loin des yeux, loin du coeur
41. fiaritiana
(
24/11/2005 09:04)
Herimiafina:
Gay zany fahadisoana be mihoampampana klé, o ry ari.malala an, iza miteny hoe misaraha-toerana raha tena mifankatia be tokotrany. Tsy tia akory zany raha misara-toerana, mody lazaina hoe ny fitadiavana mahazaka maniraka nefa zavatra hafa mahintsiny le tedavina any, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
ka raha fisarahan-toerana tsy fidiny? fa angaha moa hoe hijanona mandrakizay fa rehefa tena tia tsy mitombina izany
so de efa voan zany ra herimiafina, lasan-dry zalah ny azy klé!!
42. fiaritiana
(
24/11/2005 09:05)
ny vehivavy matetika no tena mahandry fa ny lehilahy???? tsy haiko aloha e!
43. ari.malala
(
24/11/2005 09:55)
atao aza we mpivady tsika sy Herimiafina d i Herimiafina mpiasampanjakana, d nalefa nanao mission enao d aôna zany? ts hande enao satria tia ahy?d in no honanintsika ao sy ny hamelomana ny zanatsika? enao ty wa tena tsssssssss
45. Ragadona
(
24/11/2005 13:22)
Arakaraka ny tantara iombonan izy roa ihany io, ra fitiavana tsy nisy sonia d mety hoadino
49. Herimiafina
(
24/11/2005 16:51)
ari.malala:
atao aza we mpivady tsika sy Herimiafina d i Herimiafina mpiasampanjakana, d nalefa nanao mission enao d aôna zany? ts hande enao satria tia ahy?d in no honanintsika ao sy ny hamelomana ny zanatsika? enao ty wa tena tsssssssss
De ataontsika hoe misy lalana ao amin'ny asampanjakana hoe ny mpivady de tsy mahazo misara-toerana, de inn no hisaraha-toerana ry tonaka malala e?
50. Herimiafina
(
24/11/2005 16:53)
fiaritiana:
ka raha fisarahan-toerana tsy fidiny? fa angaha moa hoe hijanona mandrakizay fa rehefa tena tia tsy mitombina izany
so de efa voan zany ra herimiafina, lasan-dry zalah ny azy klé!!
Gay gay gay, io le hoe TSY FIDINY io mahintsiny le excuse fahenon'i herimiafina foana klé, fohazina daholo ny angatra sy ny avaelo etsy sy eroa entina hanamarianana ny fisaraha-toerana de classser-na ao anatin'ny tsy fidiny nefa de fanahy iniana be tsotra izao satria TSY TIA, TSY TIA tSY TIA.
Mba miangavy ry reto mba hataovy mitombina io an, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
52. Herimiafina
(
24/11/2005 17:22)
Impossibla completement aky zany ry fasaly an, impossibla tsotra izao, am-voalohany ihany fa iray na roa volana ihany no près du coeur de izay no vita, mahita akanga tsara soratra isankarazany de adino le akoho tamantrano. heheheheh:-D:-D:-D:-D
Nareo ve mbola tsy naheno le fanontaniana fitsapana hoe: TAMANA VE IANAO ANY? rehefa mba mi-telephone. Dikan'io de hoe ADINONAO AMIZAY VE ZAH (...fa zah efa nanadino anao de zarako aza enao tamana any klé).

53. fasaly
(
24/11/2005 17:56)
marina aky zany ry hery a! efa nanana eksperiansa momba izay aho fa na izany aza tsy hadino kosa e!....
54. Herimiafina
(
24/11/2005 17:59)
Tsy conte de fee tsony fa tena réalité, io no mampitombona le loin des yeux loin du coeur forcer-ko hitombona tsotra izao tsy misy hatak'andro, alohan'ny handefasana azy any amin'ny parlemanta sy ny senat klé.:-D:-D:-D:-D
55. hesham
(
24/11/2005 18:43)
mitombina amiko io , ny ahy refa lavitra ahy dia efa any izy zay na dia tiako ary izy tsy ataoko amparary fo lotra satria raha ohatra harary fo aminy za nefa izy any mety tena sambatra be mintsy dia aleoko tsy eritreretina lotra ny aminy , refa mifankahita ka mbola masaka dia masahana dia refa tsy masaka dia tsy marary fo lotra za. Ny ahy ny lhl refa tsy eo anilako dia efa tsy atokisako raha tsy hoe anga efa vady zany hoe misy zavatra mamatotra.:-D:-D:-D
56. fasaly
(
24/11/2005 19:52)
marina klou zany e! fa na vady eo anilanao eo kou aza
rehefa mivoaka ny trano de efa tsy hatokisana an!
rehefa mivoaka ny trano de efa tsy hatokisana an!
57. hesham
(
24/11/2005 20:01)
fasaly hihihihi ie , za dia tena tsy matoky lhl tsony mintsy:-D:-D:-D:-D
58. Herimiafina
(
24/11/2005 20:05)
F'iza mou no niteny taminao hoe matokisa lehilahy ry hesham, tsisy azonao atokisana zany eo, hehehehe:-D:-D:-D:-D
59. hesham
(
24/11/2005 20:10)
ka za taloha natoky be de vofitaka fona . Nareo lhl ve mba matoky anay vhv .:-D:-D:-D:-D:-D:-D
60. fiaritiana
(
24/11/2005 21:16)
Herimiafina:
Impossibla completement aky zany ry fasaly an, impossibla tsotra izao, am-voalohany ihany fa iray na roa volana ihany no près du coeur de izay no vita, mahita akanga tsara soratra isankarazany de adino le akoho tamantrano. heheheheh:-D:-D:-D:-D
o ry herimiafina a! mety impossible io aminao fa mety misy chance ihany raha eto an tany misara-toerana fa mifankatia e!
tsy hiteny an le olona zà fa zà mahita e!complètement amoureuse sans chercher des autres!sa tena efa nihivingivina mihitsy se oe tsy mitombina io fa efa nofitahan le jo tary zà e!:-D:-D