loin des yeux, loin du coeur

1. fiaritiana ( 24/11/2005 01:01)
salama daolo o!
dia mitombona ve io teny io hoy nareo????
répondu par jennifer2 le 26/12/2005 22:25
2. xxx ( 24/11/2005 01:05)
mety tsy marina tateraka nefa ko ze mavangivangy tian-kavana:*
3. fameusecousine ( 24/11/2005 01:05)
amiko aloha tsy mitombina ehh..fa miakina @ intensité ny relation nareo ihany ka..tratran i zany nga ianao ..:lol:
4. fiaritiana ( 24/11/2005 01:14)
mba manontany ny hevitrareo fotsiny e! tsy aiko avy aiza io no mipoitra fa raha ny amiko manokana tsy mitombona io zavatra io!!
5. akamatiana ( 24/11/2005 01:18)
mitombina beuuh mitsy io !
6. jennifer2 ( 24/11/2005 01:26)
Sady mitombona io no tsy marina.
Mitombona satria nahoana? raha lavitry ny maso le olo-tiana, sans corespondance na de mail aza, be ny fakam-panahy manodidina, mihalefy ilay fitiavana, donc miha-lavitry ny fo. donc fomba iray hikolokoloana ny fitiavana ny correspondance samihafa (phone, net, poste,...).
Tsy marina satria, ny fitiavana dia avy @ A/tra. Noho izany, tsy tokony ho lefy raha tena le avy @ A/tra. tokony hitombo foana aza "loin des yeux pres du coeur".

Amiko, lavitry ny maso fa akaikin'ny fo
7. fiaritiana ( 24/11/2005 01:29)
akamatiana:zany an!azavao oe?

jennifer2:miombon-kevitra aminao zà!loin des yeux, pres du coeur!!
8. akamatiana ( 24/11/2005 02:02)
fiaritiana> njaso klou! am fitiavan'ouldroa ve klou sa am famille e!
9. cutie ( 24/11/2005 03:58)
tsy mitombona
10. Herimiafina ( 24/11/2005 05:51)
Tena mitombona io klé, tiko hitombona be io hatao excuse klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
11. cutie ( 24/11/2005 06:00)
herimiafina , manararaotra :-D
12. Herimiafina ( 24/11/2005 06:04)
Mba atovy mitombona moa io klé, olona efa tsita tsony ve mbola tiavina ihany, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
Izy kou any zay efa mihodina be.
13. akamatiana ( 24/11/2005 06:08)
ra oulndrou d mitombina beuuh mitsy io fa ra am fianakams tsy mitombina :-D:-D
14. cutie ( 24/11/2005 06:09)
akamatiana, tsy mitombona wa :-D
15. Herimiafina ( 24/11/2005 06:28)
Aza asiana diskussion be tsony ry reto fa aleo hitombina any kah. hehehehe:-D:-D
16. cutie ( 24/11/2005 06:29)
in ny mampitombina azy eo zao :-D
17. Herimiafina ( 24/11/2005 06:32)
Ka mitombina kah, mitombona fotsiny sans discussion, pour une fois misy zavatra mapetipety ny fiainako, hehehehe:-D:-D
18. cutie ( 24/11/2005 06:33)
:-D:-D:-D:-D
19. Herimiafina ( 24/11/2005 06:35)
Hay miaiky ihany njy. Ka raha loin des yeux toute la vie aza ve zany de mbola proche du coeur foana, njaso eo Paoly klé. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
20. cutie ( 24/11/2005 06:37)
lasa ghost :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2073