155. marozevo ( 05/03/2006 15:30)
Koa tsy aleoko ve leitsy iny toy izay ilay iraika lahy taloha..
156. Veloo ( 06/03/2006 00:05)
8O iza zany?
157. Achia ( 06/03/2006 13:58)
8O:lol:
158. marozevo ( 07/03/2006 02:22)
Mody fanina eo indray i veloo an... Ilay raikalahy taloha izany r'ise ilay tsy dia mahita loatra rehefa mandeha, nefa be hambom-po (diso toerana), ka toy izay izy hanaiky hotantanana dia telephone portable no mody henoiny, kay olona mi-guider azy no miteny ao.
ILay raikalahy taloha izay manko... aoka ihany sao halanao aho.
159. dadabe ( 07/03/2006 05:20)
hummm veloo anie lety cousine e, vita eo elah fa
160. marozevo ( 08/03/2006 01:18)
Sannn hoe l'ty ? Soa fa efa hivadika any amin'ny pejin'ny lasa ity loha hevitra ity.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1925