FOTOAN-GASY

21. ari.malala ( 19/12/2005 05:20)
mety marina izany we ts mitovy ny reglage ny montre fa refa miezaka ny tsi 11 hanaja fotoana d milamina e! tena tsisy ts tanty ohatra'nle we enao miandry vasoka tokoa anie e, na eny andalala ity na any antrano!
22. pissoa ( 19/12/2005 07:48)
Raha ho ahy aloha, ny fahamarinam-potoana no handrefesako ny importancen'ny zavatra na olona iray ho an'ny olona iray eh! Rehefa tonga ara-potoana (na tonga aloha kely) zany dia tena nanome importance betsaka - raha tara kely mety tsy haiko, fa raha tara be dia midika fanaovana tsinontsinona sy tsy fanajana. Raha ohatra hoe olona mitady asa zany enao, dia aza manantena ny hahazo an'ilay asa rehefa tara e! Kou ianao aza tsy miraharaha kou!
23. ari.malala ( 19/12/2005 10:15)
hihihi, marina ky zany pissoa! efa ts fivakiana loha tsony kosa raha hitady asa nefa ho tara e, na hoe hanao fotoana @ olon-tiana d hot ara, tss!! olon-tiana v d hampiandrasina?
24. Veloo ( 19/12/2005 14:51)
zao fotsiny e rehefa tianareo ho tonga aloha ny ol dia ataovy 1 heure avant de ho avy doly ry zareo :-D:-D
25. Fiffi ( 19/12/2005 15:15)
Veloo: ka raha sanatria ka tonga eto tokoa ireo olona 1heure avant ? de ahoana indray ?:-D:-D:-D
26. mandrindra ( 19/12/2005 15:54)
rehefa lera dia lera e, rehefa tara 10 minitra tsisy fampilazana (satria efa samy manana finday izao ny ankamaroany), dia izaho kosa loha mipà fa tsy miandry eo e.
27. pissoa ( 19/12/2005 16:51)
veloo, sao dia lasa izaho indray no mandiso fotoana amin'izany!
28. watafon ( 19/12/2005 17:36)
ny ahy ndray d tsotra e! raha za no mila d miandry kely za fa raha aty amiko ny zavatra ilaina d 10mn ihany ny marge omeko e!d lasa a e!
29. diamondra27 ( 19/12/2005 17:43)
vale: marina mitsy ny anjy e!

hay ve zany no mahatonga an'ireny afrikana tara lava reny e! sady @zay koa ry zareo mbola oe: andeha nhanao volo za e... na lhl aza de manao volo an! sady milay le coupe, dessin na randrana zany, de avy eo tara doly izy rehetra
30. Fiffi ( 19/12/2005 18:53)
mandrindra: ie! rehefa hoe lera de lera e! de izaho "tsy miandry marary" arakin'ny fitenenana.:D
31. Veloo ( 19/12/2005 19:51)
fiffi a entretain-nena izay tonga aloha ka.... zany une heure zany anie ry reto tsy ela e....ny ahy aloha dia zany fona...
fa raha oe rende-z-vous kosa rehefa tsy tonga ara-potoana dia inn aho lasa kle...za ndray ponkitualy be :-D:-D:-D
32. Herimiafina ( 19/12/2005 20:01)
Izao no mahatonga ny tara fotoana:
Matetika le olona sarotiny manome fotoana sy mi fixer-fotoana ainy mi-imposer be klé.
Tsy manontany akory hoe afaka ve le olona amin'io fotoana omena io fa tonga de miteny hoe zah tsy afaka raha tsy amin'ny fito ohatra de forcer-ny koa ilay olona anakiray hanenjika aio amin,ny fito io sans demander son avis.

De norma be le olona raha tsy tonga amin'io ora nomena io.

Matetika ny olona manome ny lera tsy tara mihintsy, fa ilay asiana tonga amin'ny lera no tara.

C'est à supposer qu'on maîtrise la vie des autres.
33. Fiffi ( 19/12/2005 20:47)
herimiafina: aiza kosa e! tonga ve dia hoe mi-imposer ?nefa koa anie afaka tsara manda ilay olona e! tsy lasa indray aloha io hoe tonga de lazaiko hoe "herimiafina" a ! bon !! didy jadona be zany an! tsy maintsy tonga eo alohan'ny cinéma Soa ianao @ 9ora maraina de zay nataony ve ?
Veloo: ny ahy aloha rehefa tsy tonga @ ilay ora nifanaovana fotoana dia tsy miandry aho e! iny aho no lasa koa kle !!:-D:-D
34. Herimiafina ( 19/12/2005 21:14)
An3, le olona tsy afaka manda satria tonga le manome fotoana de miteny hoe zah tsy afaka mihintsy raha tsy amin'io fotoana nomeko io.
Midika izany hoe "tsy maintsy hataonao izay hahatongavana eo fa eo izaho vao afaka".

Ka izay ilay fanontanina: alohan'ny hitsarana hoe tara fotoana lava ny gasy de tokony hanontany tena hoe, ilay fotoana nomena ve nefa neken'ny rehetrarehetra.

Matetika koa exception iray no hanaovana resaka toy izao, raha tara indray amandeha tao anatin'ny fotoana folo natao ilay gasy de lazaina fa mano fotoanagasy. de izay koa.

Matetika koa tsaraina ze tara fotoana, omena tsiny sans se donner la peine de mamantatra hoe fa maninona ilay olona no tara, ny fahakamoana no mahatonga ny olona tonga de mitsara tsy te hamantatra.
35. diamondra27 ( 19/12/2005 22:57)
avy mangataka izahay o izahay o izahay .....

@ firy ny fotoana ny fotoana ny fotoana?

De le mompera hono taraiky be tany nefa hitoriteny izy.

De lazao mompera fa ny fiakarana any andanitra de tsy misy fahatarana na lasa aloha fa refa lera de lera
36. Herimiafina ( 20/12/2005 02:10)
Ka ny hain'ny olona tsy tia mandalina loatra voalohany hatao de ny mitsikera an,iny mopera tara iny, fa tsy manandrana manontany hoe "fa naninona ilay mopera no tara nefa zava-dehibe izao tokony hatrehany izao e?"

I Mopera ve de adala ka hanao fanahy iniana ho tara klé.
37. jennifer2 ( 20/12/2005 02:13)
Iza no mahalala???
38. Herimiafina ( 20/12/2005 02:16)
Ka izay indrindra. Izay no antony facile indrindra manadalo ny saina de izay no entina hitsikerana.

Mahatsiaro le afrikana izay zah sendra tsy nahazo ze ilaiuny izy de ny tonga voalohany tao antsainy de hoe "satria izy mainty".

Raha nalefany lavitra anefa ny sainy dia zavatra hafa mihintsy no antony tsy nahazoany le tedaviny.
39. jennifer2 ( 20/12/2005 02:18)
Mila mamantatra ny antony zany vo miteny e!
40. Herimiafina ( 20/12/2005 02:19)
Ka izay indrindra, ary tsy azo atao koa no mi-generaliser fa cas par cas io klé. Ity mi-generaliser ity no tsy mampandeha ny raharaha.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1949