aza be resaka fa tonga dia tohizo

41. ari.malala ( 03/11/2005 14:27)
d nihazakazaka nitsoaka
42. Veloo ( 03/11/2005 18:59)
fa naninn' ty sonwin :-D:-D:-D
de nanenjika
de nahatratra
de nanoy
de nihinana
de voky
de nitomany
de nihimehy
43. cutie ( 04/11/2005 03:16)
de lasa nahay teny gasy veloo zany :)
44. sasa ( 04/11/2005 05:45)
d maraina injay ny andro
d nifoha
d nisasa
d niakanjo
d nisakafo
d nandeha
d tonga taty am-piasana
d niasa
d nijery serasera
d nihomehy
45. ari.malala ( 04/11/2005 06:25)
d mamaly hafatra
d mamaky hatsikana sy lalao
46. dadabe ( 04/11/2005 10:21)
de nakao @ simicro antaninarenina
de nakao @ shoprite antaninarenina
de....
47. diamondra27 ( 04/11/2005 14:27)
d nifoka sigara b de b
d may ny trano
d tonga ny pompier
48. mamzelkely ( 04/11/2005 14:33)
de nitomany fa may ny ordi
de ts mahita atao fa tsisy serasera
de..
49. diamondra27 ( 04/11/2005 16:56)
d nakany @ cyber café
d niantso namana serasera
d nandefa dinika teto
d namaly ny namana
d d T
50. Veloo ( 04/11/2005 17:52)
de niresaka t@ cutie
de nahay teny gasy i veloo
de niteny an'i cutie oe mora be ny teny gasy
de nilaza an'i cutie oe za anie gasy e
:-D:-D:-D:-D
51. cutie ( 05/11/2005 04:07)
de hummmmmmmmmmmmmmmmm fotsiny hoy cutie avy eo :-D
52. dadabe ( 05/11/2005 04:08)
:*:*
de nilaza hoe milay veloo
de nimemeh be veloo
de...
53. cutie ( 05/11/2005 04:18)
de :@ dadabe
54. mamzelkely ( 07/11/2005 07:23)
de nimeme nahita ny zvt vôsotra ato:-D
de mamaly dinika njay
de..
55. sasa ( 07/11/2005 08:31)
d tonga indrany ny alatsinainy
d nijery serasera
d namaly ny niera
d niaraka tam vera
d tonga tam lera
d d rehefa avy eo indray:-D:-D
56. mamzelkely ( 07/11/2005 08:44)
de nanao gouter
de tonga eto njay
de ande anjy fa ts mahita atao..:-D:-D
57. dadabe ( 07/11/2005 09:14)
de naninona no tsy nmahita atao?
de nandray bus
de nody
de nihinambary
de nisasa tongotsa
de niborosy nisy
de....
:@
58. mamzelkely ( 07/11/2005 09:32)
de nekanjo njay
de lasa njay
59. ari.malala ( 07/11/2005 10:30)
d mibalady
d main'ny andro
d niditra any @ cyber
d mamaly hatsikana sy lalao ihany
d
d
d
d DDT famonoana bibikely:-D:-D:-D:-D
60. mamzelkely ( 07/11/2005 12:36)
DDT apine krezil kely...:-D
de refaveo misotro dité
de aveo miasa njaay..:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081