loin des yeux, loin du coeur

81. Herimiafina ( 26/11/2005 05:45)
Zay zany vao mazava klé.
Ary aiza wa i ra-lilbon e, otsan'izao mantsy le lera fifohazan'ileiry de tsita tsony izy tao ho ato izay, malahelo anazy zany ra-herimiafina klé, hehe:-D:-D
82. cutie ( 26/11/2005 05:47)
antsoy izy e lol
83. Herimiafina ( 26/11/2005 05:49)
Tsy maintsy miverina eo izay kah. Fa enao alou no eo de eo ianao tazoniko eto, hehehehe:-D:-D:-D:-D
84. cutie ( 26/11/2005 05:54)
mbola anaty ala izy :-D
85. Herimiafina ( 26/11/2005 05:56)
Fa toi tsy anaty ala tsony de toi kalongany no viktime-ko eto anjoany, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
86. cutie ( 26/11/2005 05:58)
victime @ in ? :-D
87. Herimiafina ( 26/11/2005 06:15)
Victime le pouvoir-ko miafina, le mampandraingiraimgy, le mampivoaka ny vala retsaretsa, hehehehe:-D:-D:-D:-D
88. cutie ( 26/11/2005 06:19)
:-D:-D:-D:-D
89. mimiso ( 30/11/2005 18:50)
Na de eo aza ny fahalavirana refa eo ilay fifampitokisana @ fitiavana de basy zao,donc zany tsy motoubna .Fa raha tsy misy ny fifampitokisana @ fitiavana de mitoubna be ary tsy azo lavina tanteraka le izy.
90. hesham ( 01/12/2005 14:51)
:-D:-D:-D:-Dmitombina io ka , satria za tsy matoky refa lavitra izy raha tsy efa vadiko vita soratra .Na vadiko vita soratra ary ka tsy manome vao2 ahy matetika de itezerako :-D:-D:-D:-D:-D
91. fiaritiana ( 02/12/2005 19:24)
mimiso:

Na de eo aza ny fahalavirana refa eo ilay fifampitokisana @ fitiavana de basy zao,donc zany tsy motoubna .Fa raha tsy misy ny fifampitokisana @ fitiavana de mitoubna be ary tsy azo lavina tanteraka le izy.



marina izany mimiso a!
92. jennifer2 ( 06/12/2005 01:11)
rehefa tena nozohiko ny tantara de tsy mitombona io!

Fiaritiana a! aza manaiky an'zany njy: na de lavitry ny maso aza de akaikin'ny fo foan2!
93. Herimiafina ( 06/12/2005 01:16)
Efa hoe mitombina io kou Jennifer kou tsss, hehehehe:-D:-D:-D:-D
94. jennifer2 ( 06/12/2005 01:41)
an2, za tsy hanaiky. mitomany eo za an!
95. Herimiafina ( 06/12/2005 01:43)
Ataovy hoe mitombina io de meko mofo ramanonaka iray njy, hehehhehee:-D:-D:-D:-D
96. jennifer2 ( 06/12/2005 01:50)
ampio mfogasy kalony.
97. Herimiafina ( 07/12/2005 21:44)
Eny ary e, de manorata amin,izay manao hoe mitombina io, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
98. jennifer2 ( 08/12/2005 03:36)
de mbola ampiana zavatra hafa koa ka!
99. Herimiafina ( 09/12/2005 15:12)
Teneno haingana ary fa misy mahatratra eo zah hoe manao tsolotra klé, hehehehe:-D:-D
100. tsahanontaniana ( 09/12/2005 23:38)
loin des yeux, très près du coeur si on est amoureux(euse) si non ce n'est pas d'une véritable AMOUR=((
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3833