loin des yeux, loin du coeur
21. Herimiafina
(
24/11/2005 06:42)
Sady lasan-dry zalahy. Avelao any antsaha anie ny zanak'ondry raha tsy lanin,ny amboadia daholo e, hehehe:-D:-D
22. ari.malala
(
24/11/2005 06:42)
lasa ghost @ ahoana aza :-D:-D
arakaraky ny intensite n'ilay fifankatiavana hoy aho, fa ny tokony ho izy raha tena olontiana d loin des yeux près du coeur :)
arakaraky ny intensite n'ilay fifankatiavana hoy aho, fa ny tokony ho izy raha tena olontiana d loin des yeux près du coeur :)
23. cutie
(
24/11/2005 06:45)
na de zany aza refa tinao ve le oul de tsy andrasanao :-D
avela ho lanin'ny ambodia hono :-D
avela ho lanin'ny ambodia hono :-D
24. Herimiafina
(
24/11/2005 06:46)
Gay zany fahadisoana be mihoampampana klé, o ry ari.malala an, iza miteny hoe misaraha-toerana raha tena mifankatia be tokotrany. Tsy tia akory zany raha misara-toerana, mody lazaina hoe ny fitadiavana mahazaka maniraka nefa zavatra hafa mahintsiny le tedavina any, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
26. Herimiafina
(
24/11/2005 06:53)
Ie ka aleo raisina antendrony mahintsiny mba hampitombona azy haingana klé, Mila mitombona io hevitra io, raison d'état, kestion de vie ou de mort, hehehe:-D:-D
28. Herimiafina
(
24/11/2005 07:01)
Raha tena mifankatia tokotrany de tokony tsy misara-toerana zany, matou mahavita misara-toerana de efa tsizy zany, n'inn n'inn antony de hoy ny lalampanorenan'ny fitiavana hoe izay no vita, na ho ela na ho ahaingana, fombafomba sisa le manoratra sy le mi telephone, lasa roue de sekoro, lasa filandraha tsy mahita refa tsy mety ny tantana any lavitra any. hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
29. cutie
(
24/11/2005 07:05)
ka raha tafasara toerana de ahona ? (nono ny zava-misy )
nga io misy lalampanorenana we tsy maintsy zao de zao :-D
tsy ary ho voasakanao eo daholo ny onjan'ny fiainana e :-D
nga io misy lalampanorenana we tsy maintsy zao de zao :-D
tsy ary ho voasakanao eo daholo ny onjan'ny fiainana e :-D
30. Herimiafina
(
24/11/2005 07:11)
Ka zay mahintsiny, mora sarahin'ny onjampiainana, mora entin'ny zava-misy, mora rava zany en somme e.
Le lalampanorenana zany vao noforoniko vao teo e, de tsisy kianina tsy mila fidina na ankatoavin,ny vahoaka fa tonga de lany tsy misy hatak'andro sans discussion, didy jadona, hehehehe:-D:-D:-D:-D
Le lalampanorenana zany vao noforoniko vao teo e, de tsisy kianina tsy mila fidina na ankatoavin,ny vahoaka fa tonga de lany tsy misy hatak'andro sans discussion, didy jadona, hehehehe:-D:-D:-D:-D
32. Herimiafina
(
24/11/2005 07:14)
Dec mbola ahita fanankianana manja be njay zao njy io ry cutie fa hitako eto sahady, hehehehe:-D:-D:-D:-D
34. Herimiafina
(
24/11/2005 07:19)
Hamafiso zany le fitiavana ngo de sarahany klé, perta be eo ny fiaraha-monina, hehehehe:-D:-D:-D:-D
35. cutie
(
24/11/2005 07:21)
ka raha tsy voasedra koa le izy de lasa perta ny fiaramonina ka :-D (le onja io )
36. Herimiafina
(
24/11/2005 07:26)
Ie ka mila sedraina zany e, mila hampitomboana kalongany de tsy mi-exista tsony zany loin des yeux zany, hehehehhehehe:-D:-D:-D:-D
38. Herimiafina
(
24/11/2005 07:31)
Fa mitombina kou le "près des yeux, loin du coeur" an, tanjemo ihany.
40. diamondra27
(
24/11/2005 08:11)
cutie a! aza de miandry zany fa zao nge le tenintsika gasy e! ANDRASO EO PAOLY AMETAKA LAKAOLY de mety tsy hiverina tsony lery de ahoana???