FOTOAN-GASY

81. pissoa ( 24/12/2005 18:44)
tsy marina kosa zany e! nefa asa aloha fa izaho mbola tsy nanisa e :-D
82. mandrindra ( 26/12/2005 14:53)
Herimiafina:

Tsy voatery foana kah, misy ny tsy valahara tsy miraharaha fotoana tsotra izao fa misy ny sendra ny tsy fidiny, nefa dia ampitoviana ny saziny.

Tsy de tsara atao fanao ny mitsara olona amin'ny fihetsiny, na ny zavatra lazainy fa ny Intention tao ambadik'izay no tokony dinihina kokoa.

Ny fahalalako azy dia toetra hita eny amin'ny ankamaroan'ny malagasy taorian'ny fanjanahantany ilay tsy fihetezana mitoetra eo amin'ny toeran'ny hafa.

Mahavery vola ve sa mahavery fotoana ny miheritreritra kely fotsiny maka ny toeran'ilay olona iresahana isan'andro iny na ilay olona tsaraina? INCOMPREHENSION.


Tsy mahavery vola fa mahavery fotoana.
83. mandrindra ( 26/12/2005 14:54)
Herimiafina:

Tsy voatery foana kah, misy ny tsy valahara tsy miraharaha fotoana tsotra izao fa misy ny sendra ny tsy fidiny, nefa dia ampitoviana ny saziny.

Tsy de tsara atao fanao ny mitsara olona amin'ny fihetsiny, na ny zavatra lazainy fa ny Intention tao ambadik'izay no tokony dinihina kokoa.

Ny fahalalako azy dia toetra hita eny amin'ny ankamaroan'ny malagasy taorian'ny fanjanahantany ilay tsy fihetezana mitoetra eo amin'ny toeran'ny hafa.

Mahavery vola ve sa mahavery fotoana ny miheritreritra kely fotsiny maka ny toeran'ilay olona iresahana isan'andro iny na ilay olona tsaraina? INCOMPREHENSION.


Tsy mahavery vola fa mahavery fotoana. Ny fotoana anefa mety hivadika ho vola.
84. pissoa ( 26/12/2005 17:53)
Amin`ny 13 decembre ny execution an`i williams Stanley na i Tookie , araka ny hevitrareo mety ahazo clemency ve lery . Azavao ny hevitrao
85. Herimiafina ( 27/12/2005 04:25)
Tratra koa i pissoa, hehehehe:-D:-D:-D:-D
86. pissoa ( 27/12/2005 05:26)
zay de faly ery :twisted: memezako be kou enao ary amin'ilay resaka ora ary zany :-D:-D
87. pissoa ( 27/12/2005 05:40)
Ka ny fiainana koa anie tsy hoe izay mandany vola na mandany fotoana dia tsy atao e; na hoe izay tsy mandany vola sady tsy mandany fotoana dia atao!
88. Herimiafina ( 27/12/2005 06:14)
Amin`ny 13 decembre ny execution an`i williams Stanley na i Tookie , araka ny hevitrareo mety ahazo clemency ve lery . Azavao ny hevitrao
89. pissoa ( 27/12/2005 06:21)
io koa fa tratra, lasa te himeme anah eo kah! =))
90. Herimiafina ( 27/12/2005 06:23)
Fanahy iniako io kah, ijereko ny tsy fitiavanao anah , hehehehe:-D:-D
91. pissoa ( 27/12/2005 06:24)
zany ve! maninn rah nanontaniana fotsiny fa tsy mandrany fotoana otran'io?
92. Herimiafina ( 27/12/2005 06:30)
Ka mba te handany fotoana zah fa izany zao no mbola tsy hitako raha tsy vao teo, hehehehe:-D:-D
93. pissoa ( 27/12/2005 06:36)
tandremo fotsiny sao dia variana mandany fotoana eo ka ho tara amin'izay tokony atao ary! :-D:-D
94. Herimiafina ( 27/12/2005 06:42)
Ka inona moa no hiraharahiko ze mi-imposer fotoana rehetra any, izy mangataka fotoana indray ve no hanao ze handreraka anah, hehehehe:-D:-D:-D:-D
95. pissoa ( 27/12/2005 06:44)
ngah zany mandreraka e!
96. Herimiafina ( 27/12/2005 07:07)
Ka izay anie no tsy tonga ao antsain'ny olona njainjay noho ny fitiavantenany diso tafahoatra e. Ohatra: "Mba vonjeo vola any fa sahirana! de ny fotoana eo amin,ny poste Antanimena amin'ny dimy rahariva fa amin'izay zah vao afaka!" tsssss:evil:
97. pissoa ( 27/12/2005 07:10)
ka ny fotoana impose aza wa, tokony misy fitenenana foana hoe "Mety tara aho fa tsy mi-arrange ahy io fotoana io!"
98. Herimiafina ( 27/12/2005 07:16)
Ie, fa raha izaho no tratran'io dia tonga arapotoana foana zah kah, zarako aza mahita olona hiresahako valamaty, Mahafinaritra ery ny mahita azy tsy mihaino anao ireny akory fa mody mihaino. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
99. pissoa ( 27/12/2005 07:18)
:twisted::twisted::-D:-D
100. Herimiafina ( 27/12/2005 07:43)
De mbola mahafinaritra lavitra koa ny mahita azy miheritreritra fa de tena dondrona mihintsy ny tenako fa tsy mahafantatra hoe izy efa tsy mihaino intsony, hehehehe:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2538