FOTOAN-GASY
102. Fiffi
(
27/12/2005 19:42)
Herimiafina , pissoa :-D:-D:-D:-D zay ve eh ? efa vita ara-dalana ve ny rdv-nareo eh ? dia samia mitandrina ary mba tsy ho tara e! de aza manao fotoan-gasy e! :-D:-D:-D:-D:-D:-D nefa moa azo leferina hiany fa mba faran'ny taona e! de @ taom-baovao no mitandrina tsara tsy hanao an'io tsony ve ? :-D:-D:-D:-D
103. Herimiafina
(
28/12/2005 03:17)
Kay, zah ry izao efa leo ny tonga à lera de mba te hanandrana an'izany tara iznay indray hahafantarako izay zava-mitranga ao andohan'ireny tara lava ireny, hehehehe:-D:-D
104. pissoa
(
28/12/2005 05:45)
Fiffi > tsy misy an'izany faran'ny taona izany akia fa tsy maintsy mimenomenona be foana rehefa miandry ah :-D:-D
105. Fiffi
(
28/12/2005 19:22)
Amin`ny 13 decembre ny execution an`i williams Stanley na i Tookie , araka ny hevitrareo mety ahazo clemency ve lery . Azavao ny hevitrao
106. jennifer2
(
28/12/2005 23:35)
io ny anao ry herimiafina fa naverin'i Fiffi ato.
Miandry ny hevitra izahay!!!
Miandry ny hevitra izahay!!!
107. fijo
(
29/12/2005 04:40)
diamondra,aza manahy fa hoavy ihany ka.
pissoa tsapaina nareo satria mahafatifaty.
pissoa tsapaina nareo satria mahafatifaty.
109. mandrindra
(
29/12/2005 09:18)
aleo tonga dia raiketina izany ry pissoa fa tsy tsapaina intsony a, ndao ary ô
110. vale
(
29/12/2005 17:11)
diamondra27:
vale: marina mitsy ny anjy e!
hay ve zany no mahatonga an'ireny afrikana tara lava reny e! sady @zay koa ry zareo mbola oe: andeha nhanao volo za e... na lhl aza de manao volo an! sady milay le coupe, dessin na randrana zany, de avy eo tara doly izy rehetra
diamondra> :wink:ko ny fanaovana ny vonon'olona iray aza efa mandany tapak'andro kno!:-D
113. diamondra27
(
30/12/2005 06:20)
vale: marina daholo akia zany na vonon'olona na volon'olona mandany tapakandro doly a!
tsy misy tsiny e! antsoy za hanampy andry @ manaraka
tsy misy tsiny e! antsoy za hanampy andry @ manaraka