aza be resaka fa tonga dia tohizo

101. sasa ( 17/11/2005 14:15)
ahan hay ve toy izao ny ato e! notohizana resaka sipa ve le izy :-D:-D
102. Veloo ( 17/11/2005 18:30)
mifenty a :-D:-D:-D
103. mamzelkely ( 18/11/2005 14:00)
:? ts kopy zelkely fa miditra fôna :-D:-D
104. Mifenty ( 18/11/2005 20:37)
veloo??? misy inn mou?
105. Veloo ( 18/11/2005 21:25)
Mifenty :roll: jereo ery ambony :roll:
106. xxx ( 18/11/2005 23:09)
de nifenty veloo
de niaraka izy roa
de nankany amin ny resto
de nanao rendez vous
de nifampifenty e
107. Mifenty ( 19/11/2005 10:19)
d tairo tkou zany ry veloo fa otrany xxx be izy zany le.
108. dadabe ( 19/11/2005 12:09)
xxx>:evil::evil::evil::evil: ary ity xxx ity tena bandy nanakivy mihitsy a:@
veloo efa ahy :-$
mifenty>:-$
109. xxx ( 19/11/2005 18:33)
de nanakivy xxx
de tsy kivy Veloo
de tairo ouzy mifenty
de lasa ny azy roa
de latsaka ny pataloha
110. Veloo ( 20/11/2005 02:45)
rehefa te-hiresaka ry xxx dia ampishoy ny ps-nao eto a aza manao otran;io fa karazan'ny ol kabosa ireny...:twisted::twisted::twisted:
111. Mifenty ( 20/11/2005 10:16)
veloo ah, kanosa fa tsy kabosa ngamba no tinao soratana e.

112. dadabe ( 20/11/2005 15:28)
:lol::lol: ary miara-tezitra zahay mitsam a:wink:
113. xxx ( 20/11/2005 21:21)
de tezitra Veloo
de nanoratra kabosa
nefa tokony hoe kanosa
de nahitsin i mifenty
de hoy dadabe hoe tena tezitra izy mitsam!!
de lasa nihinan kanina
114. Veloo ( 20/11/2005 22:16)
dadabe :-D:-D:-D:-D:-D
mivoa tao ry xxx a
nareo ko tsy mahay teny gasy kabosa ny fiteny nareo ko zany tsy gasy ko,
Mifenty a kabosa (O) amin'ny teny frantsay fa tsy teny gasy.:roll:
115. xxx ( 21/11/2005 11:00)
tena tsy tafavoaka aho ry veloo a!ny lohako mi coincé ato fa mbola miezaka mivoaka zà
kabosa amin ny teny frantsay hoy enao????
116. Mifenty ( 21/11/2005 13:06)
OK AZANY E

AM ANARANNNN .... MIVOAHA TAO I XXX,,??? HI HI
117. xxx ( 21/11/2005 14:29)
avoay ato zà ry mifenty a!kay, sempotra a!
118. Mifenty ( 22/11/2005 08:56)
fanga kosa ratsy fofona loatra ilay rivotra nalefan'i xxx no dia nanempo-tena otran zany lé .

hi hi hi
119. xxx ( 22/11/2005 09:20)
ka ataon'i Mifenty ao ambany elika izy ko
hi hi hiaiza no tsy ho sepotra
120. xxx ( 22/11/2005 09:25)
na andefa rivotra aza aho tsy afaka ry mifenty a!efa hoe tery be aty koa!!vonjeo e!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0587