FOTOAN-GASY
1. Fiffi
(
17/12/2005 18:14)
Hono hoa: mba variana mihintsy aho miheritreritra io "fotoan-gasintsika" io satria efa tena mba betsaka ny nadehanako , na anniversaire , na fanasana isan-karazany nalehako. Ny tena nahatalanjona ahy dia ilay anniversaire iray izay , ny mompera hitory fivavahana niandry dia niandry , T@ 5ora no tokony nanomboka nefa ny olona efa t@6 na 7 izay vao tonga. Anga hoa dia mipetaka @ tsika mihintsy io fotoan-gasy io ?
répondu par Fiffi le 30/12/2005 14:43
2. vale
(
17/12/2005 18:25)
Eny tokoa hoà! zavatra iray tokony hialàna tokoa io fa tsy mampivoatra eeee!sady naman'ny fanaovana tsinontsinona ilay olona ampiandrasina!!!
3. diamondra27
(
17/12/2005 18:34)
fiffi: mba aleo farafaharatsiny fotoangasy fa ny fotoana miaraka @ afrikana nga mbola tsy hitanareo? Raha hanao fety ry zareo ka ny RDV hoe: à midi de @ 15H vao manomboka ny sakafo, tena kivy aho
ny ahy aloha raha vao retard na de iray minitra monja aza d'efa mahasosotra ahy e! aleo miantso de milaza oe: tena tsy tonga à l'heure za fa @ zao lera indray vao tonga, le za miandry fotsiny tsy misy raison no tena tsy tiako e!

4. vale
(
17/12/2005 18:51)
diamondra> ie, fa ny antony mahatonga andry zareo hanao iny hono misy mahay mamosavy na migafy fotoana dia tsy tena lazaina izay fotoana marina!:?:^)
5. lapino
(
17/12/2005 19:41)
ndriiii, handroso ihany ny firenentsika fa mbola manao fotoan-gasy koa ilay fandrosoana :wink:
8. pitchou
(
18/12/2005 05:06)
veloo> tsy ratsy akia izany a! "moramora" fona d @zay tsy misy latsa-srà eto! jereo ange ny afrikana tsy mba moramora e! na ny arabo tsy mba moramora!
fa le tsy fanajana fotoana aloha dia midika ho tsy firaharahiana ilay olona e! sady tsy fahalalam-pomba!
fa le tsy fanajana fotoana aloha dia midika ho tsy firaharahiana ilay olona e! sady tsy fahalalam-pomba!
9. Herimiafina
(
18/12/2005 06:26)
Fiffi:
Hono hoa: mba variana mihintsy aho miheritreritra io "fotoan-gasintsika" io satria efa tena mba betsaka ny nadehanako , na anniversaire , na fanasana isan-karazany nalehako. Ny tena nahatalanjona ahy dia ilay anniversaire iray izay , ny mompera hitory fivavahana niandry dia niandry , T@ 5ora no tokony nanomboka nefa ny olona efa t@6 na 7 izay vao tonga. Anga hoa dia mipetaka @ tsika mihintsy io fotoan-gasy io ?
Fomba fitenenana fotsiny ilay hoe fotoangasy fa refa tatsinanana rehetra de manao an'io tara lava io daholo noho ny antony marobe tsy voatanisa sady tsy anomezantsiny.
NY tandrefana no tsy manana io toetra io ary tsy mandefitra amin'io satria tratran'ny rythme ny fiainana andavan'andro.
Miankina amin'ny fiaraha-monina misy anao izany io, ary manomboka mametraka olana raha toa ka any amin'ny fiaraha-monina tandrefana no misy anao nefa dia mbola ao aminao ihany ilay toetra tsy manaja fotoana toy ny nataonao tany amin'ny tany misy anao.
Fanamarihana: ny ora malagasy sy indiana sns dia tsy misy minitra fa tonga de lera ihany : ka tsy voakaonty ny minitra eny anelanelany fa ny ora no mikaonty ka raha tara 50mn aza dia toy ny tsy tara ihany amin'ny ora malagasy.
10. Fiffi
(
18/12/2005 06:57)
Herimiafina: toa izaho ve izany no tara sa ...:-D:-D
non ! fa na ny aty frantsa aza ange dia betsaka mihintsy ny tsy manaja fotoana e! tadidiko tsara , vao tsy ela nadeha mariage , hatr@ ireo olona hivady aza tara be nefa aorian'io mariage io mbola nisy baptême dia voatery nisy nanalana ny programme , mbola tsy vita akory ary ny fanamasinana ny mariage de ireny fa nanomboka niditra ny olona @ ilay baptême
ka ilay izy koa anie ry Herimiafina dia efa malaza h antsika mihintsy e!

11. fasaly
(
18/12/2005 08:17)
ka izay tsika gasy kou! "moramora" izay lay filaza azy! fa zà kosa gasy fa ponktiela foana zà an! , zà aleoko izaho no miandry toy izay izaho no handrasana....:wink:
12. Mifenty
(
18/12/2005 08:39)
za zany tsy anao ftona am diamondra tsony. Possible né oe tsy mitovy ny réglage n'ny famataranandro d tokony hisy marge kely omena kosa fa tsy oe vao ray minitra de miapa e.
Tam erinandro lasa iny zao d ny fotoam-prantsay no nisy. satria tsisy rer .
13. pissoa
(
18/12/2005 09:56)
Mifenty > :-D:-D
Tsy anomezan-tsiny ahoana?
Herimiafina:
Fomba fitenenana fotsiny ilay hoe fotoangasy fa refa tatsinanana rehetra de manao an'io tara lava io daholo noho ny antony marobe tsy voatanisa sady tsy anomezantsiny.
Tsy anomezan-tsiny ahoana?
14. vale
(
18/12/2005 12:24)
ravakamalala:
"Madagascar = pays du moramora" izany no reharehantsika. :evil:
ravaka>:twisted::-D
15. Herimiafina
(
18/12/2005 18:30)
Ny malagasy dia tena misaina sy mahay zavatra mihintsy, mahay mi-profity ny fiainana fa tsy andevozin'ny fotoana klé. hehehehehe:-D
16. diamondra27
(
18/12/2005 18:57)
mifenty: ka refa mifanome fotoana de tenenina tsara le olona oe @ firy ny montre-nao sao tsy mitovy de ampiarahina e!
ny heure-ny les informations ko nge à l'heure foana e! na ny an'ny SNCF , misy foana ny solution fa refa te ho tara de mahita excuse e!
ny heure-ny les informations ko nge à l'heure foana e! na ny an'ny SNCF , misy foana ny solution fa refa te ho tara de mahita excuse e!
17. vale
(
18/12/2005 20:15)
diamondra27:
mifenty: ka refa mifanome fotoana de tenenina tsara le olona oe @ firy ny montre-nao sao tsy mitovy de ampiarahina e!
ny heure-ny les informations ko nge à l'heure foana e! na ny an'ny SNCF , misy foana ny solution fa refa te ho tara de mahita excuse e!
ny ora @ radiom-pirenena ihany koa iny no tena izy!!!
18. ravakamalala
(
18/12/2005 20:31)
Herimiafina > ny gasy no mi profite ny fiainana sa ny fiainana no mi profite ny gasy:-D:-D:-D
19. lapino
(
18/12/2005 20:53)
Herimiafina < tsy andevozin'ny fotoana, fa ilaozany fotsiny :wink:
ravakamalala < profiter-n'ny fiainana ahoana kle? :? Ko tsy loza?
ravakamalala < profiter-n'ny fiainana ahoana kle? :? Ko tsy loza?
20. ravakamalala
(
18/12/2005 21:41)
ka izay indrindra anie e! ilaozan ny toetr'andro eo, tsy maharaka ny onjam piainana.
tsy voatery ho andevoziny koa anie raha ohatra ka manaraka ny onjany e, mba mitovy ny tadin dokanga amin izay! :-w
tsy voatery ho andevoziny koa anie raha ohatra ka manaraka ny onjany e, mba mitovy ny tadin dokanga amin izay! :-w