aza be resaka fa tonga dia tohizo

81. mamzelkely ( 10/11/2005 07:29)
de tonga ty le mpanome pain choco
de ts hita le saika omena
de miandry zany
de za njay mihaino ambondrona
de "tsy hay" le hira
de vita le izy
de zay sy zay le izy
de refaveo njay..
82. dadabe ( 10/11/2005 12:37)
de nanhy zah
de nanohy ianareo
de nanohy isika
de....
83. sasa ( 10/11/2005 13:10)
d misaotra tam le pain choco
d nilay be mintsy le izy
d le nohenoko teo kou Ambondrona
d le "miandry aho" nefa le izy
d tiako manko io hira io
d izay no malaza
d izay no tohiny
d tapitra ny androany
84. dadabe ( 10/11/2005 16:43)
d hody zany elah
d hody aiza?
d hanao inn?
d mampamangy any less zama a :wink::wink:
85. Veloo ( 10/11/2005 17:41)
de namaky ny adalana tato za
de mime
de nanoratra
de mihaino rvg
de nandefa taratsy an'i dadabe :-*
86. sonwin ( 10/11/2005 21:27)
de faly i dadabe:)
d za zany te hatory
de hande hatory
de hanonofy
de radem e
d maraina vaovao
87. ari.malala ( 11/11/2005 06:08)
mamzelkely:

de lasa njay ari.malala am le style ts kobo
de ts maintsy hisy hanaraka refaveo
de aleo zay
de refaveo njay..



tsiky d ampy ke
d tsiky hatrany
d tsyky fônafa
d:à
d:)
d:)
d:)
88. mamzelkely ( 11/11/2005 06:45)
de manaôna dôly njay
de maraina njay ny anjo
de mitsiky ari.malala
de zao njay efa lalatina no henoko
de 'ianao namana' ny hira
de za tam maraina nihinana mofotantely
de zay njay alo
de refaveo njay..:wink:
89. dadabe ( 11/11/2005 13:04)
de hanao inn njay...
d faly zah fa nahazo ttsy tany @ veloo :*
d nosokafako
d novakiko(ttsy an )
d niara-namaky zahay
d ........veloo:*:*be :wink:
90. Mifenty ( 12/11/2005 14:07)
kely atao v oa tsika zany r bedada androany???
91. dadabe ( 13/11/2005 07:51)
:D:D nanao ahoana lety ny tohin'ilay sipa ra-mifenty?? masaka ve le ????:-D:-D:-D
92. Veloo ( 14/11/2005 17:10)
:roll::roll::roll:
inn ndray io ry dadabe lozana manontany ny sipan'ol hafa any ndray any? :twisted:
93. ari.malala ( 15/11/2005 05:36)
hihihihihihihhihii! io anie le noteneniko we film efa nande ihany no miverina eeeeeeee:-D:-D:-D:-D:-D:-D
94. mamzelkely ( 15/11/2005 07:14)
aza averina tsony le film efa hita ka...:-D:-D
95. ari.malala ( 15/11/2005 08:01)
ko mbola ts lany ny popkorn anjy ry mamzelkely d naverin zareo le film ko...lol
96. mamzelkely ( 15/11/2005 14:08)
efa lany ka...:°)
97. Mifenty ( 16/11/2005 09:37)
mbola ketrehina lty lé nahandro ra dada ah.
98. Veloo ( 16/11/2005 18:03)
mifenty a iza zany kay?
nareo roa zany tsy mba nizara akory :(
99. mamzelkely ( 17/11/2005 07:50)
ts nitohy tsony le kozy tato kay8):-D:-D
100. Mifenty ( 17/11/2005 14:10)
Veloo tsy fantatrao le izy na de ataoko eto aza ny description ny kou. Joba mafatifaty zay le izy.

SAdy tsy mety kou oe sipa no zaraina kou . Sa aona radada?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082