loin des yeux, loin du coeur
61. cutie
(
25/11/2005 02:59)
diamondra27 [ Valio ] 24-11-2005 12:11:18
Lohateny : Re : loin des yeux, loin du coeur
cutie a! aza de miandry zany fa zao nge le tenintsika gasy e! ANDRASO EO PAOLY AMETAKA LAKAOLY de mety tsy hiverina tsony lery de ahoana???
ka raha ohtra ka tsy nifanaraka we tsy hifampiandry de ekeko ny anjy fa raha ny contraire de laviko tsotra zao :wink:
65. ari.malala
(
25/11/2005 12:38)
mamzelkely:
mitombina ve ky io ry ari :wink:8):-D non eeeee:-D
tsy haiko alo eeeeeeeeee, tamiko izy nitombina koooo;) kôpy njy e :P
66. ari.malala
(
25/11/2005 12:39)
Herimiafina:
ari.malala:
atao aza we mpivady tsika sy Herimiafina d i Herimiafina mpiasampanjakana, d nalefa nanao mission enao d aôna zany? ts hande enao satria tia ahy?d in no honanintsika ao sy ny hamelomana ny zanatsika? enao ty wa tena tsssssssss
De ataontsika hoe misy lalana ao amin'ny asampanjakana hoe ny mpivady de tsy mahazo misara-toerana, de inn no hisaraha-toerana ry tonaka malala e?
ie, raha misy an'io lalàna io d ts misaraka fa tsisy le lalàna ko... d in no hataonao sa hamorona lalàna vaovao enao d ts misaraka tsika? :)
67. ericgael
(
25/11/2005 13:32)
Mpandefa : hesham
Lohateny : Re : loin des yeux, loin du coeur
ka za taloha natoky be de vofitaka fona . Nareo lhl ve mba matoky anay vhv .
za alou ry reto tsy matoky raha lasa any lavitra any ny vhv a.
amiko mitombona io, fa za mahita olona akaiky ahy am-lé cas, fa lasa formalité sisa lé mifaoy tel say ny mail sns

68. Herimiafina
(
25/11/2005 15:40)
ari.malala:
Herimiafina:
De ataontsika hoe misy lalana ao amin'ny asampanjakana hoe ny mpivady de tsy mahazo misara-toerana, de inn no hisaraha-toerana ry tonaka malala e?
ie, raha misy an'io lalàna io d ts misaraka fa tsisy le lalàna ko... d in no hataonao sa hamorona lalàna vaovao enao d ts misaraka tsika? :)
Hafa anie ny mission ry malala fa hafa koa ny affectation e, ny mission mety une semaine d embola avotrabla foana le fifankatiavana, fa le affectationa mantaonany de tsy azo sarahana ny mpivady, misy le lalàna kah, tena misy, Droit administratif io.
Bisous lou njy na de zany aza e, njy ne na loin des yeux an'i herimiafina aza de pr`s de son coeur-ny e, hehehehe:-D:-D:-D:-D
69. cutie
(
26/11/2005 04:28)
fiaritiana [ Valio ] 25-11-2005 12:22:07
Lohateny : Re : loin des yeux, loin du coeur
cutie:mody ekena sa tena ekena e!
mody ekena ka :-D
70. Herimiafina
(
26/11/2005 05:02)
Ohatrinona no omeko anao de tena manaiky tanteraka sans discussion enao ry cutie? hehehehe=))=))=))=))
72. akamatiana
(
26/11/2005 05:14)
akamatiana hihihihihi, ao ary ekena we mitombona eweeee :-* mitombona mou io ô hihhihih
74. Herimiafina
(
26/11/2005 05:18)
Tena mba miangavy antanadroa moa ry reto mba ataovy ze mampitombona an'io an, tapaho ny jiro de angalaro kely ny vato, omeo tsolotra ny namana rehetra mba handany an'io hoe mitombona fa very fihinana i herimiafina, hehehehe=))=))
76. Herimiafina
(
26/11/2005 05:24)
Kay aza masika moa ry kalakely an, lelafiko re ny faladihanao virtuel fa mba ataovy mitombona tanteraka sans diskusion io an, manjary manantena be anlé sipa lavitry ny masoko izay zah mantsy, hehehehe:-D:-D:-D:-D
79. Herimiafina
(
26/11/2005 05:39)
Misy amendement kely ampidirina amlé lalampanorenan'ny fitiavana, valabla amin'ilay sipa lavitry ny mason'i herimiafina izay ihany io lalana io fa tsy valabla amin'ny namana serasera, hehehehehe=))=))=))=))