aza be resaka fa tonga dia tohizo

61. sasa ( 07/11/2005 14:08)
d mirava amzay
d mody indray
d mifampisisika am bus:-D
d tonga tany an-trano:D
d nifanao bisous :*
d nisolo akanjo
d nisasa
d nisakafo
d natory
d n........
d nanonofy
d rampitso indray ny tohiny:-D
62. mamzelkely ( 07/11/2005 14:49)
de miandry ny tohiny rapitso
de mbola ato apesana alo
de mody ko refaveo
de inn..
:roll:
63. Veloo ( 07/11/2005 15:28)
de mijery ny adalanareo rehetra :-D:-D:-D
de mamaky
de mime
de manoratra
de miasa
de mihaino rvg :-D:-D:-D
64. ari.malala ( 08/11/2005 05:55)
d mandefa dedikasy
d manimanina maheno hira
d manaraka hira
d
d
d
d
d............;;
65. mamzelkely ( 08/11/2005 06:35)
de zay ts maheni rvg :(
de mandefa hira hafa o^o
de mamaly dinika njay
de ts haiko tsony..:-D
66. Ragadona ( 08/11/2005 09:52)
D nasoriny hono vao natsofony
nefa anie ka atsofoka vao esorin e. ivereno efotony ry zareo fa tsy any am intention ny mpamorona ntsony nareo zany ka manjary tsy azony ny hevitra katsahiny
67. dadabe ( 08/11/2005 11:25)
efa hoee toi aza be resaka fa avy hatrany de tohizo
de...
68. mamzelkely ( 08/11/2005 11:39)
de tohizako njay
de manohy njay
de tohizo njay..:-D
69. ari.malala ( 08/11/2005 12:09)
d za himeme:-D:-D
d za hanoaka be^^^^
d nitranga lela:-P:-P:-P
70. mamzelkely ( 08/11/2005 12:18)
de tanjemo idiran lalitr refa manôka
de cool fotsony klou a..8)
de aleo amizay himeme:-D:-D
71. ari.malala ( 08/11/2005 12:20)
mitapim-bava k:-D:-D
72. mamzelkely ( 09/11/2005 07:29)
de maraina njay ny anjo
de mitsiky fotsiny alo:)
de ts mahita soratana:roll:
de aleo njay refaveo :°)
73. ari.malala ( 09/11/2005 09:30)
:)
:)
:)
:)
:)
:)
:)
:)
:)
:)
:)
74. mamzelkely ( 09/11/2005 12:01)
de lasa njay ari.malala am le style ts kobo
de ts maintsy hisy hanaraka refaveo
de aleo zay
de refaveo njay..
75. dadabe ( 09/11/2005 12:40)
de nazoto izy
de nikaly
de nandeh bus
de......
76. sasa ( 09/11/2005 14:02)
d nihinana pain choco
d nitchat
d namaly dinika
d nantsoiny rasefo
d nomeny asa be
d nety vita le asa
d mbola eo am-panaovana
d izay vao hody amzay
d nikoty sipa teny an-dalana
d rampitso indray:-D
:lol:
:lol:
:lol:
:lol:
77. kiali ( 09/11/2005 19:46)
veta koa lery zany!!
78. fasaly ( 09/11/2005 20:17)
de tohizo ri kialo a!
de hotohizako izany!
de tohizanareo amzay...
79. sonwin ( 09/11/2005 21:05)
de fasaly misy miandry atsy amin fanambarana atsy...
de ahona toi amin'ny ragadona...
de eo indrindra isika izao...
de zay le izy ka
80. sasa ( 10/11/2005 07:15)
d hi hi hi hi hi
d tonga eto indray
d nihomehy be mintsy
d noana fa tsy nisy pain choco intsony
d le mpanome manko mbola tsy ato
d otran'ny misy hira tsara be izany mandeha am radio izany
d nihaino aloha
d ahona kou moa!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4561