loin des yeux, loin du coeur

101. jennifer2 ( 13/12/2005 03:14)
tsahanontaniana: loin des, tres pres du coeur marina!
Herimiafiana: ampiana (aleo atao moramora: ampiana mofo akonjo)
102. cocorie ( 16/12/2005 07:28)
Samy manamboatra saina daholonareo fa zavatra marina sy mitombina zany. Mifankahita aza misy ny blèm ka maika fa tsy mifankahita.
103. Herimiafina ( 17/12/2005 01:07)
Han izay ahay vao nisy niandany tamiko klé, bravo akia ry cocorie an, hehehehe:-D:-D
104. jennifer2 ( 26/12/2005 22:25)
Herimiafina! za aloha tsy hanaiky an'zany loin des yeux loin du coeur-nao zany e! avelao zay te hiandany aminao hiandany fa ny ahy tsotra fotsiny ny teniko: loin des yeux, pres du coeur foana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.389